Tena tsara e, raha raisinao tokoa ny fahefan'ny lanitra, dia hiaiky daholo ny iray tanana fa ny fiainanao dia misy fahagagana, handositra koa satana,..., ny areti-mandringana saika hamono hangorona lamba fa tsy tamana. Ka inona moa zany no andrasan-tsika, ndao ho raisina ny Fahefan'ny lanitr e
ny fahafantarako izany M. Eric rolsman zany dia batteur pro. fa kay izy tsy izay fotsiny ihany fa tena manan-talenta hafa mihoatra lavitra ny mively batterie. mankasitraka indrindra e!! Deraina ny Tompo!!
Tonon-kira (hirao mafy fa Jehovah dia mitoetra eo amin'ny fiderana) Mpandresy ianao rehefa manana io fahefan'ny lanitra io Raha IZY no miasa tsisy hatohitra. Raha IZY no miasa tsisy hasakana. Fahefana sy ny hery dia manaiky ILAY MAHERY Mpandresy toy ny voromahery (*2) Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Aza matahotra fa IZY homba anao a, Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2) Dia mandehana aza matahotra ny anjaranao tsy hisy arombaka I Satana mihorohoro raha Jesosy no mijoro Ilay VATO tonga hanorotoro (*2) Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Aza matahotra fa IZY homba anao a, Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2) Hery sy fahefana hery sy fahefana miaiky daholo ny iray tanàna fa ny fiainanao dia misy fahagagana, Hanitsaka menarana, nandositra koa satana Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana (*2) eeee Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Fahefan'ny lanitra no homeny anao e Aza matahotra fa IZY homba anao a, Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2) Mankasitraka ny TDL tahian'i Jesosy mandrakariva anie nareo.
Tena tsara e, raha raisinao tokoa ny fahefan'ny lanitra, dia hiaiky daholo ny iray tanana fa ny fiainanao dia misy fahagagana, handositra koa satana,..., ny areti-mandringana saika hamono hangorona lamba fa tsy tamana.
Ka inona moa zany no andrasan-tsika, ndao ho raisina ny Fahefan'ny lanitr e
ny fahafantarako izany M. Eric rolsman zany dia batteur pro. fa kay izy tsy izay fotsiny ihany fa tena manan-talenta hafa mihoatra lavitra ny mively batterie. mankasitraka indrindra e!! Deraina ny Tompo!!
Mankasitraka n'y Mpanoratra n'y hira! N'y Mpihira Ny Tompon nyy fahefan n'y lanitra anie hampitombo ny Talenta
Fa ra izy no miasa de tsisy mahasakan aza matahotra fa ny anjaranao tsisy aharobak 💖💕🙏 amen
ndriii....fahefan' lanitra tokoa no nomeny ..tsy azon iza n iza ozingozonina
Mankasitraka eeh🙏🙏🙏 any Tompo irery anie voninahitra 🙏❤
Ndriiiiiiii,,,,,,,,,,Tena mandresy lahatra be!
Sady maontina be daholo.
Ho tanteraka tokoa anie izany. Amen!
Misaotra Jesosy o!fa mampanantena fiainana ho anay foana IANAO isan andro @ andro hiainanay ety!Amen
Haleloia! misaotra an'i jesosy! nanome hery ho antsika e ! mifalia @ tompo e!!!!
Amen, tiako eky hira ity misaotra eee
Fahefan'ny lanitra tokoa no omeny Antsika e!
Tsara ilay hira eeeehhhh!!!!! Tohizo foana fa mahafinaritra
deraina lay nahary ny lanitra siny tany AMEN
ALLELUIA 🙏🙏 Misaotra Jesosy ô
Misaotra Tompo d Mankasitraka TDL mitombo fona talenta efa hanana e!
Bjr Mr Rado sao d mba afaka mahazo tononkira sy clé fitendrena azy tompoko mba hiderana am-piagonana. Misaotra indrindra
tiko be..tena tsara lay hira...Amen amen
tsara be le hira fa tohizo TDL
Mahafinaritra ahy ny groupe TDL
tena tsara be le hira
voninahitra hoan"Andriamanitra irery iany
Tonon-kira (hirao mafy fa Jehovah dia mitoetra eo amin'ny fiderana)
Mpandresy ianao rehefa manana io fahefan'ny lanitra io
Raha IZY no miasa tsisy hatohitra.
Raha IZY no miasa tsisy hasakana.
Fahefana sy ny hery dia manaiky ILAY MAHERY Mpandresy toy ny voromahery (*2)
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Aza matahotra fa IZY homba anao a,
Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2)
Dia mandehana aza matahotra ny anjaranao tsy hisy arombaka
I Satana mihorohoro raha Jesosy no mijoro Ilay VATO tonga hanorotoro (*2)
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Aza matahotra fa IZY homba anao a,
Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2)
Hery sy fahefana hery sy fahefana miaiky daholo ny iray tanàna fa ny fiainanao dia misy fahagagana,
Hanitsaka menarana, nandositra koa satana
Ny areti-mandringana saika hamono nangorona lamba fa tsy tamana (*2) eeee
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Fahefan'ny lanitra no homeny anao e
Aza matahotra fa IZY homba anao a,
Aza matahotra fa IZY homba anao e (*2)
Mankasitraka ny TDL
tahian'i Jesosy mandrakariva anie nareo.
Amen, mankasitraka rahavavy
Fahefahany lanitra fa nomeny ahy
Mankasitraka indrindra Fa tsara be
Aleloiaaa Amen !
Ra Izy no miasa tsimisy mahasaraka mihintsy eee! Amen
Miorohoro mihintsy satana
Makasitraka fa tena tsara ny hira!!!
Fahefan'ny Lanitra no omeny anao...
Amen tena tsara
tuni vura maeri.....
Tena tiako, misaotra e!
Amen!tena tsara
mankasitraka indrindra fa tena tsara loatra sady mapahery.
Haleloia,amen
Fa ilay lelahy manao akanjo mavo hotrany tsy matotra loatra ,fa ilay hira tena tsara😃
Vololona Ramahefasoa fifaliana ho fandresena ho an Jesosy ny dikany reny
nefa zah faly be mahita anio, miampita be ny fifaliany :) :)
Efa toetrani Finoana mintsy zao 😄😄😄
Voninahitra hoan'andriamanitra
Azalea matahotra fa homba antsika mandrakariva jesosy
Amen!Amen
tsar be! mankasitraka o
aleloia tsara ny midera ny Tompo
Amen!!! Amen!!! Amen!!!
Aleloia
Tena hoe tsaraaa be
J AIME
Amen ❤
Tsara b le hira
Amen nah
Tena miorohoro satana. Mahery ny tompo e .misaotra e
Tsara be ! ❤❤
Deraina Jesosy
Zany mihintsy ehhhh
Tsara
Amen!!!👏👏👏
Amen 🙏satana mihoro2 rah Jesosy no mijoro Amen be
@@raharivaojeanneelisabelle502 Marina mihintsy.
J'aime trop
Amen
Amen be
MANKASITRAKA O
Aleloia
Amen