Princio - Omeo sopapa ( Tononkira / Lyrics )

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Manahoana daholo isika abonnés ato amin'ny OA Studio.
    Atolotray am-pitiavana be ity hiran'i Princio (Omeo sopapa) ity mba hirahiraina sy analazina amin'izay misy anareo na miaraka amin'ny fianakaviana na akama.
    Anisan'ny hira tsy afaka am-bava sy tsy hay adinoina na dia efa am-polon-taona aza nivoahany. Ary mbola malaza indrindra any Facebook any izay ahitana video cover maromaro an'ity hira ity izay mamelona ndray ny lazany.
    Isaoranay ianao ary ankafizo dia aza adino Like sy mi-abonner.

КОМЕНТАРІ •