Manantena ny tsara indrindra ho anao aho ! Tena tsara ny zavatra vokarinao. Tsy mba misy hoe lany andro fa tena mandona lalina. Izahay manohana hatrany! 🌻
Mandoalika aho miondrika eto. Miandrandra ny any an-danitra Matoa nareo mbola aheno. Dia mbola avaozina eto an-tany Miha sarotra ny fiainana eto Torovana ny ety ambany Mba jereo.. fa marary ................ fa mijaly Ouuuh ouhh Ny zavatra mitranga hatreto Dia mapanongo tena ihany Izay manana manefo2 Izay kely kosa.. Kely hatrany Ireo tomany izay misento Mba asa tananao ihany Mba omeo tananao ihany Mba vonjeo fa mijaly ✅Aza avela irery fa mila ny fanavotanao Aza avela irery. Asehoy anay ny herinao Aza omena tsiny fa miandry ny fitantananao Aza omena tsiiiny ... Feon-kira..... Ouuouhh ouuuh Ref:Aza avela irery... ....... ....... Besokely:Mandoalika miondrika eto.. aho miandratra ny any andanitra.. Raha toa ianao mbola maheno Dia mila vonjy eto an-tany
Ity misy artiste iray mikaroka sy manandrana zavatra vaovao ary tsara foana ny mivoaka avy aminy. Henoy ity hiran i John Oabmar ity
He is the greatest thing that happened to malagasy music in a long time
haha merci merci, j'essaye ;)
i know right! :) He's much better than some.
madattitude so true!
for sure
Vavak'i John Oabmar ho an'i Madagasikara.
We need this on major streaming services my guy. I love your work and I look forward to hearing more from you!
Tsy maty ao am-po e! Mankasitraka e!
Tena hainareo ny mampiasa an'ilay teny malagasy amin'ny mozika mahafinaritra
Manantena ny tsara indrindra ho anao aho ! Tena tsara ny zavatra vokarinao. Tsy mba misy hoe lany andro fa tena mandona lalina. Izahay manohana hatrany! 🌻
Tsy heno intsony ny tohiny sa zahay no ts maharaka, live album sns
Mila kanto tsara ôtr'zan ny radio sy télé gasy. fa tsy lé matraquage mandany courant am'zao reo. Tohizo fa tsara ny rock na genre inona io na inona.
Siora e ! Zarazarao any !
Mankasitraka e!
Mandoalika aho miondrika eto.
Miandrandra ny any an-danitra
Matoa nareo mbola aheno.
Dia mbola avaozina eto an-tany
Miha sarotra ny fiainana eto
Torovana ny ety ambany
Mba jereo.. fa marary
................ fa mijaly
Ouuuh ouhh
Ny zavatra mitranga hatreto
Dia mapanongo tena ihany
Izay manana manefo2
Izay kely kosa.. Kely hatrany
Ireo tomany izay misento
Mba asa tananao ihany
Mba omeo tananao ihany
Mba vonjeo fa mijaly
✅Aza avela irery fa mila ny fanavotanao
Aza avela irery.
Asehoy anay ny herinao
Aza omena tsiny fa miandry ny fitantananao
Aza omena tsiiiny
... Feon-kira.....
Ouuouhh ouuuh
Ref:Aza avela irery...
.......
.......
Besokely:Mandoalika miondrika eto.. aho miandratra ny any andanitra..
Raha toa ianao mbola maheno
Dia mila vonjy eto an-tany
Enjana ianao zoky a ! Hafa sady tena manja foana e ! Rahovina ny live fa efa maika izahay fan e ?!
Tsara..tsara be John Oabmar
Andu Randria Misaotra Andu a ! ;-)
j'écoute et j'écoute et j'écoute mais je m'en lasse point ! les émotions se mélangent alors, .......... c trop :)
thanks
Tohina loatra ny fo
RAJERISON MAEVA Ianao no isaorako ;-)
Tsara ilay feony sy ny toniny. Mahafinaritra, tohizo hatrany
Tsara be 👌🏼👍🏼fa mba tiako ho hita be tarehanle olona mihira Hihihi 😁😁
:-)
waouh.. :')
:( tsara be!! (y)
Andru Evatiah ;-) merci (y)
mankahery fa kanto tokoa 🙏
tsara b ilay hira!!! toraka voninkazo kely ho anao ;)
Tena afapo foana, mankasitraka. Manantena vazo manaraka :)
Milay lesy !
tena tsara e!
Tena mafinaritra ny kanto omenao, misaotra indrindra, mankasitraka
Tena tsara irina ho tafita zany hafatra zany.
Hasina Hery Setra Randriamandimby Salanitra e ! Misaotra indrindra. Zarazarao any raha tianao.
mbola mankafy hatrany
:) Tsara be ilay tononkira ... #Tiako #Misaotra :D
Danielle Rakotomanga Ianao no isaorana ;-)
Tsara ^_^
Tsaara foana!!! :D (y)
Vanessa Ra Misaotra anao manaraka e ! Zarazarao amin'ny manodidina anao any ;-)
John Oabmar ;)
+Vanessa Ra Efa hitanao ilay vaovao ?
+John Oabmar Eny ;) Mahay ianao ee ! Tononkira manindrona kely fona (y)
nice
tsara loatra...
Misaotra indrindra.
Tonga lafatra loatra
Ryan'Avo Tsiaro Misaotra namana a !
Tonga lafatra.
Tsara loatra :)
Diamondra Mamiandrisoa Misaotra e ;-) Zarazarao any raha tianao.
(y)
(Y)
Tiako Ianao
ato am youtube ve ilay tiako ianao ny beka azafady? tsy mety hita
ato am youtube ve ilay tiako ianao ny beka azafady? tsy mety hita
ato am youtube ve ilay tiako ianao ny beka azafady? tsy mety hita
+Lanja Andrianarivony any amin'ny www.soundcloud.com/nybeka