Tsara ilay vazo eh, mba mavesabesatra kely na dia accoustique ary!! ilay clip koa tena ao tsara, angle hafa mihintsy no nakana ny tanan'ny Nosy-be. Mankasitraka Samoela.
azafady inona ilay tenenin'i Samoela : efa anaty "ferako ato " ve sa zavatra hafa "? Mba lazao izay tena izy fa lasa mifamaly zahay ato an-trano ho an'izay mba mahalala? merci! fa tsara lay hira kâ!
Nefa anaty verako ato ato Toa mbola hitako indray Saingy indrisy tato ho ato Ilay hangomana mamay Nefa tsy hiverina any intsony aho Hohadinoiko ny fahiny Na mahantra masikiny aho Sanatria rah ambola iny e
ilay fiafaranan'ilay clip no nahasintona ny masoko satria matetika ilay namana na olo akaiky, ilazanao ny olana ihany kay no mahatonga ny olana. Fianan'ny olon-dehibe feno secret.
Tena milay. Aiza ilay toerana tsara be io. Boutique angamba izy io. Mba valio izay mahafantatra. Misaotra mialoha dia arahabaina tratran taona vaovao.
Any Nosy Be
Texte tsy ho lefy na ombia na ho ombia kwh zany! M'lay e
Ny enjana hafa mihintsy eee🥰🥰
Mankasitraka manampy playlist !
Mankasitraka Samoela, tena tsara be
Mlay be mintsy 🎉🎉❤❤
Tsara be ilay vazo, mankasitraka!
tena Samoela fona ny Samoela, tena enjana le tononkira, mankasitraka
Ny henjana henjana eny foana, milay e
Mlay ka, zay iray letsy no tsy tia, mitotoa koba hatavy e!!!
Oh purée la fin 😂😂😂😂😂😂
Tsara ilay vazo eh, mba mavesabesatra kely na dia accoustique ary!! ilay clip koa tena ao tsara, angle hafa mihintsy no nakana ny tanan'ny Nosy-be. Mankasitraka Samoela.
Misaotra fa tsara e❤
Milay zoky ah... Milay foana eh
zay ilay feeling Samoela
Ny henjana ❤
Azon''ny henjana kay lé tsin 😃😃😃
😂😂
azafady inona ilay tenenin'i Samoela : efa anaty "ferako ato " ve sa zavatra hafa "? Mba lazao izay tena izy fa lasa mifamaly zahay ato an-trano ho an'izay mba mahalala? merci!
fa tsara lay hira kâ!
Nefa anaty verako ato ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria rah ambola iny e
Milay le vazo fa mampte isotro toaka 😅
❤️❤️❤️
Ilay farany kosa nama tsy rariny ann🤧😂😂
Tsara le hira 😂❤
ilay fiafaranan'ilay clip no nahasintona ny masoko satria matetika ilay namana na olo akaiky, ilazanao ny olana ihany kay no mahatonga ny olana. Fianan'ny olon-dehibe feno secret.
00000000000000000000000000000000
Nosy-Be!
Efa anato ferako ato ve ilay teneniny?
Zah kou mihaino tsara fa tsy mety fantatro
Je croyais entendre "efa anaty verako ato" 😅
Nefa anaty verako ato
Asio lasary sy bex 2 🤣🤣
CV