Це відео не доступне.
Перепрошуємо.

REAL NEWS / NY

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 лип 2024
  • Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
    Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
    REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 10
    JUILLET 2024 #madagascar
    #madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

КОМЕНТАРІ • 9

  • @andryraherison6129
    @andryraherison6129 21 день тому +2

    Olompanjakana rehetra ireo no tsy misy mandoa vidina jiro sy rano e
    Ireo takiana mialoha

  • @andryraherison6129
    @andryraherison6129 21 день тому +3

    Rehefa vazaha no miteny oe ilaina ny DAM vao hiaky ra Ravalomanana niteny izany niomehezana fotsiny

  • @Tiana.Rakoto
    @Tiana.Rakoto 21 день тому +2

    Tsay tsay tsay e! Lasa ihany farany izy. Enga anie mba veloma fa tsy mampamangy fotsiny.
    Tena tsy nahomby aloha io Fitondrana io hatramin'izay nisiany. Mirary soa

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 21 день тому +1

    Hita anao tsy navita rah t@ anao natao président fédération foot Ball Afrika, ka anao io mpamadika vahoaka

  • @Overcomer-do1mr
    @Overcomer-do1mr 21 день тому +2

    Gaga ilay zanako hoe "Dada ô, hafahafa be ny prononciation anglaisen'ilay Rangaha io, fa angaha io tsy Fotsy?", mantsy ny DG an'ny JIRAMA.
    Hoy aho Israelita io, Anaka. Dia hoy izy hoe, "Tsy miasa Sabata (Sabotsy), izany io ry Dada?

  • @augustinrakotozafy4026
    @augustinrakotozafy4026 20 днів тому

    Ataovy vazaha koa no miandraikitra ny lalana de milamina ny malagasy eh

  • @hasinarakotondrasoa6691
    @hasinarakotondrasoa6691 20 днів тому

    #JIRAMA, tapaika fihinanana indray ry zalah mpibizna gasoil isam-paritra

  • @user-mu1zv3hk6b
    @user-mu1zv3hk6b 20 днів тому

    Firifiry izay famatsiaham-bola azon'ny JIRAMA izay , dia ny eo no eo foana 🙄🙄?