Zah miteny io de Betsileo..tsara ho hainao zay.. Fa mankarary ny sofiko ny fanononana ny tenin-drazako amity hira ty.. Tsy manafokafoka zah eto sanatria fa manameloka satria tsy otrizao mints ny fanononana teny Betsileo.. Tsy lehibe tao zah fa mba mahay miteny Betsileo tsara mints.. Ary vakio tsara io zavatra soratako io fa tsis manafokafoka ny teny Betsileo eo azafady...merci
Eh! Jiao eh Mandigny ha laolo Tsy aiko ra misy na ona tea Izy ndraika ra ona minea nea Eh! Jiao eh Mandigny ha laolo Tsy mieritseritsa hanao zany aho De io re naman'ny tsa hitana Nisy eh ny fanantignana Kay raha ao ny Tompo Jesosy tea tsa mba lavitsa Hia e,dia nila zay nivavaka Nisy eh ny fanantinagna Kay raha ao ny Tompo Agnao ve efa anazy e (*8) Eh! Jiao eh Mivavaha laolo Aza metehitsa amin'ny hananana Jesosy aroso ani ho namana Eh! Jiao eh Mivavaha laolo Zao no taron'ny baiboly De io naman'ny tsa matory Jesosy ry namana tsa mba miova Mizara lova Agnay efa anazy eh!
Tiako faly mihints zanako fa alefako io hira io aloha handeha hivavaka agnay mianaka ,agnay Koa efa an'azy 🥰🥰🥰
Tsara le hira fa le fanononana teny Betsileo no mankarary ny sofiko...
Tsy votery mivehaveha be otrizany..
mamorogna rh mahay fa aza n teninay no afokaina n kakaliky ty
Ramaroson Zo mamorona rh mahay fa aza n teninay no haratsiana kakaliky ty
Zah miteny io de Betsileo..tsara ho hainao zay..
Fa mankarary ny sofiko ny fanononana ny tenin-drazako amity hira ty..
Tsy manafokafoka zah eto sanatria fa manameloka satria tsy otrizao mints ny fanononana teny Betsileo..
Tsy lehibe tao zah fa mba mahay miteny Betsileo tsara mints..
Ary vakio tsara io zavatra soratako io fa tsis manafokafoka ny teny Betsileo eo azafady...merci
Gasy gasy Tsara ,mafinaritra le Teny betsileo
Misaotsa e!! Agnay efa anazy atsika aby efa anazy e!😍😍
Dia efa anay aby zay ! misaotsa e
Jesosy tsa mba lavitsaaa... tsara be👍
soa tegnany fa tsa azoko soa ny tonon-kira, ny fanognonana ny voambolana koa tsa tena azahoako azy... fa mitsaotsa e
Tena tsy hainy zareo ny manonona ny teny ntsika 😁😂
👍👍👍👍tsara ny midera ny Tompo bravo!😄😄😄😄😄
Agnay efa anazy eee!misaotra e!
Jesosy re ry namana tsa mba miova
aaaaa (y)agnay efa anazy e!
misaotsa fa tena tsara le hira!
Agnay efa an'i Jesosy
Misotra e 😍 Tena tsara. Agnay koa. ..
Tsara e makasitraka oh !
Éfa azy agnay
Tsara loatra, maherza ao @Tompo!
Tsara ny Tompo !!!!!
Tiako loatse ❤️❤️❤️❤️
Tsara be! afaka mahazo tononkira ve o! (y)
tena ysar lay hira, miaraka @ lay gadona gasy gasy humm tiko be, makasitra de mitombo @ fasoavana dhl e
agnay efa an'Azy e! ianao ve efa an'Azy koa??? Atolory an'i Jesoa ny fiainanao
Tsara eh,
Agnay efa agn'Azy ee (y)
tsara loatra ity hira ity
anay efa anazy eee
tena tsa miova tokoa Jesosy io.
Agnay efa anazy koa.
tena mfinaritra b a, maredondredona mamelombelona mits 😄😄
agnay ko ef anazy
tena tiko
❤❤❤👏👏👏👏💋😙😙😙
Mahagaga n fitiavany ee
ZAHO KOA EFA AN'NY TOMPO .ARY IANAO MBA AHOANA ?
mitsaotsa anareo o!!!!
Mankasitraka de mapaery anareo e
hafa kely
👏👏👏
i realize Im kind of off topic but do anybody know a good website to watch newly released series online ?
@Xander Javier flixportal =)
@Reuben Corey Thank you, I went there and it seems like a nice service :D I really appreciate it !!
@Xander Javier no problem :D
milay ne a !
Tsara e
Eh! Jiao eh
Mandigny ha laolo
Tsy aiko ra misy na ona tea
Izy ndraika ra ona minea nea
Eh! Jiao eh
Mandigny ha laolo
Tsy mieritseritsa hanao zany aho
De io re naman'ny tsa hitana
Nisy eh ny fanantignana
Kay raha ao ny Tompo
Jesosy tea tsa mba lavitsa
Hia e,dia nila zay nivavaka
Nisy eh ny fanantinagna
Kay raha ao ny Tompo
Agnao ve efa anazy e (*8)
Eh! Jiao eh
Mivavaha laolo
Aza metehitsa amin'ny hananana
Jesosy aroso ani ho namana
Eh! Jiao eh
Mivavaha laolo
Zao no taron'ny baiboly
De io naman'ny tsa matory
Jesosy ry namana tsa mba miova
Mizara lova
Agnay efa anazy eh!
Mba omeo tononkira fa tsa mazava tsara
Tena tsara lay hira fa tsy azoko tsara lay izy
tena tsar. tiko
Ieka tsa mazava soa ny tognony fa soa
Mahafinaritra ny fitoriana @ ilay gadon- Kira tena ao tsara
Tena soa
Tsara be ôoo
Tsar ka! (y)
tsara
kanto loatra
Tiako loatra..
:)
Efatsara manatona adriamanidra
😊😊
😊😊
32