TSIKA GASY ( vidéo en malgache)
Вставка
- Опубліковано 12 вер 2024
- Ireo zavatra mampiomehy ataontsika gasy ny ho resahantsika androany !
Aza adino ilay mizara sy manao j’aime ary ny commentaire ihany koa.
Averiko ihany fa raha te ahazo billet 2 ianao hijery an’i « Fy Rasolofoniaina & his band » ianao dia commenteo fotsiny oeh « Tefi oh za te hijery an Fy » ! Dia izay commentaire be réaction indrindra no ho raisina ho mpandresy. Marihana fa olona 2 no ho mpandresy !
Tsy adino ihany koa ny misaotra an’i Telma Madagascar fa milay be le afaka manao SOS rehefa kamo, na tsy misy credit haha !
©️La page de Tefi | 2019
Tefy he... Za mba te ijery any Fyh ❤️
pro tip: you can watch movies at Flixzone. Me and my gf have been using it for watching a lot of movies lately.
@Dominik Alvin Yea, I've been watching on Flixzone} for since december myself :D
TSIKA GASY le titre an'le video nefa le ti-shirt hanaovan'lah tonga de misy soratra hoe Paris 😂😂
rabenandrasana fifaliana 😂😂😂😂
Tu aurais dû peut-être mettre des sous-titres pour les Vaza
Yoann Lee bah il a dit que c'était une vidéo spéciale Malagasy-Malagasy donc euh 😅
Oui mais il le dit en malgache du coup il comprenne pas 😅
Ba dsl mais ta qua a ne pas regarder la video ou apprend le malgache
Bah je connais le malgache juste je pense au autre 🙂
On aimes bien regarder avec mon mari mais il comprends pas lemalgache
Tefi za tia hijery an Fyh with his band 🙏🏾🤙🏾
Tena j'aime beaucoup en malgache ! Tu devrais en faire un Tsika Gasy n°2 !
Tefy zah mba te ijery any fyh
Qui s'ennuie en 2020 avec le confinement et regarde les vidéos de Tefi!? Comme moi...
Tefi oh za te hijery an'i Fyh
Bisous Tefy, aza adino ny mividy mofo
Tefy o ! Za vidiano mofo gasy 🙃😋
J'ai tout compris ^^
Je parle pas gasy tous les jours fa j'ai tout compris
Sady mahita tsara ny situation UwU
Atsik gasy ree 👏👍
tes vidéos sont plus drôles en mlg man 😂😭
Jsuis le neveu de fy rasolofoniana
"Tefy oh za mba te hijery an fyh"
🤣
😂😂😂😂😂😂mlay eeh, tena miolana n tsinaiko👏👏👏👏👍👍👍👍👍😂😂😂😂😂😂😂
Tiako be ilay teny farany 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 trop bien cette vidéo
Le combinaison de la musique de fond avec les phrases sont tout simplement très gentils au point que les plus sensibles ressentent quelques choses dans leurs cœurs en l'écoutant.
Théorie b less le vary masaka le 😂😂😂👌🏻
Tefy oh za te hijery an Fyh!!
Tefy ah zah te ijery an'i Fy🙏🏻🙏🏻
Les legendes sont encore là en 2022😂✌ mlay lesy e, que des souvenirs💪
Tefi zah mba te hijer àn'i fyh
Tahy n'y alika n'y GIL 😂🤣
Je kiff cette chaîne,, C'est trop😭😂
Tino le izy
Ilay "mizesitra ndray" aloha tena izay mihitsy e 😂😂😂!!! Thumbs up 👍🏾, tohizo fa mahafinaritra! Ary ilay "izaho" hahaha 👍🏾😂!
Tsy idiko le Fteny gasy !
Tefi oh za te hijery an fy
Mba ampindramo ana Roger et ses humains derrière toi io steup 🙏😍
tefy oo zah te ijery any fyh
I need French subtitles please 🙏🏽🙏🏽
@raytibox lel il est pas Malagasy , la légende en raconte xD nn jrigole peut-être qu'il fait juste semblant c sûr ;-;
@@miiouty. j'ai pas compris il a dit quoi 😭
Sali daoly n'y gasy petaka
Tsy gasy ré efa mivakaita Dia ny Lohany atraka famaninona ra ny valahana
Je pleure de rire ptn 🤣😭 force à nous 🇲🇬🙏🏽
Magache
Malgaches 🇲🇬🇲🇬❤❤
Aotrany tsy mahay miteny ela ry Tefi afa afa be ny fitenony eka
Fait plus de vidéo en malgache stp🤝😂
🤣🤣👏 Mankafy be ah mahita le vidéo fa efa ela be tsy tafaverina tany Madagascar
Le PS4 ao arina misy Black Ops 4 😃
Tefy oh za te ijery an fy
soupe tamatave de zao, efa ela no nisy vague migration sinoa tamin faritra Est madagasikara, de ireo no napianatra antsika gasy ilay soupe chinoise, ny soupe tamatave de manao référence fa ilay recette original no apiasaina, ny soupe mahajanga indray de manao référence fa tsy misy kisoa ilay lasoupe
Super vidéo
j'ai rien compris a part MANAWONA mais g regardé kan mm hhhhh
mafy ranga nareo ohh
J'adore fier d'etre Malgache liker ce qui sont malagasy
Je suis à la première personne à voir la vidéo mdr
Et je suis la deuxième !
t'avais juste qu'à dire "first"
Ela sy Antso tokon miray vlog 1 adala b 🔥🔥👍👍 big upp ee
Aizeeh, je passe juste pour te dire que j'aime bien ce que tu fais, les contenus de tes vidéos et tout. Toiza lesy bena 😉. Surrrr
Ilay tainalika ny tena naha latsaka ana b 🤣😂🤣😂🤣😂
Titre = tsika gasy
T-shirt=PARIS
😂
Je t'ador parceque moi aussi je sius malgache
Za te hijery Fy🐝
Tefy oh! za te ijery an fy merci brada miaraka am SOS credit io Tefy an
Efi oh za te hijery an fyh"
Reveko be lty refa miteny gasy elah !
Tu gères bro!!!
Tsara tiako be😍😍😂😂
Adino ny oe ny malagasy dia afaka mifanopa amin alalan sioka 😂😂
Les métisses peuvent comprendre 😆❤️
CéciliaTM moi je suis métisse 😆(mais je comprends rien)
mdr🤦♂️
Afa2 be ela miteny gasy😂
Merci pour votre vidéo, une belle découverte d'un artiste talentueux, magnifique voix Fy Rasolofoniaina & cie. Misaotra betsaka.
Roger et ses humains haha😂😂
Milay elah
Aoka Re tena marina
tsareeee tsika mints zanyy 😂🤣🤣
Mlay io video io
atao hoe soupe tamatave ny soupe tamatave satria misy port!!!! mdr
et le fameux "pi-pi-pim piiiim"-klaxonne malagasy.. on en parle!? haha
Lalan dadan lah mantsy io letie 😂😂😂
Hafahafa be ela rehefa miteny gasy
kaizE, Tefy za te hijery an'i Fyh fa ra za n mahazo like bedebe ndrindra de ny billet anakirai atao billet d'avion makany dago XD
inona kay ny titre an'ilay video an'i Tefy misy an'i Bébé phoky iny
Adinon'lah koa bainna fa tsika rehefa mahita zavatra mlay be dia lazaintsika fa fivavian'alika lay izy. 😂😂😂
Tefi oh za te hijery an Fyh
tay be ilay. tohozy
« Satria a Tamaga zegny no mamangooo »🤣🤣
Marina be zany le ty
Ndri, efa lehibe marina ela zan ry Tefi a ! Ela mbola akizy2 no itako t@ vidéo efa ela2 izay kay efa nia lehibe tao sahady izy :p ! Misaotra @ le vidéo fa mampiomehy e :) ! Tohizo hatrany !
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 maty ah
Mlay be oa nareoooo
Merci
Tefi, Tokony mba tsy Paris saint germain lesy le akanjo 😂😂 ela mba efa nanao an le vidéo am teny gasy, ary ny akanjo sisa no tokony mba tsy mkasika an France😆😂
deba aaa....(fa tsy bouta anh)zah mba te ijery anzn fyh zn kooo...
Reveko elah!
Zahay Gasy!! 🇲🇬🇲🇬
Lety e lasa misy pub ny video anao tssssss
Je suis morte 😂😂😂
Kkkkkkk...marina mts l we miseo milay f mba mahay français😁
Marina daholo izany indrisy nefa zah taty aoriana vao nanao commentaire efa vita ilay concert !
@ tsika gasy dia misy karazany 4 ian n olombelona ankotranazy... sinoa, karana, afrikana ary vazah
mampime
Andraso eo fona pauly
Karakory anno
voalohany miteny voalohany
Takzay Antananarivo ilay soratra teo amle tee shirt fa tsy Paris amzay mvoka tsara ilay video 😂😂😂
Lé Vary Masaka 🤣🤣🤣
waaa, t'as roger et ses humains
Milay ihany rehefa miteny gasy ela ka 😉🤙🏾 Don’t worry about it 😅👌🏾
Plasment produit telma ny ataon la
Gasyyyy😂👍🏽
Tefy ahh! DAGO mais pas DAGY!
J'adore
hahaha! mafy ty zoky ty
je m' abonne toujours pas tant que y'a pas de sous titre en français......
Tu peux faire des dégustations stp😈😈😈😈😈