𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄̈𝐋𝐀 Feat. 𝐑𝐈𝐉𝐀𝐃𝐄 - 𝐇𝐈𝐑𝐀𝐇𝐈𝐑𝐀 🇲🇬 (Official Video Clip / Album : "BANDY RANGAHY")
Вставка
- Опубліковано 1 жов 2024
- #rijade #madagascar #samoela #zararevy
Ecoutez & téléchargez « BANDY RANGAHY » de Samoëla sur toutes les plateformes digitales :
▶️Spotify : open.spotify.c....
▶️Apple Music : / album .
▶️Deezer : www.deezer.com...
▶️Amazon Music : music.amazon.c....
▶️Tidal : tidal.com/brow...
𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜 :
Ngôma, lavitra anao
Mangina raiky, tsy haiko raha atao
Hitako ela iaviako
Tsy andriko intsony hodiako
Ankilanao, mahasambatra zaho
Faly ny ao anaty foko ao
Sambatra fa manana anao
Mientanentana avokoa ny rehetra
Ianao no tiako, tsy misy fepetra
Na lavitra no misy anao any
Ny foko sy ny saiko efa any
Manantena ilay indray andro any
F’efa ela be mihitsy aho
No tsy niaina an’izany
Refrain :
Zaho koa malala ôh
Ravoravo ny fo
Vao mandre anao ôh
Lasalasa ambiroa
Soa fa nisy ny feo
Soa fa nisy ny sary
Hihaonako aminao any
Fa na misy alahelo
Na sarahin’ny tany
Tsy ravan’izany
Efa lasanao any eh !!! Ny hafaliana
Navelanao teto : Souvenir
Efa fomban’ny tany
Ndraindray mangina
Ka aleo tsy misento, fa hirahira
A/C : Samoëla RASOLOFONIAINA