lalatiana (Ianao namako)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 13

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 2 роки тому +6

    Tiako raha ianao, satriko ho toa anao
    Ny namako rehetra, tsotra sady tsara fo sy fanahy
    Toetran'olona maro no tiako ho toy ny anao
    Mahay mifalifaly, mahay mandefitra koa
    Saingy hay indrisy, sarotra izany
    Fa tsy ho haiko ny hanova azy ireo
    Soa fa nisy, namako iray
    Tokana ianao, tokana ianao
    Ny ahy ny tena tiako, mbola ho faniriako
    Ny itiavana ahy na ory na faly ny fiainako
    Haniry izay iriako, hizara ny hafaliako
    Ory raha tomany aho, tena ilay ataonao
    Saingy hay indrisy, sarotra izany
    ...

  • @hobyrandriamampianina4513
    @hobyrandriamampianina4513 3 роки тому +2

    Tsara loatra ! Mankasitraka Lalatiana !

  • @tianaoli9623
    @tianaoli9623 6 років тому +1

    mpanakanto ankafiziko indrindra ,mankasitraka Lalatiana

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Namana tena namana. :-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Soa fa misy Namana Iray Tokana!

  • @miangalyrandria775
    @miangalyrandria775 6 років тому +2

    ❤️❤️❤️

  • @mariesuzanneagnesraholihaj5584
    @mariesuzanneagnesraholihaj5584 10 років тому +1

    sainga indrisy sarotra izany

  • @betsmteny4592
    @betsmteny4592 4 роки тому

    Mandrotsirotsy, ankafizina sady arahina mora sao manaitra olona amin'ny zava-kanto ka ho takiany tambitamby tsy nahy eo

  • @andhyratom1047
    @andhyratom1047 2 роки тому +1

    🫡🫡 tsara laotra

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Mionona Aho.

  • @MamzelleJS
    @MamzelleJS 12 років тому +1

    msotrrr nzarrr e :)

  • @ninie93190
    @ninie93190 12 років тому +1

    tiko e

  • @SuperLadypooh
    @SuperLadypooh 13 років тому +1