Isaoranay Ianao ry rainay manome olona feno ny Fanahinao sy nomenao talenta toa an'i Rija Rasolondraibe!!! Dera, laza ary voninahitra ho anao mandrakizay!!! Amen
thanks LORD GIV me evrew all becaus GOD lik me now i will prey for LORD and dis song vere nic dont forgt GOD in you herd dis ckip your hont ok i have lovely GoD
Na dia 2021 dia mbola tiko foana ity fiderana ity, Andriamanitra lehibe mendrika ny dera sy ny miondrika eo anoloany Amen
Isaoranay Ianao ry rainay manome olona feno ny Fanahinao sy nomenao talenta toa an'i Rija Rasolondraibe!!! Dera, laza ary voninahitra ho anao mandrakizay!!! Amen
Ohan 'Jehovah irery iany anie voninahin Amen
Tsy hiala amin'ny fanarahana Anao aho Ray o!ataoko ho voady izany manomboka androany.!!
Mankasitraka fa tsara lotra, mendrika Azy tokoa ny fisaorana
Misaotra Ray ô!!
izaho koa Tompo o! hitsaoka Anao foana @ androko rehetra
Mandrakizay eto an-tany sy any amin'ilay fitoerana efa nomaninao ho ahy Tompo o!
mafnartra kosa ny mahita miaramila miaina ao anaty finoana, aza miala aminy mandrakizay dia tena reseo lahatra miitsy ny namanao
Raha mbola velona aho aho dia hitsaoka anao foana Jesosy ary hijanona eo @fanatrehanao foana satria tsy afa-miaina lavitra ANAO. Ianao no fiainako Jesosy.
thanks LORD GIV me evrew all becaus GOD lik me now i will prey for LORD and dis song vere nic dont forgt GOD in you herd dis ckip your hont ok i have lovely GoD
Mahalaza ny anaty fo lalina tsy hay notononin'ny vava miitsy ilay tononkira!!
Raha mbola velona aho hitsaoka izao no faniriako
Hitsaoka Anao @ androko rehetra!! hitsaoka Anao tsy misy fetra!! Hitsaoka Anao
Jesosy ô raiso ny fiankohofana avy any anatiko lalina any!! Hitsaoka Anao ny anton'ny fisiako
Sambatra zay mihira sy midera ny Tompo @ fo tsotra sy mendrika. Ho deraina mandrakizay anie ny anarany masina
aty lavitra aho mieno zao hira ity mitomany aho satria tsapako fa tiany jesosy aho sy anaw de mahereza ry ravavy 23 /12 /2016/vavitiana nadia
ho Anao tsisy fetra za
May God Bless you may I have the translation for this worship . I would love to have it. May God bless this brother in his ministry
Of course! How do you want me to send it to you?
great on this mail cobjah@gmail.com
Did you receive it?
j adore
Tsara ty hira ty
misaotra Jesosy nanagananao ahy ho zanakao na dia ts mendrika ar za
mafinaritra tokoa ny eo anilanao ry tompo