Hira Malagasy 100%
Hira Malagasy 100%
  • 163
  • 368 661
Njila-Poopy-Hery -----Ianao ihany (version originale)
Tsy ho sasatra aho miandry anao
Manantena anao ho ahy indray
Na tsy hamiratra aza io masoandro io
Hiandry anao aho, hiandry anao.
Efa mitsilopy ilay faniloko
Hitsenako anao
Alim-be, na hatevim-be aza io aizina io
Hiandry anao aho, hiandry anao.
Raha tonga androany ianao
Ho foana
Ka hisava ilay haizina teo
Ilay haizina
Havaozintsika indray
Ilay fiainantsika teo iny
Diso be mpahafantatra
Ampy izay ny adiady fahiny
Ampangino ny fo tsy hisendaotra
Androany aho dia hiaona aminao
Hibanjina fianambaovao
Zaza tsy mahatokan-dalana aho
Efa zatra notarihinao
Tsy andriko intsony ny ahitana anao
Ampy izay adiady izay
Raha tonga androany ianao
Ho foana
Ka hisava ilay haizina teo
Havaozintsika indray ilay
Fiainantsika teo iny
Nahamenatr’olona
Переглядів: 6

Відео

TARIKA FILAH - FITIA MIFAMATOTRA
Переглядів 1114 годин тому
TARIKA FILAH - FITIA MIFAMATOTRA
TELOFANGADY - Ralay
Переглядів 614 годин тому
TELOFANGADY - Ralay
TELOFANGADY - Gasikara 1
Переглядів 1717 годин тому
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko Ka mirongatra tao anaty ny alahelo Ka mila tsy ho tantiko GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao Tany mamy tsy mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao Hampiray sy hampitambatra...
TELOFANGADY - Soa fianatra
Переглядів 717 годин тому
TELOFANGADY - Soa fianatra
Tarika Filah - Miandry anao
Переглядів 13День тому
Tarika Filah - Miandry anao
THIERA BRUNO - TSIPOLITRA
Переглядів 12День тому
Tsy ranomaso no hanafaka Ny fahoriana ao anatinao Na famoizana izao tontolo izao Noho ilay olona nandao Marina fa nitia ianao ô Mandao ireo havatiana Fantany fa tsy kilalao ô Ny voady izay nekena fahiny Nahoana raha tsiky no handravaka Ity endrikao malahelo Hirahira isika roa mitahiry Ireo fahasambarana taloha Ka izy aza minia manadino Tsy mahatsiaro ity ankany Toy ny tsipolitra manara-damba Mi...
TELOFANGADY - Vohitsara
Переглядів 14День тому
TELOFANGADY - Vohitsara
HERY ( Njila ) - Izahay sy malala
Переглядів 15День тому
Zahay sy i Malala Fony vao nifankatia re Nitondra ny mafy Nibaby fahoriana Isan’andro izao Tsy mahita andro mihiratra Fa haizina foana No mba niainanay Ny lalana nodiavina Tsy hitanay intsony Noho ny hetraketraka Sy ny sompatry ny hafa Ny anjara masoandronay Dia takona tanteraka Tsy tsapanay intsony Izay mba mamin’ny fiainana Nandalo fisedrana Mafy tokoa zahay Namakivaky onja Sy loza marobe Zah...
Tempo Gaigy - Ora iray tsy miverina
Переглядів 10День тому
Oh!ie!ie!e! Mbola tadidinao moa ve? raha mifanena indray isika roa Mbola tsaroanao tsara ve?! tsy nahay nanoroka anao izaho taloha Mbola ao aminao ve? ’lay teny iray nandratra fo Tamin’izay hoy ianao Tiako ianao hoy ianao Dia izaho tsy nandà (eny e!) Andraso eo (2) kely aho Izao no atao hoy ianao Dia nanaiky aho Tsy haiko indray izaho na tia anao Niandry anao teo aho (2) Tsy nitomany aloha Nang...
Njila - Misy zavatra
Переглядів 7День тому
Njila - Misy zavatra
Njila - Miova indray
Переглядів 14День тому
Njila - Miova indray
TIF A TIF - Malala tiana
Переглядів 10День тому
TIF A TIF - Malala tiana
Tarika Zana-Rotsy - Fahatsiarovana
Переглядів 14День тому
Fahatsiarovana Tarika Zana-Rotsy A/C. Razanakoto Jean Charles (Charles Kely)
Tarika Zana-Rotsy - Malalako tomany
Переглядів 28День тому
Malalako Tomany (Titre Album Tarika Zana-Rotsy, 1996 Version K7) Tarika Zana-Rotsy A/C. Razanakoto Jean Charles ( Charles Kely) Membre du groupe
Tarika Zana-Rotsy - Hendry anie
Переглядів 44День тому
Tarika Zana-Rotsy - Hendry anie
Ny Railovy-----Hisy hatsiarovanao ny anarako---A/C: Jerôme Randria
Переглядів 6514 днів тому
Ny Railovy Hisy hatsiarovanao ny anarako A/C: Jerôme Randria
Mamy ny mody ----NY NANAHARY
Переглядів 1314 днів тому
Mamy ny mody NY NANAHARY
Liva Andrianavalona sy Tsanga - Fitiavana tsara rindra
Переглядів 2614 днів тому
Liva Andrianavalona sy Tsanga - Fitiavana tsara rindra
Malai-misaraka----Dadhy Velkira
Переглядів 914 днів тому
Malai-misaraka Dadhy Velkira
Tselatra-----Mbola ho avy
Переглядів 3014 днів тому
Tselatra Mbola ho avy
Mahaleo ( DAMA ) ------- Mihodikodina
Переглядів 2014 днів тому
Mahaleo ( DAMA ) Mihodikodina
Erick Manana -----Izay ratranao dia feriko
Переглядів 2314 днів тому
Erick Manana Izay ratranao dia feriko
MBOLA HISY (Ny Nanahary)
Переглядів 714 днів тому
MBOLA HISY (Ny Nanahary)
Ny Nanahary ----- Tora-pasika
Переглядів 1421 день тому
Ny Nanahary Tora-pasika
Ny fahitako anao - Ny Nanahary
Переглядів 2321 день тому
Ny fahitako anao - Ny Nanahary
MIVERENA ---NY NANAHARY 1968
Переглядів 2421 день тому
MIVERENA NY NANAHARY 1968
Ralanto - Ho tia anao
Переглядів 1921 день тому
Ralanto - Ho tia anao
Rebika - Cyclone (Vol.2)
Переглядів 3728 днів тому
Rebika - Cyclone (Vol.2)
Rebika - Lalana iraisana (Vol.2)
Переглядів 4128 днів тому
Rebika - Lalana iraisana (Vol.2)

КОМЕНТАРІ

  • @clairethemusician968
    @clairethemusician968 21 годину тому

    Great song

  • @SorayaRaharinirina
    @SorayaRaharinirina 22 дні тому

    🙏🙏🙏🙏🙏

  • @anitadfg7195
    @anitadfg7195 Місяць тому

    hiran'ny fahazazana. Anisan'ny hiran'ny rebika tena tiako ny melodien'ilay hira.

  • @liloopuce1
    @liloopuce1 Місяць тому

    Mahatsiaro anao zandry Tendry.😢 Malahelo anareo sy LeTia ary i neny.😢😢😢

  • @nambininaamy6694
    @nambininaamy6694 Місяць тому

    anisany hira tena tiko

  • @Hobynomenjanahary
    @Hobynomenjanahary Місяць тому

    ❤❤❤

  • @addlyconcept5052
    @addlyconcept5052 2 місяці тому

    Dada be Dedesse

  • @blanchettemaillot9919
    @blanchettemaillot9919 3 місяці тому

    Merci ❤❤

  • @randriatahinaherylaurent3803
    @randriatahinaherylaurent3803 4 місяці тому

    Tena ilay version tamin'ny 1995 mihitsy izany a! Kanto e!

  • @randriatahinaherylaurent3803
    @randriatahinaherylaurent3803 4 місяці тому

    Ny fahiny

  • @harenaraj9983
    @harenaraj9983 4 місяці тому

    Djarinako zey Zagnahary Natokisako eky e e e Zazavavy nalemy fagnahy e No niavaka e e e e Herin-taogno sy tsota fanjava e Bangiridagna e e e e ‘Fampivoady ho rano sy vary e Ka tsy hifagnary e ‘Fagnaraka tsara zalahy e Disadisa tsisy e e e Fiaignanay roa nandritrign’izegny e Hafaliagna foagna e e e Fikasagna antsika olombelo ô Zagnahary mandahatra e Tampoko regny amin’olo avy tagny e Nanambady i Djary e Ieeee ia ! (Ô ieee !) Ieeee ia ! (Namako ô !) Ramalala e e e ia ô ! Tampok’ô ô ô ia ! Tsao nô mihevitra tsiahy K’ianao k’hivarilavo ô Tsy mampagnin’ô ô ô Tantikô ô ô ia Ranomaso nameno "mouchoir" e Valin-kasambarako ô Angomagna tsy roa aman-tagny e No niatra tamikô Tsy ho hadinako koa izay lahy aby e Enti-maty an-tany e e e Timantima ny anao mariazy e Na veloma tsy azo ô

  • @lygierasoazanatiana6666
    @lygierasoazanatiana6666 4 місяці тому

    Mankasitra ❤! Ny sangan Asa mipetra ho ankafizinay foana 😢

  • @hariniainamichael1650
    @hariniainamichael1650 5 місяців тому

    Milay e, tsara be

  • @JhureeaRamino
    @JhureeaRamino 5 місяців тому

    §😊 1:38

  • @lilaramananjaona3858
    @lilaramananjaona3858 5 місяців тому

    Tsara bé, mankasitraka tompoko!

  • @chantalrobinson4710
    @chantalrobinson4710 5 місяців тому

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 6 місяців тому

    ❤❤❤🎉🎉🎉🎉

  • @luciennehoareau2354
    @luciennehoareau2354 6 місяців тому

    J'adore cette chanson ❤

  • @elsarlh6299
    @elsarlh6299 7 місяців тому

    ❤❤❤ mahatsiaro ny fahatanorana tamzany. J'adore ❤

  • @sitrakarasoanaivo8876
    @sitrakarasoanaivo8876 7 місяців тому

  • @hraje3636
    @hraje3636 8 місяців тому

    Ndriii😢😢mampahatsiaro ny années collège tao Nanisana t@ 1985. Dédié ko anao ty Narindra

  • @appropsf4166
    @appropsf4166 9 місяців тому

  • @ando_niaina
    @ando_niaina 11 місяців тому

    💗

  • @ainanarindraarivolasoa3274
    @ainanarindraarivolasoa3274 11 місяців тому

    ❤❤

  • @rrlbs1690
    @rrlbs1690 11 місяців тому

    Mifanafatra foana, mifanome fotoana Indrindra tato ho ato Mifanao andraso andraso Kanefa anie impiry impiry no hita mifampitsikera Rehefa injay mikiry ny mba ho merisenera Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Fo mangoraka mandefitra Isam-baravaran'efitra Mifampikasokasoka ,mifanakalokalo sary Tsy mahalala vasoka, Fa aseho miharihary Kanefa anie sahy miamboho Manaloka, manakom-barotra Dia hoe marary fo Ka tsy hananosarotra Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Pitik'afo kely farany Namelona ny anarany Indrindra tato ho ato.... Mifanao andraso andraso

  • @topgun4722
    @topgun4722 11 місяців тому

    Mankasitraka eh

  • @ainarandrianarison8599
    @ainarandrianarison8599 11 місяців тому

    Zan ka vazo.❤❤❤

  • @gabrielleratsirahonana8536

    💯❤️

  • @eli-julastomahasitra916
    @eli-julastomahasitra916 Рік тому

    Mampahatsiro rah ela eky hira ty ai🤗🤗🤗

  • @jeanhubertandrianariveloni8924

    Héhh, hirako t@ zaho mbola kely ito ☺️😊

  • @ANDRIAMAMPIANINATOJONIRINA

    ❤❤❤❤

  • @MendrikaLavorary-gp9lr
    @MendrikaLavorary-gp9lr Рік тому

    ❤❤

  • @ihajajeansraberantoandrian39

    Tiko Enao zoky

  • @Tefusun
    @Tefusun Рік тому

    Tantano hono izy e.

  • @alvinandrianomena3192
    @alvinandrianomena3192 Рік тому

    tiako loatra

  • @sabinekinga6243
    @sabinekinga6243 Рік тому

    Clo Mahajanga baoejy zay mba manana alefaso ato azafady

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 Рік тому

  • @lantorandriampianina9317
    @lantorandriampianina9317 Рік тому

    😢

  • @technicienbip9775
    @technicienbip9775 Рік тому

    lafatra e!!!! Misaoatra nizara e.

  • @randriamanantsoatiandrazae6207

    Mankasitraka e

  • @njakarakotorahalahy9366
    @njakarakotorahalahy9366 Рік тому

    Otrik'afo kely farany, hamelona ny anarany

  • @chantalrobinson4710
    @chantalrobinson4710 2 роки тому

    Tsara no tiako loatra ny hiran'i Njakatiana.

  • @rhliva
    @rhliva 2 роки тому

    Ito le version original fa tsy natao remix tany afrique du sud

  • @malalarakoto5722
    @malalarakoto5722 2 роки тому

    Miarahaba ho an' izay mpankafy an' ity hira ity. Mazava kokoa ity version ity , noho ilay navoakan'ny radio Ravinala tamin' izany fotoana izany. Misaotra ho an' ilay nahita azy.

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 2 роки тому

    loo

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Prière de repentance 🙏. Entendue par le Père. 🙏Amen

  • @Rbatseba
    @Rbatseba 2 роки тому

    Mahafinaritra,mampahatsiaro n'y fahatanorana

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 2 роки тому

    J'❤☹

  • @radonirinaerick2196
    @radonirinaerick2196 2 роки тому

    Tena tiako be ty vazo ty fa Zay vô itako. Mlay e

  • @domoinaradani6811
    @domoinaradani6811 2 роки тому

    Tena artista mahay e <3