NY MINO - Groupe Ny Mino (Lyrics)
Вставка
- Опубліковано 28 лис 2024
- 🙏🏻NY MINO - Groupe Ny Mino🙏🏻 (Lyrics)
Na dia mamaky lohasaha mangina aza
Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy
Mandroso mandroso
Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy
Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia
Ny fiainako milamina erý
Mandresy aho mandresy aho
Ny fiainako milamina erý
Na dia mamaky lohasaha mangina aza
Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy
Mandroso mandroso
Ny mino an'i Jesoa tsy mba manahy
Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia
Ny fiainako milamina erý
Mandresy aho mandresy aho
Ny fiainako milamina erý
Ry mino an'i Jesoa Kristy, Ô matokia
Jesoa no andry rahonao ny antoandro
Andry afonao rehefa maty masoandro
Ny antontan'onja mampitsangam-bolo
Arindrany alaminy daholo
Aza adino (Aza adino)
Ô ry mino (Ô ry mino)
Jesoa no andry-rahonao ny antoandro
Andry-afonao rehefa maty masoandro
Ny antontan'onja mampitsangam-bolo
Arindrany alaminy daholo
Na tandindomin-dozabe aza aho etý
Satria mandrahona ahy ny tsunami
Matoky aho matoky aho
Fa manana an'ny Tompo Jesoa tia
Fa Izy no efa lasa nialoha làlana ahy
Hanamboatra fitoerana ho ahy
Trano soa trano soa
Toerana hitonian'ny fanahy
Na tandindomin-dozabe aza aho etý
Satria mandrahona ahy ny tsunami
Matoky aho matoky aho
Fa manana an'ny Tompo Jesoa tia
Fa Izy no efa lasa nialoha làlana ahy
Hanamboatra fitoerana ho ahy
Trano soa trano soa
Toerana hitonian'ny fanahy
Ry mino an'i Jesoa Kristy, Ô matokia
Jesoa no andry rahonao ny antoandro
Andry afonao rehefa maty masoandro
Ny antontan'onja mampitsangam-bolo
Arindrany alaminy daholo
Aza adino (Aza adino)
Ô ry mino (Ô ry mino)
Jesoa no andry-rahonao ny antoandro
Andry-afonao rehefa maty masoandro
Ny antontan'onja mampitsangam-bolo
Arindrany alaminy daholo
😇
A/C : Laurent Rakotomamonjy
#LyricsbyKalo