Ny fahitako anao - Ny Nanahary

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • NY FAHITAKO ANAO ---NY NANAHARY ---1972 (audio CD)
    Album : "Ny Nanahary--Best-Of"(1998)
    Format : CD, Album
    Label : Super-Music
    Version Audio-Studio
    ============
    (Version Originale:
    Album : "Les Nanahary - Embona / Ny Fahitako Anao"
    ==================
    Izato fahitako anao e
    Toa mamoha eto indray
    Zava-maro mifamaho
    Tao anatiko tao
    Reo andro lasanay fahiny
    Toa tsaroako mitamberina
    ’Lay loharanon’ny fitia
    Ndrao mitraotra tsy hay fefena
    Ny masonao mibanjina ahy
    Ny molotrao feno tsiky
    Toa mamoha eto indray
    Reo andro mamy fahizay
    Nataoko ihany ny hanadino
    Nataoko ihany tsy hahatsiaro
    Nefa izany dia toa foana
    Eo am-pahitako anao

КОМЕНТАРІ •