🗳️Fifidianana ben’ny tanana : Kandida manana ny maha-izy azy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 чер 2024
  • SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS, Ny Vaovao Marina #Madagascar
    Fifidianana ben’ny tanana : Kandida manana ny maha-izy azy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha tena hirotsaka ho fidiana ben’ny tanana eto Antananarivo Renivohitra, hoy ny mpandalina raharaham-pirenena Bien Aimé Randrianantenaina. Miankina amin’izay kandida ho atolotry ny fitondram-panjakana indray hoy izy no ahitana ny fifandanjan-kery eto amin’io fifidianana eto Antananarivo Renivohitra io. Tokony hisokatra amin’ny 8 Jolay ho avy izao moa ny fametrahana ny taratasy firotsahan-kofidiana ben’ny tanana raha ny vinavina-na tetiandro vonjimaika navoakan’ny CENI tamin’ny 12 Febroary 2024.

КОМЕНТАРІ • 3

  • @bodoratsimbazafy6817
    @bodoratsimbazafy6817 15 днів тому

    Mivary lavo noho ny fitiavan tena sy fitiavan tseza,,, tsy mahalala menatra, tsisy fitiavan tanindrazana izany fa mpanakorontana saim bahoaka fotsiny

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 17 днів тому

    Mbola tsy vokin'halatra foana ve Ingahy Ra8 êêê ?