Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Samy manana ny tiany e.Ao ny lasa mpihira, ao ny lasa piraty, ao ny lasa mpidaina, ao ny lasa mpivavaka :-)
merci princio tsy adino e
marina mintsy, ity adala sy endry ty mihira daholo
Tsara averina kely indray ity hira ity mba hahatonga saina ireo mpihirahira ireo...sa mety vao maika ireo manao?tena tsy misy zavakanto intsony,
Marina bé 👏👏👏👏🤣🤣🤣🤣🤣😱🤔😛🙊
Hihihi....
princio aza fotsy feo be kanefa mba miezaka mafy dia toa metimety ihany, aleo mba ho lasa mpihira koa ny hafa fa tsy olana
ny azy vazo miteny ! fa ny an'ny sasany sady tsy feo no tsy tonon'kira fa null
@@DrcMath1174 zay
Samy manana ny tiany e.
Ao ny lasa mpihira, ao ny lasa piraty, ao ny lasa mpidaina, ao ny lasa mpivavaka :-)
merci princio tsy adino e
marina mintsy, ity adala sy endry ty mihira daholo
Tsara averina kely indray ity hira ity mba hahatonga saina ireo mpihirahira ireo...
sa mety vao maika ireo manao?
tena tsy misy zavakanto intsony,