- 5
- 884 579
Randrianomenjanahary Eric rado
Приєднався 16 тра 2012
Відео
TDL (true direction life) TANO MAFY HD
Переглядів 335 тис.10 років тому
Lead vocal:Fanja ,AC/ eric rolsman, real:Ntsoa nantenaina,edition studio,mix et mastering:Taxx razafindrakoto Studio NATURAL SOUND,
TDL (true direction life) PUB
Переглядів 3,2 тис.10 років тому
Sortie de son premier Album a l hotel CARLTON anosy le 10 juillet 2014
TDL Nenina (true direction life) CLIP
Переглядів 316 тис.10 років тому
TDL (Nenina) Album 1, AC/ Eric rolsman, Lead vocal: Fanja nirina sarah, Realisation Clip: Ntsoa nantenaina, studio:Natural-sound, mixage:Taxx razafindrakoto ,Copyrihgt 2013
TDL Tsy diso lalana (true direction life) CLIP
Переглядів 222 тис.10 років тому
TDL(tsy diso lalana) Album vol1, AC/ Eric rolsman , Lead vocal:Fanja nirina sarah, Studio Natural-sound,Realisation clip:Ntsoa nantenaina, mixage son:Taxx razafindrakoto
tiako loatra ity hira ity
Tiko le hira n'a de jiolamboto aza Aho, merci bcp
Pýhhhhhhvb Ñnbbb⁸⁶⁴émmmmp⁰⁸⁷ý⁶⁵⁴⁴ýtþ⁴é3źź
Izany tokoa moa isika, tena mampihetsi-po ilay hira :(
Merci de cette prestation c'est formidable.
Tsy hoe niniako atao Ireo zavatra nandraranao Fa mbola eo foana Ny maha olombelona ahy Nefa indrisy raha azo atao Henoy izao fitarainako izao Ianao mahalala Izay hevitra hiheverana ahy Na efa leo ahy aza Ianao Izaho tsy ho lao Hitaraina Aminao Na efa tofoka aza Mijery ahy Tonga eto aho hifona indray ❤️ Tsy hoe izay tiako atao Fa izay rehetra rehetra Sitraponao Fa mbola eo foana ny maha olomeloka ahy Ka anio miangavy Anao Mba henoy izao fitarainako izao Ianao mahalala Izay fomba hitondranao Ahy ❤️
Ianao mahalala zay fomba itondranao ahy
Mino sy matoky anao ah Tompo oh,itanao ny fiainako ary ankiniko aminao ny oaviko ,na tsy fantatro aza n antony fiainako anio,dia maatoky aho Tompo oh f ts andao ahy ianao
Tsy diso lalana aho Jesosy miaraka Aminao. Tsy hisaraka Aminao mandrakizay, voady efa natao
Mpanota aho Jesosy fa noho ny Fitiavanao dia mamela ahy foana Ianao. Jesosy a, inona no hatakaloko Anao ? - Tsy hisy hahasaraka ahy amin'ny Fitiavan'i Kristy Jesosy, Ilay Mpamonjy ahy. Misaotra Jesosy fa ny fibebahana dia lakile iray aharesenay ny fahavalonay. Amena !
(Maro fahavalo aho noho Ianao. Toa halany avokoa izay hatao. Manenjika ahy daholo ireo manodidina ahy. Hangina aho satria Ianao miady ho ahy.) x2 Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay. Efa natokako ho Anao ny tenako sy izay momba ahy. Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka. (Na miady mafy sy mahantra aho. Na noana sy mahia noho ny asanao. Tsy kivy aho satria miaraka Aminao. Dia fantatro fa Ianao hiady ho ahy.) x2 (Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay. Efa natokako ho Anao ny tenako sy izay momba ahy. Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka.) x2 (Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka) x2
misaotra Jesosy an,fa mbola tena tia ahy Ianao na dia mpanota tsy mendrika aza aho,manenina ny @ fahotana vitako aho Tompo,ka anio no hanavaozako ny fanoloran-tenako ho Anao indray.Amen
😍Mahafinaritra ny clip👍👍
mifona aho Tompo noho ny ratsy vitako teo imasonao hatrizay elabe izay
Tsara be ny hira sy ny clip. Mahay zavatra ! 😍😍
Eeendreii zany alehiben'ny Fitiavany, mbola mandondona foana, miala nenina ny amiko, izaho lay mpanota tsy mendrika Azy , 😥😥😥😥 Mitoera ao am-poko Ianao Tompo oh
TENA TIKO AMFOKO MANOTOLO ITY TONOKIRA FIFONANANA SY FANADRATANA ITY MERCI MA SOEUR
ANDRIAMANITRA be famindram-po ianao Tompo o mamindra fo amiko fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho
Tiko loatra
Mankasitraka re tompoko o.....misaotra betsaka e. mahereza kooa e ..
"Matoky ny Famindram-pon' Andriamanitra Mandrakizay Doria Aho" Sal52:8b
tsy diso lalana isika ao amin'iJesosy
Tiako misaotre tano mafy zay efa anananao.📖📖🙏🙏
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏
ooooh tiako ai
Mankasitraka, tena mampahery, asiako mafy ny tenako ho mangana ka andevoziko, fandrao, na dia efa nitory tamin'ny sasany aza aho, dia holavina kosa ny tenako
Zany hiran'ny TDL anisany tena ankafiziko indrindra.. 2018,,??
Tena mampaery ny tonokira
ianao Jesosy o no hiady ho ahy fa za hangina amen!
mankasitraka eeee.
"indrisy olo-mahantra aho,iza no hamonjy ahy amin'ny tenan'ity fahafatesana ity? misaotra an'Andriamanitra aho amin'ny alalan'i Jesosy. Kristy Tompotsika.Tia antsika Jesosy be famindrampo sady bé fiantra Izy,tsy avy hiantso n'y marina fa ny mpanota hibebaka.misaotra @ hira.fitoriana
Tiko be ity hira ity
tsara le hira fa mba mangataka anle clip sy hira le version taloha raha mety
Bjr mba afaka omenareo ve le version io hira nenina io fa lehilahy no mihira azy azfd tpk Mercie ( tena tsara le hira )
Misaotra betsak fa tsara be le hira
Mahafinaritra na fiakanjo na ny fihetsika . Tena mihaja no mifanaraka tsara @ tono-kira Tohizo fa afaka mirehareha izahay manana anareo. Mankasitraka Tompoko
tsidiso lalagna aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka Amen!
C'est pas mal du tout
satobidy toko ny fiainako tanako mafy toko ze ananako mba tsisy aka ny ioe atanako ny fahavalo tsifaly satry indro manomana ny dia adriamanitra irery hany no itokisako tanako mafy ianao jesosy ô
bjr afaka mba omenareo ve le version lehilehy taloha anio hira nenina io talo
vazivazy ty an... iza no te hanosika??? na te hi-saute
Tompo ô !!! arovy aho ba ts ho ho azon'ny Ratsy fa mba andresy azy
tsara e
Tonga eto aho hifona indray, tsara le hira
misaotra dia hotahian'i Jesosy hatrany ny tarika TDL
Deraina Jesosy ,tano mafy izay hananao ,tiako loatra ity hira ty
VONONA IZAHAY NY HANOHANA
MISAOTRA E ! mampahery be , oviana no mba makaty MAJUNGA E
tsara
Amen😀
mrc bcp TDL