⁉️ Marc Ravalomanana kandida ben’ny tananan’Antananarivo Renivohitra ⁉️

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 чер 2024
  • SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS, Ny Vaovao Marina #Madagascar
    Marc Ravalomanana kandida ben’ny tananan’Antananarivo Renivohitra : Mamono ny ho avy politikany ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha maka risika hirotsaka ho fidiana ho ben’ny tananan’Antananarivo Renivohitra, hoy ny Filohan’ny antoko Ny Fireneko sady mpikamba ao amin’ny Vovonanana UPAR Paul Rabary. Tsy afaka hahavaha ny olana goavana sedraina amin’ny fitantanana ny tananan’Antananarivo mantsy izay ben’ny tanana ho avy eo, kanefa koa tsy hahomby intsony ny tetika hanao tohatra fiakarana ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra mba handromabahana fahefana amin’ny alalan’ny fanonganam-panjakana hoy i Paul Rabary.

КОМЕНТАРІ • 17

  • @dood587
    @dood587 18 днів тому +6

    Paul Rabary ve no henoina? Mpiasan'ny fanjakana Rajoelina tia kely dia hanakorontana ny FIRAISANKINA fotsiny ary manao "Déstabilisation" .

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 17 днів тому +3

    Matsiravina ity POLY RABARY

  • @rakotomatelo5866
    @rakotomatelo5866 17 днів тому +3

    Efa tsy credible intsony izany paul rabary izany (ataoko minuscule hatramin'ny anarany) noho fihetsika nasehony t@ reny fifidianana filoham-pirenena ireny

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 17 днів тому +2

    Fa angaha ny communauté internationale angaha no mitondra an'i Madagasikara ?

  • @ndzatou
    @ndzatou 9 днів тому

    Eo indray ianao ry Antananarivo ah ! Fidio izy e

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 18 днів тому +1

    Izany hoe sarotra bé ou bien impossible mihintsy izany ny hampandroso an'Atrivo.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 18 днів тому +1

    Samy manana ny tanjany ...fa antoko tena nahavita zavatra amoha tsy antoko tim veliveny....na mitarika n'a tsia ny tim dia valim.pifidianana avokan ny hcc dia tsy miova firy toy n'y navoaka tam provisoire mihitsy. Tolony milaza hoe 80 isan ny tim lany...22 an i irmar ...tsy mis ambany mihitvato azon i tsimiankina.rega radio n i tsimiankina mamoakanvalim pifidianana...

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 17 днів тому +2

    Matahotra dada sahady indray ry Paul Rabary sy ny tgv***.

    • @user-wy8kd6qp9f
      @user-wy8kd6qp9f 17 днів тому

      Olona Resy lava vé Dia ahatahorana😅😅😅

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 18 днів тому +1

    Nahoana ts nilatsaka.depute????

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 8 днів тому

    Diso ihany i Paul rabary satria tsy raharahan'ny communauté internationale izany fa raharahan'ny malagasy samy malagasy. Na hanaiky na tsy hanaiky ireo dia hilamina ihany io. Sady tsy misy ilana an'ireo koa anie. Mitady toerana ihany io sao mbola ahazo.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 13 днів тому

    DISO BE ZANY PÔLY A. IANAO MIREDIREDY @ TSY ANTONY FOANA. LANY IZAY HERIJIKY😂

  • @avosoaandriaharinaivo9522
    @avosoaandriaharinaivo9522 14 днів тому

    Matahotra ve i Pôly é? i Ravalo tsy ho possible hanao anizany é! n'iza n'iza arotsaky ny TIM dia lany ben'ny tanàna eto é! Tadidio fa i TANA dia efa miverina ho tonga saina

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 17 днів тому

    Tànana efa zàtra mitsotra an!!!!

  • @arisonharijaona2670
    @arisonharijaona2670 17 днів тому

    stratégie io letsia tsy voatery marina ny tenenina sy arahina

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 18 днів тому

    Le pauvre!!!!maaaampalahelo...resy..resy ...resy lava...😢 resy i robinson...17 monja députés lany au nom de tim tam fitondran drajao...figafiana sy tsy fifanajana lava aseho ao anaty antteminieram pirenena....mivoaka refa mis fandaniana lalaana..mihevitra i anteminieram pirenena am nran ni dadan drizalahy angamba ry zalahy tim ka refa mis lalaana laniana dia mivoaka...sady mahasorena ny députés miara mivory aminy no mahasorena vahoaka mahita fihetsik i tim am fahita lavitra...miha kivy am tim ny olona...fifidianana filoha...resin i tajoelina i ravalo...nitaona vahoaka tsy hifidy ka...nifoteran ny rambony...sady resin i rajoelina no mbola resin I siteny.looooza😂😂 voakapoka double....am zao indray 22 monja ny député..mbola resin i rajoelina 80.indray koa..no sady Mbola resin i independ...55. F aaahoana marina!!!..tsy ampy antsasa manilan ny independant akory...tena efa tsy ilaim bahoaka ny firaisankina n dada. Tetika raa latsaka no andohan i guy maxim..tokony vady amanjanak i guy maxim solan.ny krizy no atao lohakaharan ny gasy alatsaka raa mialoha mba ahitany ny mamy am seza politikany fa aoka tsy ho ain n olona hafa ivelan ny fianakavianao no hiadiavinao atao sorona alatsaka.raa ry guy maxim zay tsy nitondra inona hoam bahoaka toy ny nataon dra pilote ny air force one!!!fa azony ny sezany dia fampigadragadrana no nasetriny teto..raa mbahoaka nalatsany hoan.ny tombotsoa manokany..ka commenceo am.fandatsahanao raa ny ankohonanao aloha ny fandatsahana ra toanao tantetahinanam ty firenena ry guy maxim alohan ny ahitanao le pire...

  • @yannicksylvio8223
    @yannicksylvio8223 16 днів тому

    Ce Monsieur n'est plus crédible