- 7
- 2 117 920
Mahandry RAHERIVAHATR'AINA
Приєднався 9 жов 2013
JESUS is my KING
IZAY VONONA NO MANDEHA (Rija Rasolondraibe)
IZAY VONONA NO MANDEHA (Rija Rasolondraibe)
Переглядів: 3 559
Відео
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
Переглядів 1,5 млн5 років тому
Mahandry RAHERIVAHATR'AINA
Mendrika Ianao - Groupe de Louange Finoana sy Fanasitranana
Переглядів 198 тис.7 років тому
Fiderana sy Fiankohofana Malagasy
Eto Jeso - Groupe de louange Finoana sy Fanasitranana
Переглядів 233 тис.7 років тому
Fiderana sy fiankohofana Malagasy
Mendrika ny dera - Groupe de Louange Finoana&Fanasitranana
Переглядів 141 тис.8 років тому
Hira fiderana
Tournée Mada et Europe - Rija Rasolondraibe (MG)
Переглядів 1,4 тис.9 років тому
Pour nous soutenir/ To support us: www.youcaring.com/tourrasolondraibe2015tour
Eto fanatreAnao ❤
Tsara lotra❤️ voninahitra ho any Andriamanitra irery ihany
Tena tsy misy tahakan ny tompo toko e ! Makasitra,fa tsarabekoa n'y akanjonareo♥️♥️♥️
Merci,fa tena tsarabe makasitraka 😍🙏🙏🙏
Tsara ee ! Makasitraka🙏🙏💖🫶
Makasitraka atsika gasy midera ee!🇲🇬💓🙏🙏👍👍
Makasitraka,fa tsara be ny hira fiderana🙏🙏🙏💖
🔥🔥🔥🔥🔥
Merci ❤fa tiako be
Antsoni kristy
Tena tsara be❤❤❤❤❤1
Mampahery
❤❤❤satriko hihaino fona tena matsiro be
Amena misaotra Jesosy a aminy fahatsaranao isanandro ❤
Anao rery izahay Jesosy an
Zany mihitsy Tompo o, TSY MISY NY TOA ANAO !! Amen ♥
Tsara ianao Jesosy o
mahafinaritra ee❤❤❤
mba ataovy clip iray miokana le hira voalohany e
manachikiana....mokurukaaa yesus
B☪️ Belle louange en langue Malgache🌈 🎇Alléluia🎇 vous êtes bénis🌦️🌨️🌧️💧🌼🌼🌼🤍🌼🤍🌼🤍🌼🤍
Amen any amin'ny Avo Indrindra e waou, Jesosy Kristy Tompo kapiteninay 😍😍😍😍
Dera sy voninahitra ho an'i Jehovah Tompo Telo izay Iray ❤️ Misaotra amin'ny talentanareo
Dieu soit Loué forever
Mankasitraka e
00
❤️❤️❤️
❤🔥
Haleloia haleloia 🙏🙏
Mankasitraka bdb o! Tsara b Way maker! 👍👍👌👌🙏🙏🇺🇸🇺🇸🇺🇸 I miss my country 🥲
Mankasitraka o! Worship in the lamb!🇺🇸🇺🇸👋👋👌👍👍🙏🙏
salama tompoko,mety mahazo ny ton-kira ve tompoko,misaotra indrindra tompoko o
❤❤❤❤❤❤
Tsara loatra ty medley fiderana ty. Mampahazo hery, mahafalifaly. Misy Medley hafa koa ve nomaninareo? Mahate-hihaona foana. Sady velombelona ny Fanahy, Ravoravo ny fo, mazotozoto ny vatana hiatrika ny journée, refa lay mihaino azy vao maraına iny. Misaotra anareo mpihira sy namoronkira. Tahian'i Tompo daholo
Finoana sy fanasitranana
Asandratray ny fiderana ho Anao nandavo ny ota🙏😇
Asandratray ny fiderana ho Anao nandavo ny ota🙏😇
Hira fanevan i Elyssah🙂💕
Afoiko Anao Tompo a.. izay rehetra momba ahy 🙌🙌.. I submit to You my God 🙌
Merci fa tsara be le medley ,,,ho an'ny Tompo ny voninahitra
Tompo ô, foiko ho Anao ny amiko mba ho ampiasaina. Tena tsara ny midera.
Tompo ooo! Mangataka fahasitranana avy amnao ity panompo nao sy zandrinao ts izy fa SAADE JAMAL izay ts salama.amzao ora sy fotoana izao sitranao amny Ra nao masina Ra nao izay nalatsakao teo ambony hazo fijaliana tompo ooo Esory amny NY aretina izay mangeja azy mangataka NY famindram ponao tompo ooo🙏🙏🙏🙏🙏 na dia samy hafa finoana sy samy hafa.fihavianaz Tompo izahay dia ts hadiko mitondra ambavaka ho eto misaotra tompo oo voninahitra dia hl anao irery ihany amen! ❤❤🙏🙏🙏🙏🙏
Tsara NY Tompo mendrika ho deraina ianao amen!🙏🙏🙏
amen
Hatsaran'izay hira kosa reto ito ka! ilay hira farany surtout! iza no mahay ny tena titre an'ilay hira farany kay azafady?
Watching from Saint Lucia 🇱🇨🇱🇨🇱🇨
❤️❤️❤️🙏
Eto Jeso, Eto Jeso Tsapako izao. Eto IZY Mirehitra ato anatiko Ny Fanahiko Nohon’ny Fanatrehany
Vao mifoha dia ity hira ity aloha hanombohako ny fiderana ny Tompo . Manome fanantenana be ho ahy ity hira ity Misaotra indrindra
J'ai assisté à ce concert 😍🥰 !!!!