TDL (true direction life) PUB

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Sortie de son premier Album a l hotel CARLTON anosy le 10 juillet 2014

КОМЕНТАРІ • 6

  • @vivrepourjesus3006
    @vivrepourjesus3006 10 років тому

    Nahazo famonjena maimaimpoana ianao dia tokony hizara maimaimpoana koa!!!fa raha ny fitoriana ny filazantsara no oetina itadiavambola otrzao de lasa fanompotsampy(andevony vola)!!!jesosy no tompony zao retraretra zao ka omeny anao ny oentimanana(vola amokarana ny vokatra) hitoriana ny famonjeny ra nofidiny marina ianao anao izany!!!fa matoa ianao tsy manana oentimanana de ts voafidy ianao anao izany f'aza manao fa mety tsy izany n sitrapon'jesosy @nao!!!ianao zao ra ivarotra ireo vokatra ireo de ahona zany ny mahantra tsy mba hahazo famonjena?nefa jesosy mteny fa ny ataonareo @ireny madinika ireny no mba ataonareo amiko ko!!!tianao jesosy ary mandehana @lalany marina mba ts ho very ianao!!!!sady efa akaiky izy ka tokony ifototra sy ifatotra aminy @izay!!!!

    • @randrianomenjanaharyericra6588
      @randrianomenjanaharyericra6588 9 років тому

      Vivre pour Jésus Ny fanontaniana apetrako aminao voalohany aloha dia iza no milaza aminao fa maimainpoana no nahavitanay an io Album io! nga tsy fantatrao fa vola an-tapitrisany maro no laninay nanatontosana an io rakitsary io vao tafavoaka io, Ampiasao aloha ny loha-kelinao vao miteny fa kely fieritreretana loatra ianao , aiz no misy zavatr zara zaraim potsiny amin ny izao fotoana izao , any ampiangonana aza mbola manao rakitra, midika izany fa mila fanoanana ara-bola ny asan Andriamanitra, ary raha ilay filazanao hoe fitadiavam bola no ataonay? ambarako anao eto mazava tsara fa tsy nahaleo ny sarany aza ny vidiny izay laninay tamin io, raha otranao daholo ny kristiana dia mampalahelo satria tsy te hanao ezaka @ fanohanana ny asan Andriamanitra fa mahantra toe-tsaina sy tsy dia nahita fianarana loatra angamba ianao io, aza mitonona ho kristiana ianao raha fatra panakihina olona toy io, Andriamanitra tsy tompon ny fikotranana fa tompon ny filaminana, ny mpihira an izao tontolo izao ary manohana ny azy mividy mpiraty etsy sy eroa izay tsy hitondra manakaiza nefa izahay mpitory filazan-tsara indray no kivinao toy io, izahao toetra ny fanahy ao anatinao sao fanahy mamitaka ka mampalahelo, ianao koa milaza fa hoe ahona zany ny mahantra mba ahazo famonjena? nga tsy fantatrao fa ny ankamaron'ny olona mahantra indrindra ary no tena manana ny rakitsarinay satria nividy teny @ sisin-dalana rehetra teny izy, sa ianao koa ve efa nahita Baiboly zaraim -potsiny teny amoron-dalana nefa tsy izany ve no tokony atao toizany?
      ianao io mihints angamba no andevon'ny vola araka ilay voalazanao. sa ianao manantena MIRACLE avy any an-danitra hoe tsy nisy resaka vola fa niparitaka fotsiny amizao ny filazan-tsara? ,,,,,,hihihihih,,,,,,,,,mampalahelo,,,,,,,,
      ny teniko farany dia rehefa tsy mahazaka ianao dia aza mi-commenter ny zavatra ataonay fa raisiko otran ny olona adala ny fieritreretako ny tenanao , VIVRE POUR JESUS ny logo hoentinao nefa hita mihintsy fa mbola ngejain' i satana ny toe-tsainao

    • @vivrepourjesus3006
      @vivrepourjesus3006 9 років тому +1

      Randrianomenjanahary Eric rado NAHOANA NO TSY AMIDIKO NY CD FA HO ZARAINA MAIMAIMPOANA,???Efa faniriako hatry ny ela ny hamoaka CD saingy tsy tanteraka mihitsy ilay faniriana. Rehefa nosokafan'i Jesosy ny masom-panahy dia izay vao nazava hoe nahoana ?
      Satria ny tanjoko hatrizay dia ny hoe artista ny tena, mila mamoaka rakitra an-kapila ireo sangan'asa hatrizay. Novain'ny Tompo izany tanjona izany ka najary : mpanompon'i Kristy aho, ny voninahiny ihany no tiako havoaka, AZY MANONTOLO ary tsy misy hangalako izany.
      Nazava avy hatrany fa toy ny olona rehetra na kristiana io na tsia dia tena mandeha ho azy ny fivarotana ny CD satria vola no lany hanamboarana izany. Sanatria ny vava, aoka hazava tsy manameloka na manome tsiny akory ireo mivarotra aho, samy manana ny zavatra henony avy amin'ny Fanahy masina ny kristiana tsirairay (enga anie ka hahatsapa ny bitsiky ny fanahy satria ny tenako fony mbola tao anaty hajambana dia tena tsy mba naheno izany fanahy izany fa ny saiko sy ny lojika no mandeha)
      Ny ahy dia fandresen-dahatra hijoroako vavolombelona eto fotsiny satria manery ahy mafy. Tena Jesosy no nilaza tamiko fa tsy sitrapony ary tsy ankasitrahany raha angalako vidiny ny filazan-tsara toriako ao anaty hira. Araka ny nolazainy ao amin'ny matio ao hoe "fa efa nahazo maimaim-poana ianareo dia mizarà maimaimpoana."
      Efa mandeha be ihany koa izao ny téléchargement amin'ny internet ka hapetrako ato amin'ny site ny lien azo hakana maimaimpoana ireo hira dia tsy mila mividy ny olona.
      Tena manova Jesosy satria vao herintaona izay no nandresy lahatra ny tao amin'ny groupe mpihira misy ahy aho hanisy vidim-pidirana ny concert fitoriana nataonay. Ankehitriny, tena nibebahako izany satria fantatro fa diso teo anatrehan'i Jesosy aho ary efa nangataka famelana tamin'ilay anabavy nanohitra ilay hevitro nefa nanaraka ny safidin'ny be sy ny maro rehefa noreseko lahatra ny rehetra, na dia narary azy aza ny fanatanterahana izany. Be famindram-po ny Tompo.
      Na inona antony na inona antony, tsy mandray anjara intsony aho raha fitoriana ny filazan-tsara no atao nefa hangalana vola ny olona tonga ao. Rehefa hihaona amin'i Jesosy aho dia te-hahajery azy tsy miondrika raha hilaza izy hoe naninona no tsy notanterahinao ny teniko tao amin'ny matio 10:8 tsy hanampotoana hanomezana fanazavana be aho ary ho tara loatra izany dia aleoko re ray olona misafidy hanaiky fotsiny a.
      Aza matahotra ianareo izay hilaza avy hatrany fa tena diso hevitra aho, fanatika, tsy misaina, sns...fa azoko tsara ny fijerinareo Edreee... mbola betsaka noho izany ny nandraisako ireo olona tsy resy lahatra amin'ny fidiram-bola fahiny. Tsoriko fa tena tsisy saina tokoa no nandraisako ireo.
      Dia apetrakao ary ny fanontaniana hoe dia ahoana ary ny hoenti-manana sns, angaha io vita fotsiny amizao? Tsotra ny valiny : nahoana no feranao ny herin'Andriamanitra izay Tompon'ny harena sy fahefana rehetra? sa ao anaty tononkira fotsiny no lazaina fa "TSY MISY TSY HAINY HATAO" rehefa tena hampiasa ny finoana dia aoka aloha fa tsy maintsy mikajy kely...
      Kristiana havana ô, fandrika be io mamôna io fa tandremo. Hevero ny any am-parany e.
      Mipetraka ny fanontaniana : dia ahoana no ataonao raha ianao mizara ny CD dia avy eo varotan'ny olona? ntssss....
      Valiako am-pitsikiana ianao hoe : ny amiko, dia tsy ataoko mankarary ny foko izany satria tsy misy maharombaka ny fifaliako rehefa nahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra aho. Ny amin'ireo olona SAHISAHY mivarotra izany dia tsotra : raha hosotra avy amin'Andriamanitra ny nanaovana ireo CD ary toromarika avy aminy ny hizarana maimaimpoana izany dia tsy misalasala aho milaza amin'ireo izay mivarotra izany fa tsy te ho eo amin'ny toeran'izany olona izany aho satria tsy olombelona no hiadiany fa ANDRIAMANITRA. Hitovy amin'ny fiafaran'i Akana ao amin'ny JOSOA toko faha 7 izany olona izany.
      Tsy azo hivazivaziana Andriamanitra fa aleo mandeha amin'ny hitsiny araka ny teniny ihany e.

    • @randrianomenjanaharyericra6588
      @randrianomenjanaharyericra6588 9 років тому

      Vivre pour Jésus
      rehefa izay no fandresen' dahatrao dia aza terena ny olona hanaraka ny hevitrao, ny olona samy nomena saina handinika ary samy nomena fahalala avoko fa rehefa izay no mahametimety ny fiainanao sy ny fanahinao dia aza terena ny hafa, aminao ve zany reny Mpanakanto VAHINY any ivelany ireny ohatra hoe: RON KENOLY , DARLEN , DON MOEN ....ect....dia tsy maka vidim pidirana fa manao fampisehoana maimaimpoana avokoa,
      dia avy eo ianao milaza fa ho Hay n Andriamanitra atao avokoa ny zavatra rehetra ary tsy misy tsy hainy hatao dia omena maimaimpoana ny olona ny vokatra sy heri-po nataonay rehetr,
      Maninona koa moa ianao io raha tsy miasa fa hain Andriamanitra ny zavatra rehetra e!
      d aza feranao koa ny Herin Andriamanitra fa tsy mila mitory amin ny olona rehetra ianao fa tonga dia miova fo hoazy eny daholo ny olona rehtra ,
      nga tsy fantatrao ilay ohatra nataon i JESOSY hoe omeo an i Kaisara izay an i Kaisara ary an Andriamanitra izay azy,
      midika izany fa misy anjara tokony homena @ asan Andriamanitra
      tsy hoe rehefa nandray an Jesosy ianao dia lasa tery miaraka am zay ko ny sainao fa tadidio fa isika anie mbola miaina eto @ izao tontonlo izao e,
      izay mihintsy no mahavoa ny kristiana ankehitriny, vao niova fo kely dia milaza fa lasa manana fiainana hafa sy mitsingevana eny @ abakabaka ny fiainany dia manakihina ny hafa nefa tsy izay no ilain Andriamanitra fa ny fanetretena
      valiako ilay fanontaniana hoe izay mamoaka CD dia avy eo varotan ny olona: ny valiny dia voavaly avy atrany ilay fanontanianao tery @ voalohany napetrakao hoe ahona zany ny MAHANTRA? natao mihintsy ireny varotan ny olona hipariratany any @ mahantra sy manankarena, tsy sarotiny @ izany izahay fa an 'azy sy Andriamanitra izany @ hosoka mety ataony , fifaliana ho anay ary izany satria miparitaka aingana ny filazan tsara. ny vidin ny CD izay amidinay tsy hoe hoaninay akory fa anodinana sy hanatsarana kokoa ny vokatra hatao ahatomombana ny famparitahan ny filazan tsara OH: fanatsarana ny Album manaraka sy andefasana ny hira any @ haino aman-jery rehetra any.
      Nareo ve zany raha hanorina Fiangonana dia tsy misy fitadiavam bola fa fahotana koa va zany aminareo?
      mba valio hoe zay fanontaniana izany?
      ny fahazaoko ny resakao zany dia hoe atao fotsiny ilay CD dia zaraina maimanpoan dia avy eo Andriamanitra manome ve? .........hihihihihihiihihi............, ary maninona koa ho aho raha zaraina @ olona mahantra toan'i Zakaiosy daholo ny fananao rehetra ao an-tranonao dia avy eo Andriamanitra manome e?, @zay hita mihintsy hoe novain i Jesosy marina ianao!
      -tanteraho ilay tenin Jesosy t@ ilay lehilahy manan-karena hoe amidio ny fanananao rehetra dia avia manaraka ahy,@zay hita mihintsy hoe novain i Jesosy marina tokoa ianao!
      amiko tsy misy maha-fahotana an izany satria misy tenin ANdriamanitra manao hoe izay olona mitory filazan tsara dia mivelona @ filazan-tsara, sa ianao mihevitra fa io baiboly taratasy io no arapany? midika izany fa izay olona tarihiny no mamelona azy toy ny manome vola na hanina na zavatr.....ect...... ( sa fahotana ho an'ilay pasiteur ko ve zany? )
      ny teniko aminao dia tsy aharesy lahatra ahy mihints raha ianao , raha olona marefo sy kely fahalala angamba dia azonao rebirebena amin zany fa tsy izao mihintsy,
      mianara bebe kokoa ary manana aloh fanetretena sy toetra tsy tia fanakianana fa tsy fantatrao ny olona rehetra mifandresy lahatra aminao
      ka marina ilay voalazan ny Baiboly hoe avilin ny kely fahalalana ny tenin Andiamanitra
      FARANY: Tena sur ve ianao fa tsy mbola nandray vola t@ filazan tsara mihints? nefa Jehovah mihints ary no tena mila vola sy zavatr, vakio (MALAKIA 3-10 izahao toetra amizany aho) ? saino dia heritrereto?

    • @vivrepourjesus3006
      @vivrepourjesus3006 9 років тому +1

      Randrianomenjanahary Eric rado Tiko ho fantatrao aloa f tena ftiavako anao amin foko manontolo no antony zao fa ts fanakianana velively!!!de ianao mteny oe kely fahalalana aho!faly ao am'zany satry nahona?:korintiana voalohany 1;19"hofoanako ny fahendren'ny hendry ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala"1;28 ary ny iva razana amin'izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin'andriamanitra,dia ny atao ho tsy misy aza mba hahafona n misy"izao le tsy nahay baiboly ts mahay ninoninona ary zay everiny olona fa tsis ilavana azy no nfofidiny nampahalalany n marina!izao ts mahay baiboly otranao ary ts mahay ninoninon f n fatako dia jesosy maty ho ahy teo aminy azo fijaliana ary namonjy ahy d ny anaraka ny diany no tanjoko!!!de ianao mteny oe ahon r darlen sy n namany?tsotra ny valiny:izaho ts manana idol an'izaniz fa jesosy irery ihany!tsy mijery olombelona na manaraka an'iza fa izay voalazany jesosy sy n fahamarinana no ataoko!!!ianao ko mlaza f ra zay n mares lahatra a d aoko hoahy samy irery,tsy afak n tsy iteny aho ra maita olona ilatsaka any anaty lavaka de ho jereko fotsin ve?sady ts n saiko sy na fahalalna kely ananako n itoriko aminao fa ny fanahy masina izay ato anatiko!!!na anenjika ahy ary izao tontolo izao de ts maninona fa ny fahamarinana no toriko!!! de ny momban'fiangonana indray:ra nande jesosy de tsy nilaza tamiko oe mandeana manangana fiangonana fa hoy izy oe mandehanay dia ataovy mpianatra izao tontolo izao!tsoriko aminao aloa fa izao tsy manana antonkompivavahana na anarampiangonana fa jesosy no ananako ary izaho no fiangonana!!jesosy no pasteurako ary izay lazainy no ataoko fa(mety ho gaga ianao oe ahon n ataoko aminy fianarana ny teniny?asehony amiko am'fomba maro izany ary tsy hino ianao ra ho tantaraiko eto f ny tiko lazaina oe aza ferana jesosy iasa amin fiainanao fa mahay zavatra) tiko ho fantatrao lo tena babony jesosy a ary tiko izy ary tia ahy sad ts te itory afatsy n anarany aho sy n fahamarinany aho ary saropiaro aho ra ny momba azy no misy mikasikasik sy manao zavt haf dia izay no antony ncommenteko n zavt napetakareo!!!tsy manin izay filazanao ahy oe vo niov fo kely de mseo milay!!galatiana 6;14"fa sanatry raha mba misy ataoko rehareah afatsy n azo fijalin'kristy"tsy te ilaza anao afatsy jesosy aho!!!fa efa nivavaka hoanao za ikasika anao jesosy ary mba iona aminy tanteraka ianao fa ts iona am'pasteur na presbiter na beshop na ts aiko!!!ts manarats n pasteur a fa n contrair ar tena momb azy ireo f am'zao vitsy n tena manaraka an'kristy marina!izay no anton itenenako am'nao oe nena tsy olombelona no itokiko fa jesosy izy mints!fiainako izy isanandro ary manoro ahy izay mila ataoko!!!de ny farany enao mteny oe malaky 3-10:tsotra ny valiny jesosy ra nfantsik teo aminy azo fijaliana dia nteny oe vita,vita ny famonjena ozy!no izan ts ao anatin'lalana intsony isika ary ny krisitiana tsy ao anatin'fahafolonkarena intsony fa ra mbol anao izany d ts nilaina ny nahafatesany jesosy teo aminy azo fijaliana!!tsoriko anao fa izaho ts mba manao rakitra izany fa ireny mahantra sendra ahy no omeko izay ananako ref sendra aho!nef tena tsapako fa mitoetra eto amiko isanandr sanadro n tanan'jesosy ar tena faly fona aho!!!manova io jesosy io ary tsy anarampiangonana na pasteur na olombelona no nanova ahy fa niona taminy aho ary iriko ianao mba hihaona aminy ko fa ho tsapanao izany tena jesos velona izany!de ny tiko lazaina anao farany oe tsy votery aminy hira nge no ampiova olona e!!ef betsak ireo manao izany am'zao ftoana izao nef aiz ny vokatra?firy no mtitomany manary ny sigara sy miala amin'ratsy fanaony?fir no mibebaka marina nef ra n mpihir filazantsara dia feno madagascar?na megaphon iray ary entinao ery am'arabé ka feno ny fanahy masina ianao mis mitomany manary ny sigarany sy ny parakiny eo ary vonona ny iala am'ratsy fanaony!fa enao na atafavoka album 100 ary,na anao concert isanandro ary ref ts ao n fanahy d zavapoana sady ny zavatr takin'jesosy dia olona mibebaka fa ts n fanomezan fafinaretana amin alalany hira na tsy aiko!!!ny vokatra n zavadehibe fa ra ny akamaron'ny mpihir filazantsara n olona mibebaka sy miala am'ratsy de dac am'nao za!mvavak oanao za mb ihaona am'jesosy marina ianao fa toanao mints za fon'mbola ts nahalala azy!voagejan'ny religion za talo f zao ef libre ary miomana amin'fiveverenany!mbola averiko aminao fa ts n fahalalako aminy maha'olombelona ahy no namaliako anao fa ny fanahy izay ato anatiko!lebe jesosy ary tianao de tianao toazy ko a ary miomana ianao fa oavy tsy o ela izy faza varina aminy famohahan album fa ny fanahy no omany mba ho tafakatr ra oavy izy!!oazy irery ihan n voninahitra!je t'aime jesus de tout mon coeur!amen

    • @randrianomenjanaharyericra6588
      @randrianomenjanaharyericra6588 9 років тому

      Vivre pour Jésus nosokafako ity compte-nao ity ho VIVRE POUR JESUS, d tena gaga aho mahita ity Fiatsarambelastihinao! ianao mialaza fa tsy mba nisy olona niova fo t@ hira evangelique mihintsy nefa jereo ty comptenao feno karazana mpihira evangelique ao ? aza mpitaro-bato vilam bava rangahy ty a! nga tsy fantatrato fa artiste misy fidirana sy mivarotra CD daholo ireo, nga ireo tsy devoly indray aminao? fa mpitady vola? izay ilay nambarako ombieny ombieny hoe fanahy inona marina ity ao anatinao ity e? ianao koa milaza fa maty kritsy dia tsy ialina intsony ny MALAKIA 3-10 , maninona raha rovitina ny testameta taloha rehetra fa tsy ilainao izany, APOK 22-19 ary raha misy manaisotra @ teny @ ity boky ity dia esorina ny anjarany @ hazonaina sy @ tanana masina dia izay zavatr voasoratra eto @ ity boky ity. tsoriko aminao fa ny fanaovako fahafolokaren no notahin Andriamanitra ny fiainako, ary aza gaga fa mbola olom boahozona ianao zany mahatoa tsy manao fahafolokarena sy tsy mankasitraka izany
      ny mahagaga ahy dia tsy manana antoko mpivavahana ianao hoy ianao ary tsy manana pasteur: Dia ahoana zany ilay endrika ny fiangonana voalaza @ apokalipsy hoe fofombadin i Kristy dia ny fiangonana izay ampakarina? tsy fiangonana ianao izany nefa manantena ny fiavian i Kristy, dia iza koa izany no pasteur hanolotra anao eo an-tanany? vakio ny MALAKIA 34 -1 voalaza tsara ao fa mila mpiandry ondry ny mpivavaka, sa raha tsy ilainao ilay MALAKIA fa testamenta taloha dia vakio indray ary ny APOKALIPSY ilay fiangonana Fito any ASIA,
      Tsy te hiresaka lavabe aminao intsony aho fa ny toro hevitra atoroko anao dia ny tena Fanahy masina marina raisina fa tsy izay rehetra mety mahafinaritra ny sainao no ataonao
      na dia ny fombanao sy ny fomba fihevitrao eto aza dia mbola tsy resy lahatra mihintsy aho fa nandray ani Jesosy marina ianao,
      raha mila fanazavana fanampiny dia ny JAONA 3-5 , ASA 2:38 rehefa mandray ny fanahy masina marina ianao dia lasa manana toe panahy hendry fa tsy mitsaotsaona toa io
      ary ny vokatr ireo zavatra ireo dia ny GALATIANA 5-22 (faha 26: aoka isika tsy handrani-tena foana sy hifampihaika sy hifampialona.....ect.....)
      ny tiako ho tsindrina mafy amizany dia ny Fahalemen panahy izay mbola tsy hitako aminao mihintsy na ianao mitory @ TV ireny aza fa manevateva olona ary tsy mba mitory am pitiavana sy miantso ny mpanota ampahendrena,
      tsy misy trondro jonoina ka dobafana vato ny rano,
      Farany: Raha fanakianana ny hafa no hitondranao ny filazan tsara dia mahatra nohon ny mahantra indrindra ianao hoy ny baiboly
      AZA mandrebireby ahy intsony fa ninonino zavatra ambaranao eo dia tsy misy andresy lahatra ahy mihintsy izany...........?????>>