👍👍👍👍💪❤️❤️ Bravo les KIRK FRANKLIN MALGACHE, je suis très fière de vous tous Top des Tops envie de rentrer à Mada après 40 ans en France, je vous rendrai visite 😍que Dieu vous Bénisse tous et la Gloire seule LUI soit Rendu♥️
Ianao ry Jaovola dia manan-talenta. Ary hainao tokoa ny nisafidy ireo choristes namanao, Chapeau, Hitombo talenta hatrany anie, Ho an'Atra irery irery ny Vononahitra
Izay ahako vao nihaino ny hiranareo nivantana sy nahita anareo nivantana, mariage RASOHAGA tamn samedi 14 aout teo fa top e Tiako loatra, Gloire à Dieu, tsara b.Tena tsara..Misy hainga panahy b nihaino ny hiranareo.Mana peo daolo koa..🤗😊Continuez d etre meilleurs🙏
Ianao mitsikera, ny olona raisin'Andriamanitra. Ianao mbola mitsara, ny fanahiny efa voavonjy. Ny Tompo hamerina hampahafantatra anao fa tsy anao ny fitsarana, tsy mifidy olona Izy, tsy ny endrika ety ivelany no jereny, ary tiany foana ny zanany. Tsy izay endrika ivelany no tsy hitiavany ny zanany, ary toe-po no ilainy.
🎼 Jaws Band 🔹 MITALAHO 🎼 "Andriamanitra o, miantso Anao izahay Mpanota tsy mendrika hiantso ny anaranao akory Nefa hoy Ianao hoe 'zay manantona Ahy Tsy mba ho laviko mihitsy" Fantatray fa ratsy teo imasonao Fa nininay natao Fantatray fa mafy Jesoa ny niainanao Nefa izahay de 'zao Olona nantsoina niodina indray Nanamafy loha oh Nanao fanahiniana tsy niaino Anao Nanamafy fo Fa androany aho hibebaka e Mamindrà fo amiko Ny ratsy ataoko betsaka e Raiso ny fiainako oh oh oh Voagejan'ny fahotana Ny aiko reraka e Omeo fahendrena aho ry Ray Ho zanaka tinao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho oh eh Mitalaho Fafanay ny teny nandratra ny hafa Noho ny fo maloto Ny lolom-po ratsy mbola tsy voafafa Mameno ny fo (Nalehan'ny tongotray) Ny nalehan'ny tongotray Noraisiny tananay tsy mendrika Anao (Tsy mendrika Anao Jesosy) Ny ratsy teo imolotray Zary lasa fiainanay Isan'andro izany (Fa androany Jesosy) Fa androany aho hibebaka e Mamindrà fo amiko Ny ratsy ataoko betsaka e Raiso ny fiainako Voagejan'ny fahotana Ny aiko reraka e Omeo fahendrena aho ry Ray Ho zanaka tinao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho (Raiso eo an-tananao Jesosy ny fiainanay) (Mifona aminao izahay) Mitalaho (Raiso) (Raiso na dia tsy mendrika aza ny zanakao) Mitalaho (Eh mitalaho)
Tsy mahafantatra zay fifandraisan'ireo olona tsirai2 reo @ Jesosy isika...Tsy hay zay ao ampony fa ny endrika ivelany no hitantsika.. ary na hahafantatra aza, tsika tsy Andriamanitra no ande hitsara. Afaka miteny ampitiavana fa tsy mitsara. Refa tsy mety @tsika sy tsy mapitombo ny finoantsika dia tsy mijery sy tsy mihaino fotsiny. Azy sy Andriamanitra ny sisa... Tahian'i Jesosy o
"Andriamanitra o, miantso Anao izahay Mpanota tsy mendrika hiantso ny anaranao akory Nefa hoy Ianao hoe 'zay manantona Ahy Tsy mba ho laviko mihitsy" Fantatray fa ratsy teo imasonao Fa nininay natao Fantatray fa mafy Jesoa ny niainanao Nefa izahay de 'zao Olona nantsoina niodina indray Nanamafy loha oh Nanao fanahiniana tsy niaino Anao Nanamafy fo Fa androany aho hibebaka e Mamindrà fo amiko Ny ratsy ataoko betsaka e Raiso ny fiainako oh oh oh Voagejan'ny fahotana Ny aiko reraka e Omeo fahendrena aho ry Ray Ho zanaka tinao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho oh eh Mitalaho Fafanay ny teny nandratra ny hafa Noho ny fo maloto Ny lolom-po ratsy mbola tsy voafafa Mameno ny fo (Nalehan'ny tongotray) Ny nalehan'ny tongotray Noraisiny tananay tsy mendrika Anao (Tsy mendrika Anao Jesosy) Ny ratsy teo imolotray Zary lasa fiainanay Isan'andro izany (Fa androany Jesosy) Fa androany aho hibebaka e Mamindrà fo amiko Ny ratsy ataoko betsaka e Raiso ny fiainako Voagejan'ny fahotana Ny aiko reraka e Omeo fahendrena aho ry Ray Ho zanaka tinao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho aho, raiso ho Anao indray Manaiky aho fa diso Tsy haiko ny ampitso Mifona aho Ray Hiverina aminao Tompo harovy aho tsy ho may Mila ny tananao Mitalaho (Raiso eo an-tananao Jesosy ny fiainanay) (Mifona aminao izahay) Mitalaho (Raiso) (Raiso na dia tsy mendrika aza ny zanakao) Mitalaho (Eh mitalaho) Amen
Le hira tena tsara, le tonokira tonga dia azo raisina be! Ny vavanay miteny, mandratra ny hafa nohon'ny fo maloto (....) Ny nalehan'ny tongotra, ny raisin'ny tanana tsy mendrika anao 🙏
Tsara, misaotra e !!! Olona tonga mibebaka ireo. Izay dikan'ilay clip raha azoko tsara. Ho an' karazan'olona rehetra ny fitalahona famonjena, ny olona rehetra no afaka tonga eo amin'ny Tompo......
Avy any Norvezy: mozika mahafinaritra, olona tsara. Madagasikara no firenena niavian'ny zanako. Manantena ny ho any tsy ho ela izahay. Hotahian'andriamanitra anie ianao!
" ny vilia fihinanana koa dia mampisy haja sy endrika ny zavatra atolotra ny vahiny" 😊 Ary izay efa mahafantatra ny lalàna hoy ny Baiboly dia hotsaraina araka ny lalàna. Izay manafintohina ny hafa (izany hoe izay mitarika ny hafa amin'ny lalan-diso) dia sny am helo mirehitra afo no anjara toerany. Samia miezaka ny hanatratra ny lanitra fa rombahina fatratra ny fanjakan'ny lanitra ary sarotra ny miditra any. Ny devoly dia manangoly ary mitady zavatra hanaromana mandrakariva ny ratsy . Samia ary mailo. Angataho ny Fanahy Masina hampianatra antsila mandrakariva ny atao hoe lalana marina tsy hitoviza-tsika amin'ny zanak'IZAO TONTOLO IZAO. 💖💝💟
C'est très beau sa donne la chair à poule dès le début. A Dieu la Gloire formidable c'est quand votre prochain concert que je puisse venir s'il vous plait?
Bonjour Mr Alain, notre prochain concert aura lieu ce samedi 17 aout 2019 a 16h au Plaza Ampefiloha, nos billets sont déjà disponible au Nect"Art Ankaditapaka ou bien auprès des membres du groupe JawsBand , merci bien , bonne continuation a vous!
Dia betsaka ny mcritique..Tsy manakatra ny mety ho antony mihintsy hoe inona no anaovan ny ry zareo izao fihetsika sy fitafiana zao?! Amiko manokana,mety ary tena tsara... Miverina mitodika amin Andriamanitra izy reo...
Fiderana lalandava no atolory an'i Tompo , misaotra aminy fampaherezana ampitiavana .Lehibe tokoa izy ka mendrika lo deraina .
Amen
Bravo,Jaovola,du groupe jaw's band,je suis votre fan.
Ny vavanay miteny mandratra ny hafa noho ny FO MALOTO ... Tompo arovy aho tsy ho may, mila ny TANANAO ! Misaotra Jaw"s band
👍👍👍👍💪❤️❤️ Bravo les KIRK FRANKLIN MALGACHE, je suis très fière de vous tous Top des Tops envie de rentrer à Mada après 40 ans en France, je vous rendrai visite 😍que Dieu vous Bénisse tous et la Gloire seule LUI soit Rendu♥️
Tiako loatra ity hira ity 😍😍😍😍 Misaotra Ray tam'talenta natolotrao ireto mpanomponao hanoro lalàna anay am fiainanay. Marina loatra ny tonony 🙏🙏🙏🙏
Ianao ry Jaovola dia manan-talenta. Ary hainao tokoa ny nisafidy ireo choristes namanao, Chapeau, Hitombo talenta hatrany anie, Ho an'Atra irery irery ny Vononahitra
C'est un bon chanson ❤❤
Merci j'ai toujours écouter
Wow wow wow haaaaaaa manetsika ny Fô The best of Malagasy Gospels Love love love And God bless you all 🙌🏽
Izay ahako vao nihaino ny hiranareo nivantana sy nahita anareo nivantana, mariage RASOHAGA tamn samedi 14 aout teo fa top e Tiako loatra, Gloire à Dieu, tsara b.Tena tsara..Misy hainga panahy b nihaino ny hiranareo.Mana peo daolo koa..🤗😊Continuez d etre meilleurs🙏
Latsaka ny ranomasoko..
Misaotra anao aho Jesosy fa mpamindra fo ianao❤️
Deraina ny Avo Indrindra 😍🥰😍
Ianao mitsikera, ny olona raisin'Andriamanitra. Ianao mbola mitsara, ny fanahiny efa voavonjy.
Ny Tompo hamerina hampahafantatra anao fa tsy anao ny fitsarana, tsy mifidy olona Izy, tsy ny endrika ety ivelany no jereny, ary tiany foana ny zanany. Tsy izay endrika ivelany no tsy hitiavany ny zanany, ary toe-po no ilainy.
🎼 Jaws Band 🔹 MITALAHO 🎼
"Andriamanitra o, miantso Anao izahay
Mpanota tsy mendrika hiantso ny anaranao akory
Nefa hoy Ianao hoe 'zay manantona Ahy
Tsy mba ho laviko mihitsy"
Fantatray fa ratsy teo imasonao
Fa nininay natao
Fantatray fa mafy Jesoa ny niainanao
Nefa izahay de 'zao
Olona nantsoina niodina indray
Nanamafy loha oh
Nanao fanahiniana tsy niaino Anao
Nanamafy fo
Fa androany aho hibebaka e
Mamindrà fo amiko
Ny ratsy ataoko betsaka e
Raiso ny fiainako oh oh oh
Voagejan'ny fahotana
Ny aiko reraka e
Omeo fahendrena aho ry Ray
Ho zanaka tinao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho oh eh
Mitalaho
Fafanay ny teny nandratra ny hafa
Noho ny fo maloto
Ny lolom-po ratsy mbola tsy voafafa
Mameno ny fo
(Nalehan'ny tongotray)
Ny nalehan'ny tongotray
Noraisiny tananay tsy mendrika Anao
(Tsy mendrika Anao Jesosy)
Ny ratsy teo imolotray
Zary lasa fiainanay
Isan'andro izany
(Fa androany Jesosy)
Fa androany aho hibebaka e
Mamindrà fo amiko
Ny ratsy ataoko betsaka e
Raiso ny fiainako
Voagejan'ny fahotana
Ny aiko reraka e
Omeo fahendrena aho ry Ray
Ho zanaka tinao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho
(Raiso eo an-tananao Jesosy ny fiainanay)
(Mifona aminao izahay)
Mitalaho
(Raiso)
(Raiso na dia tsy mendrika aza ny zanakao)
Mitalaho
(Eh mitalaho)
Misaotra o :D
Omeo fahendrena aho ry Raiko.amen🙏
Tsy mahafantatra zay fifandraisan'ireo olona tsirai2 reo @ Jesosy isika...Tsy hay zay ao ampony fa ny endrika ivelany no hitantsika.. ary na hahafantatra aza, tsika tsy Andriamanitra no ande hitsara. Afaka miteny ampitiavana fa tsy mitsara.
Refa tsy mety @tsika sy tsy mapitombo ny finoantsika dia tsy mijery sy tsy mihaino fotsiny.
Azy sy Andriamanitra ny sisa...
Tahian'i Jesosy o
mety ve izany valinteninao izany
Ok Miora a.. za mitovi evitra amdri,
Amen 🙏🙏 Raiso zahay Jesosy mitalaho aminao 🙌
"Andriamanitra o, miantso Anao izahay
Mpanota tsy mendrika hiantso ny anaranao akory
Nefa hoy Ianao hoe 'zay manantona Ahy
Tsy mba ho laviko mihitsy"
Fantatray fa ratsy teo imasonao
Fa nininay natao
Fantatray fa mafy Jesoa ny niainanao
Nefa izahay de 'zao
Olona nantsoina niodina indray
Nanamafy loha oh
Nanao fanahiniana tsy niaino Anao
Nanamafy fo
Fa androany aho hibebaka e
Mamindrà fo amiko
Ny ratsy ataoko betsaka e
Raiso ny fiainako oh oh oh
Voagejan'ny fahotana
Ny aiko reraka e
Omeo fahendrena aho ry Ray
Ho zanaka tinao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho oh eh
Mitalaho
Fafanay ny teny nandratra ny hafa
Noho ny fo maloto
Ny lolom-po ratsy mbola tsy voafafa
Mameno ny fo
(Nalehan'ny tongotray)
Ny nalehan'ny tongotray
Noraisiny tananay tsy mendrika Anao
(Tsy mendrika Anao Jesosy)
Ny ratsy teo imolotray
Zary lasa fiainanay
Isan'andro izany
(Fa androany Jesosy)
Fa androany aho hibebaka e
Mamindrà fo amiko
Ny ratsy ataoko betsaka e
Raiso ny fiainako
Voagejan'ny fahotana
Ny aiko reraka e
Omeo fahendrena aho ry Ray
Ho zanaka tinao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho aho, raiso ho Anao indray
Manaiky aho fa diso
Tsy haiko ny ampitso
Mifona aho Ray
Hiverina aminao
Tompo harovy aho tsy ho may
Mila ny tananao
Mitalaho
(Raiso eo an-tananao Jesosy ny fiainanay)
(Mifona aminao izahay)
Mitalaho
(Raiso)
(Raiso na dia tsy mendrika aza ny zanakao)
Mitalaho
(Eh mitalaho)
Amen
Merci
Misaotra
Le hira tena tsara, le tonokira tonga dia azo raisina be!
Ny vavanay miteny, mandratra ny hafa nohon'ny fo maloto (....)
Ny nalehan'ny tongotra, ny raisin'ny tanana tsy mendrika anao 🙏
Hainy Tompo ataony ny zavatra rehetra Misaotra azy namela heloka, makasitra anareo tsra fa tohizo Amen
Tsara, misaotra e !!!
Olona tonga mibebaka ireo. Izay dikan'ilay clip raha azoko tsara.
Ho an' karazan'olona rehetra ny fitalahona famonjena, ny olona rehetra no afaka tonga eo amin'ny Tompo......
Cette chanson me fait remettre sur le droit chemin. Merci
Avy any Norvezy: mozika mahafinaritra, olona tsara. Madagasikara no firenena niavian'ny zanako. Manantena ny ho any tsy ho ela izahay. Hotahian'andriamanitra anie ianao!
The best of Malagasy Gospel 😍
certes mais faut pas oublier les autres que l'on entend plus, ou moins, TGC, Singers GMMC, il y'a les nouveaux aussi comme the called
@@AlainCovers après tout, ce n’est que mon avis
Tafalatsaka amin'ilay hira ny aty fanahiko 😭❤
tsara be mahareta @ asa tompo e tsara Jéhovah amen
Tiako loatra mankasitraka jaw s band !
Voninahitra sy dera ho an' Andriamanitra irery ihany🙏👍
Misaotra e tsara Andriamanitra nanome talenta... Faly aho
Zany ny gônan'Amparafaravola !Tsara loatra ,une abonnée 👐👐👐
Rehefa voakasika ny fonao nihaino dia izay. Aza mitsara na kely aza fa ndeha mitalaho....
💗 tsara ny Tompo. Mankasitraka ny tarika 👌
" ny vilia fihinanana koa dia mampisy haja sy endrika ny zavatra atolotra ny vahiny" 😊
Ary izay efa mahafantatra ny lalàna hoy ny Baiboly dia hotsaraina araka ny lalàna. Izay manafintohina ny hafa (izany hoe izay mitarika ny hafa amin'ny lalan-diso) dia sny am helo mirehitra afo no anjara toerany. Samia miezaka ny hanatratra ny lanitra fa rombahina fatratra ny fanjakan'ny lanitra ary sarotra ny miditra any. Ny devoly dia manangoly ary mitady zavatra hanaromana mandrakariva ny ratsy . Samia ary mailo. Angataho ny Fanahy Masina hampianatra antsila mandrakariva ny atao hoe lalana marina tsy hitoviza-tsika amin'ny zanak'IZAO TONTOLO IZAO. 💖💝💟
Merci zoky e.... Amn'anjy..👍👍👍
Dera ho an'Andriamanitra; Jaw, mba ampio Vidéo hafa re!, TENA TSARA!
Tiako tsotra zao ❤
TENA TSARA LOATRA ITY HIRA ITY ... BRAVO HO AN'ILAY COMPOSITEUR FA MANGORINTSINA NY VATAKO IRAY MANONTOLO ISAKIN'NY MIHAINO AZY ITY
ASIO FAHAMASINANA,tsara lotra ilay hira
Amen
Fantanina kel niova anty ve zan le TGC mb valio f ts maharak
Niala tao izy fa tsy niova an'io ny TGC ka,,, fa mbola misy TGC foana
@@centrekintanaandraharo2403 ah ok misaotra anao @valiteny
Tiako loatra ilay hira fiderana Itô amen
Ny voninahitra anie ho anao ireri ihany ry Tompo tsitoha! Mahafinaritra sy mampietampo be ilay fiderana...Mitsangam-bolo mihintsy maheno azy
tsara le hira ...voninahitra ho an'Andriamanitra
Fa androany aho hibebeka e 😍
Ho an Andriamanitra irery ihany ny voninahitra...makasitraka fa tsra loatra..!!
❤❤❤mitalaho ❤❤
tena tsara .
Voninahitra ho an ' Andriamanitra irery ihany ❤
Tsara loatra 🙏❤️
i do love this song
Amen!!
Mitalaho ao ry Ray🙏🙏
C'est très beau sa donne la chair à poule dès le début. A Dieu la Gloire formidable c'est quand votre prochain concert que je puisse venir s'il vous plait?
Bonjour Mr Alain, notre prochain concert aura lieu ce samedi 17 aout 2019 a 16h au Plaza Ampefiloha, nos billets sont déjà disponible au Nect"Art Ankaditapaka ou bien auprès des membres du groupe JawsBand , merci bien , bonne continuation a vous!
Tiko ❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏
Merci 🙏👍❤️👌
Tena tsara mafinaritra, tohizo fa tsara
🙏🙏🥺😇😇
Mankasitraka e!
tena zany ka hira
Tsara eh!! Tohizao hatrany ny fiderana ny Tompo Jesoa eh! dia aza mivadika @zay mihitsy eh!!
Mafinaritra eee!!!! Mampahery f tohizo
mankasitraka eeeee! tena tsara loatra!
Misaotra indrindra !!! 🥰🥰🥰😭
Merci lesy dada a by Mijoro
Mankasitraka, tena tsara ny midera ny Tompo!
💒🙏
Hallelojah Tsar be
Mister V a bien géchan
😂
Sqq@@gentilbarthelmy3823
Makasitra eee!
Tsara loatra💓💓💓
❤️❤️❤️
Faly miarahaba aiza mba ahitana anareo azafady
Amen, mankasitraka Lehibe
👍⭐🕊️🙏
tsara be, tohizo
j'adore!!
deraina ny tompo fa nomeny tanora masina hitory filazantsara ankira
Tsara loatra
izaho tamin'ny nijery ity clip ity dia dia izaho no hitako ary nandona ahy ilay tonon-kira , izany hoe izaho no resahiny fa tsy nijery an'iza naiza aho , manaiky aho fa diso ary mifona aho ry RAY,tehirizo aho TOMPO BE FITIAVANA
Tsara e!
Dia betsaka ny mcritique..Tsy manakatra ny mety ho antony mihintsy hoe inona no anaovan ny ry zareo izao fihetsika sy fitafiana zao?!
Amiko manokana,mety ary tena tsara...
Miverina mitodika amin Andriamanitra izy reo...
MANDRAY n'y fifonantsika ANDRIAMANITRA REHEFA tena MIAIKY isika fa tena MPANOTA ARY tena MIBEBAKA MARINA , TSY mamerina ireo adalana intsony ,
💕😔Mitalaho
Tsara be ny Arrangement, Tsara be ny Vocale
tsara be waoooooooo
TENA TSARA E!!!! MISAOTRA BETSAKA e!!!
tena tsara ein !
Tsara!!
Tsara eeee
tena tiako loatra
Mlay
❤❤❤
Mankasitraka
MILAY BE!!!
hafa kely koa ny anaran ilay tarika!
tiako be mihintsy io hira io :)
Mampidina tsara iz zan
Tsara ilay hira ary mampandona ny tratra sy hiaiky ny heloka vita tokoa ka manainga hiverina indray eo amin' Andriamanitra! Misaotra anareo (y)
tsy mampifantoka kosa lo le clip e
mankasitraka indrindra fa tena nampifoha
ankafiziko ... tkn mb naseo any am farany kou nmusicien f anay te ait an
Tena tsara, mandona fo