Vazaha aho avy aty Amerika. Nanao misiona tany Madagasikara dia tena tiako ny fihirana Malagasy ary tena tsara be mihitsy ny hira nataonao rehetra! Enga anie mbola hisy.
Ity hira ity dia efa henoko foana tamin'ny andro nivoahany fa zao izaho vao nahita ny rakitsary. Tena tsy itako izay lazaina fa tena mahay ilay mpanakanto, tena tsara be ilay rakitsary mifanaraka tsara amin'ny tononkira. Ilay hira moa efa tsara be raha teo. Tena babo aho. Mendrika anaty ny hira malagasy 25 tsara indrindra atrizay nisian'ny tany ity hira ity
nahenoko anio hira io voalohany tany anaty bus de notadiaviko fa zao za vao nahita azy ndray. tena tsara e. inspiration, genre de musique, arrengement mipetraka tsara. CONTINUE
POP rock , again and again!!!!! love! Il est amoureux le chanteur...celle qui est sur le clip! jcomprends pas pourquoi elle l embrasse pas, au lieu de sautiller un peu partout et de faire le mafatifaty!! ;)
je voix aussi; il y a de codplay et de keane . ... chapeau les baina; clip simple fa tsara + parole mandona + son balade adala be ef tena mlay zany ka artiste ....
tena tsara ilay style: maivana, sady tsotra no complexe ny arrangement, équilibré tsara na ny tonony na ny mélodie. Mahafinaritra sady miavaka raha ny faheno @ artiste gasy hafa
John Oabmar oui, merci :) itako itako le iz :) misy tiko :) fa le tonony mis ts tiko kely :) fa le Tsy misy ohatr'izany mbola tsy misy ohatr'azy lou atreto :) hihihi .
Izany ka Vazo, tena milay euhh!!! Tohizo sy gardeo le style-nao #Oabmar a! Mankasitraka fa tena DE QUALITE ny zavatra ataonao na ny son na clip na ny arrangement, sns.. Miandry ny Album zahay e! dia ny concert bien sur ;) PEACE ;)
2024 iza no ato?
2024 but still vibin' on it
Vazaha aho avy aty Amerika. Nanao misiona tany Madagasikara dia tena tiako ny fihirana Malagasy ary tena tsara be mihitsy ny hira nataonao rehetra! Enga anie mbola hisy.
Misaotra anao nanoratra. Mahafinaritra sady mampazoto ny maheno teny toy izany. Mbola hisy ka. Tsy maitsy asiana ;-)
Atolotra ho an'izay olona iray izay, na tsy miresaka instony aza izahay dia ity hira ity mijanona ho hiranay foana eny ihany
Mandeha ny fotoana, 8 taona sahady izany. Miarahaba anareo rehetra akoatra izay tsy tia an ty vazo ty 😜
Efa henoko foana io hira io fa izay vao hitako an-tsary. Tena Tsara !
RAZANAJATOVO Lucet Faly aho raha tsy diso fanantenana ianao ;-)
Ity hira ity dia efa henoko foana tamin'ny andro nivoahany fa zao izaho vao nahita ny rakitsary. Tena tsy itako izay lazaina fa tena mahay ilay mpanakanto, tena tsara be ilay rakitsary mifanaraka tsara amin'ny tononkira. Ilay hira moa efa tsara be raha teo. Tena babo aho. Mendrika anaty ny hira malagasy 25 tsara indrindra atrizay nisian'ny tany ity hira ity
On a plus besoin de Coldplay ou de Passenger , vous êtes là les gars et vous faites de très bon travail
Je surkiffe ❤️🇲🇬
Ahatsiarovako tantara mamy kely ity hira ity💗
tena tsara loatra nama ty hira ty a!!!!! na ny zanako aza mihira azy foana ato !! misaotra Oabmar a!!! ;)
Vao aingana aho vao nahafantatra ity hira ity... Fa vao henoko voalohany dia tonga aho dia babo! Tiako loatra...tsy misy ohatr'izany 😍
+Ando Rama Salanitra e ! Zarao any raha tianao ;-)
wow, tena tsara, sendra nandalo dia nijery, ... meva
milay be daholo lay hiranao e !! sady ilay sipa koa milay a!! tohizo fa tsara e!!
+Julima Rav tena manja kely le sipa :p
tena ankafiziko e!! efa ela no nitadiavana azy fa zao vao hita, afa-po tanteraka amle inspiration de félicitation Mr John Oabmar! tsara be
Mankasitraka e ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
John Oabmar
nahenoko anio hira io voalohany tany anaty bus de notadiaviko fa zao za vao nahita azy ndray. tena tsara e. inspiration, genre de musique, arrengement mipetraka tsara. CONTINUE
anisan'ny hira gasy tsara ndrindra, de qualité, bien travaillée (y) agréable be! mahay enao
night stalker mints ve ? XD
Tena reveko b ranga ty vazo ty leu! ;) (y) chapeau e!
Tafita tsara lé Pop RocK Gasy!!! ... Misaotra indrindra!
Un Grand BRAVO!
tsara tena tsara tena tsara tena tsara loatra
POP rock , again and again!!!!! love! Il est amoureux le chanteur...celle qui est sur le clip! jcomprends pas pourquoi elle l embrasse pas, au lieu de sautiller un peu partout et de faire le mafatifaty!! ;)
c'est à Toi de le faire......
ahHHAHAH
hihihi efa 2014???
tena marina😂😂😂
" De faire le mafatifaty " Lol
mahafinaritra!!! raha toa anao daholo ny mpanakanto malagasy rehetra dia mety be amiko (y) tiko loatra!!! "je MANKAFY" :3
Misaotra betsaka o ! Manafàna ny fo ny maheno izany teninao izany.
Ary efa hitanao ilay hira faharoa ?
oui efa itako!! tsara fa tohizo ^_^
;-)
^_^
reveko daholo ny vazon'ingahy hahaha Oabmar (y)
J'ecoute en boucle! Tiako tsy misy ohatr'izany... merci
De rien ;-) Zarazarao raha tianao.
C'est du bon travail ! La composition comme le clip ! ... et la voix est tout simplement trop belle ! ... On s'en régale :-)
Misaotra betsaka ! :-)
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
John Oabmar
Merci !!!
Mais de rien.
Zany ka tena artista
o lety John a ... havereno lesy tony revy tony a ... 9 taona hono
Dadany kosa la John Rambo...sa Rambao moa le izy teo ___???
Mankasitraka lery.Tohizo fa tsara e....
tsara be mitsy ny hiranao!!!
+mialy modestine Zarao any amin'ny manodidina anao any raha tianao ary e ;-)
tsara loatra ity hira ity,,,,,
je voix aussi; il y a de codplay et de keane . ... chapeau les baina; clip simple fa tsara + parole mandona + son balade adala be ef tena mlay zany ka artiste ....
Très Bon clip. TIAKO 😃💓
Za tena mpakafy , fa raha mila re make le clip de ataotsika.!! Fa tena tsara ilay vokatra (Y)
mety be an! , misimisia le hira ôtranzan ôôôôô
Misaotra e ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
tena tsara ilay style: maivana, sady tsotra no complexe ny arrangement, équilibré tsara na ny tonony na ny mélodie. Mahafinaritra sady miavaka raha ny faheno @ artiste gasy hafa
Misaotra betsaka tompoko nametraka izany hafatra tena mankahery izany.
Zarazarao amin'ny manodidina anao raha tianao ;-)
tiakou be ty hira ty mankasitraka dia tohizo atrany fa tsara. mahay mihira ny gasy. 😊
tena tsara ity hira ity e! misaotra, tohizo fa tsara
c'est une de mes chansons préférée , tohizo fon fa tsara :* mahay b nareo
Zarazarao any raha tianao.
Tt simplement parfait !!! La musique nous emporte facilement !!
fa enao sy Fy Rasolofoniaina wa mitovy be ny fehoanarareo eh
Mahafinaritra loatra ny mihaino ny hira gadoinao rehetra
Ouiiii:!!!!! nisy clip (enfin :p ) ilay hiraaa
Original be kosa ilay izy an! Mitova @ilay hira ihany :)
TIKO!!
Andu Randria Misaotra ;-)
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
Ieeee efa hitako mintsy
2023 mbola eto zah mankafy ito hira ito #Peace and
Tsara dia tsara tokoa :)
Milay be 😍😍 tohizo hatrany❤🎉
Vao naheno voaloha aho tonga dia tara :p tiako ehhh!!!
tara b @ le hira za tode babo mits...mankasitrak e tsar f toizo :*)
Triste d’entendre que tu arrêtes la musique 😢
Tiako be ny rythme sy ny parole. Ataoko sonnerie personnaliser hoan'ny vadiko izao ito hira ito. Misaotra namorona
tena tsara :D mahafinaritra fa tohizo e :)
j'aime bien le style !!! thumb up
O.O Waouh.otran maheno coldplay zany a..tikoouuuuuuh!!!felicitation John!good job
casey ELI Misaotra tompoko ! ;-)
John Oabmar raovina ny clip manaraka???
casey ELI kely sisa, kely sisa.
+casey ELI efa ao ny vazo vaovao an ! Asa rahaefa hitanao ?
+John Oabmar Salut John. Efa noenoko ilay vazo vaovao. Tsara tsy misy ohatr'izany!! ;) Bonne continuation!
Tafiditra B zah a ... sur !
Siora. Araho fa hisy vaovao ato ho ato.
ela no nitadiavako ity hira ity, tsara eee, tena tsara
RAVELOSON Elodie Misaotra oh !
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
Chef-d'œuvre
tena tsara :) bravoo
Misaotra o ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
#mibaliaka fitih ♾️
tena tsara ny indie Malagasy
tsara b oooh
Trop belle musique,
Mampitraka be
Tsara fona
Vraiment dommage que tu dois arrêter la musique John Rambao.
Mba alefao ao @Spotify rng ny hiranao f mlay b
Mandeh ny fotoana fa mbola hafa ihany John Oabmar ❤️
tiko lOatra le hira
Danielle Rakotomanga Misaotra anao. Efa nivoaka ny manaraka sao dia mbola tsy hitanao.
Efa hitanao ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
John Oabmar oui, merci :) itako itako le iz :) misy tiko :) fa le tonony mis ts tiko kely :) fa le Tsy misy ohatr'izany mbola tsy misy ohatr'azy lou atreto :) hihihi .
British beuh izy zany an... Za mankafy kah ... le hira revekou le clip kou ôtrn misy mafatfat kely zany ...
Yes ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
miverena mihira less eh
Tsara be ilay hira ;)
Mihary Zo R Misaotra Mihary Zo a !
Izany ka Vazo, tena milay euhh!!! Tohizo sy gardeo le style-nao #Oabmar a! Mankasitraka fa tena DE QUALITE ny zavatra ataonao na ny son na clip na ny arrangement, sns.. Miandry ny Album zahay e! dia ny concert bien sur ;)
PEACE ;)
tsara be
tsara b an!!! (y)!!! fighting John!!!!
valériane Andrianizahana Misaotra anao ;-)
加油😊
C'est beau ^_^
Mahafinaritr sy kanto ery!! ;)
Toky Nantenaina RANDRIANASOLO ;-)
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
;-)
tiako, tena tiako
+Catmouse JAMES Zarazarao any raha tianao e :-)
maninona aloa asiana " Pyramide" ilay clip aloa e......
Tsara ito hira ito ka! ilay clip koa (y)
tsara lotra!!!!
tiku be le hira surtu le clip...toizu fa tsr eh
Ohatry ny hoe efa henoko mpandeha amin'ny RDJ izany foana ity hira ity, sa ve izaho no diso fihaino?
Izy indrindra -_-
tikouuuuuuu b!!!
+kala peta Zarazarao any raha tianao e :-)
+John Oabmar bia surrrrr!!!! ny beka kouuuu c trop !!! merci
Tsy misy Ohatr'izany!!!
Ahatsiarovako anle akamako ray zay.....Elle s'appelle Maholy.....
Mbola averiko eto ihany koa: tsara be fa tohizo (y)
;-)
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
Yaya.. Efa itako. za ary anisan'ny ni-commenter voalohany tao amin'ny facebook. 😉
Ilay refrain ohatrany'ny Starlight an'ny Muse. 👍👍
Tsara be fa tohizo 👏👏👍👍
Misaotra betsaka e. Manafàna ny fo sy mampazoto ny mihaino izany ;-)
Tsy misy isaorana oh. Mirary fety sambatra 😃
Tsara be :D
Misaotra e ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
ie, efa hitako, tsara be :)
mlay le somary indie rock e
tiku be a!!
Yeaaaaah nisy clip le izy! :) tsaraaa eee, raovina dray ny manaraka? ^^
Tsiory Rakotondrainitomaho kely sisa... (y)
Indro ary ! smarturl.it/1androtsyhitamaso
milay :)
Misaotra e ! Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
to be taken with a cup of coffee
tsara bé
Gasy ka tsara!! (y)
Joel Damo (y)
Efa hitanao ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso
Can you send me the chords you used for the song? I am wanting to do a ukulele cover of it!
TSARA be e!!!! :)
2023 :p
tsara be, style coldplay, maroon5 .. pop Rock Gasy. Miandry ny manaraka :)
+Sandy Ambinintsoa Andriamanandratra Efa misimisy ihany ao an ! Efa hitanao ?
+John Oabmar oui, "Ianao Tiako" tsy misy sur UA-cam fa @ Soundcloud.iny koa tena tsara be, tsara be daholo e!! ;) asio misimisy fa zahay manohana e!!
;-)
Efa nisy nametraka ato amin'ny UA-cam ilay Ianao Tiako : ua-cam.com/video/wpD5idchVcM/v-deo.html
efa hita o :) rahoviana ndray no misy hira vaovao?
mlay ranga
👏👏👏
👍
2018☝
RAMBAO? :)
inty ilay hira tiko be letie e :) , domage tsy nifankafantatra dieny mialoha isika fa faniriako mihitsy ny anao ny video clin'ity vao henoko tao @ rdj!
Publicité FELINE
Jalousie _ Spear O'mic ft Anyah
Spear O'mic _ FATE
G.I _ Gentleman Individual (commercial)
D'Van _ Olo tsy mankatia (public version)
ireo misy échantillon kely ny réalisation-ko! Tohizo fa tsara lotra e :)
Misaotra betsaka eh ! Tena madio tsara kosa ny vokatrareo an ! ;-)
Efa hitan'i toi ny manaraka ? smarturl.it/1androtsyhitamaso