Na dia lavitra -Rossy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 1 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 39

  • @ivanandriana9943
    @ivanandriana9943 9 років тому +2

    MERCI ROSSY ! ndriiii tiko io hira io!mampatsiahy ny fahiny sy ny fahazazana rehetra !

  • @bakolyarisoaelisa2117
    @bakolyarisoaelisa2117 10 років тому +2

    mba ho tody any an tanana iany ve za ty otsoooooo malaelo be za merci rossy

  • @rija612
    @rija612 10 років тому +3

    mahereza fa hitovizana ny antsika e! ny anay efa ho 17 taona zao sady manao miaramila e! mafy fa dia tsy adino ny rad sy ny tanindrazana e!

    • @frtm06
      @frtm06  10 років тому

      Misaotra dia mankahery anao ihany koa. Mahavita soa ny adidy dia mba tsiditsidiho ihany koa rehefa misy hirika kely ;)

  • @SrgRATSIMBA
    @SrgRATSIMBA 13 років тому +1

    Mankasitraka, ary io koa ny hira isan'ny nanamarika zavatr teo amin'ny fiainako

  • @hubravni
    @hubravni 13 років тому +1

    Mankasitraka tokoa é sady misaotra é,za koa moa d malahelo an'i dada sy neny zay efa lasa nodimandry é!!

  • @priscarafito9249
    @priscarafito9249 10 років тому +1

    Heee... mitovy cas aminao. Misaotra nizara. Tena tsara

  • @Narimi25
    @Narimi25 12 років тому +1

    ndryy! tsar e! tiako be ku io hira io! tena malaelo e! lavitry ny havana rehetra ny olon-tiana ku, lavitra gasikara! Manin-te ody! (any shanghai zany enw?)

  • @lowanthem
    @lowanthem 12 років тому +2

    Nice one. Even if I don't understand what he says.

  • @974herilala
    @974herilala 13 років тому +1

    Misaotra anao nizara ny kanto!sady @zay manja ery nareo.

  • @ahl1786
    @ahl1786 8 років тому +1

    Moi de même, mahatsiaro mafy anareo ry papa sy neny, ts manadino ary tiko foana I anareo où je suis, tsy maintsy ho tody sy ho a year tokoa, a bientôt , gros bisous

  • @andrianjakafanoela1699
    @andrianjakafanoela1699 12 років тому +3

    tena lasa mazoto mijery an'ty hira 'ty za depuis ny fotoana nahitako azy.......tena efa ho im-polo isanandro....... asa naninona anga

  • @rabezou
    @rabezou 13 років тому +2

    mankahery be dia be , dia manakasitraka an'ilay rakitsary e!!!!

  • @zouast
    @zouast 11 років тому +2

    Latsaka mihtis n ranomasoko eto ampihainoana an ty hira ity...... :'(

  • @joseechristinahsandrarazaf6423
    @joseechristinahsandrarazaf6423 9 років тому +2

    zany aky zandry vaviko sy ny papako a tsy maitsy ho avy any aho

  • @tolotrarahasa4878
    @tolotrarahasa4878 10 років тому +1

    mankasitraka e

  • @jhaa84
    @jhaa84 12 років тому +1

    miverena refa vita ny any hanasoa ny tanitsika e!!

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 12 років тому +1

    You've just listen to the melody!

  • @hubravni
    @hubravni 13 років тому +1

    Merci é!!

  • @Abradingo
    @Abradingo 12 років тому +1

    Tsara!

  • @natachaangelo8260
    @natachaangelo8260 10 років тому +2

    Za koa aza mba mitomany misaotra eh

  • @frtm06
    @frtm06  13 років тому +1

    @974herilala tsy misy fisaorana o! Aiza koa dia hoe manja e :)

  • @nanjasariakanoellaandriana4180
    @nanjasariakanoellaandriana4180 8 років тому +1

    Tsy maintsy ho tody tokoa ah r dada sy neny...mlaelo mafy n any dago...tsarb ko le clip mampietsipo

  • @miranah1
    @miranah1 12 років тому

    merci

  • @solyso100
    @solyso100 10 років тому +1

    misaotra e

  • @andrianjakafanoela1699
    @andrianjakafanoela1699 12 років тому

    snif snif be ry faramandimby ah!!!!!!!!! ehhhhhhh, aza mandatsa-dranomso eh

  • @frtm06
    @frtm06  13 років тому

    @hubravni Mahereza e!

  • @frtm06
    @frtm06  13 років тому

    @antsameva Rossy no isaorana e! :)

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 10 років тому

    vaky ny foko mahita ny sary alefanao ho a Dada sy Neny-nao sambatra rizareo manana anao mahatsiaro an-drizareo tafitaha soa amin'izay tadiavinao ary ny Tompo anie ho eo anilanao lalandava!!!!!

    • @frtm06
      @frtm06  10 років тому

      Misaotra indrindra. Mirary soa ho anao ihany koa.

  • @yangnathalienazurah419
    @yangnathalienazurah419 8 років тому

    mhahaha... com par hasard de tonga wazy teo am video anjy za... hahaha... iza ary za???

  • @frtm06
    @frtm06  13 років тому

    @Didix68 okey ;)

  • @gintonic4583
    @gintonic4583 11 років тому

    hohaninareo daholo ve reo sakafo reo?

    • @frtm06
      @frtm06  10 років тому

      :D ny vilia kely no be dia be fa ny sakafo amin'ny antonony ihany ny habetsany ka!

    • @gintonic4583
      @gintonic4583 10 років тому

      niverenako nojerena fa na izany aza tena betsaka be ka no!

    • @frtm06
      @frtm06  10 років тому

      hihi

  • @tokydonah5030
    @tokydonah5030 10 років тому

    snifffffffffffffffff!

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 8 років тому +1

    merci