Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Ny alina izy tsy natory, fa nilalao fitia🎵🎶,...
Avelao aho sy ny fitiavako iaraka ho faty❤❤
"Hoy ianao hoe Rivo anie maditra ..." ... tsy mahagaga izany satria rivo-mahery, rivo-doza ... mankahery ny Rivo rehetra e ... "tsy mampaninona ahy izany, tiako izy ampy izay" ... misy tia foana isika e
izaho tsy mankahery intsony satria efa rivo-mahery
Imenibarikii Kaz nzur mkuu, God bless you moree
Tsy mankaleo. Bravo. Tsara.
" Fa na marina aza izay lazainao...Tsy maninona fa aleoko miaritra anaty ,fitiavana lalina ka avelao..."
Iza no mbola mihaino azy 2024 zao ❤
Za mbola ten mankafy anito hira ito foan na de ef 2024 aza ten tiko be daholo ny hiran lalatiana rehetr ❤️❤️❤️❤️
Nostalgie quand tu nous tiens 😊
I love this song
@FRAPOLI Andrianina Same for meee lol T_t
2024, still here
😊⁰@@tommorowlandersbpk5058
Avelao...fa na marina aza izay lazainao
Tsy mety makaleo ahy mihitsy ty hira ty hatramzao
Misaotra betsaka e tiko lotra.afa ihany ny hira taloha .
Iza tsy miova fa tena tia azy
Zany ka misy ambara raha tononkira fa tsy sahala @ ny an'ny sasany miresaka "lakilé". Tena kanto !
Hahaha Tsy afaka comparéna kosa fa tsy mitovy mintsy ny niveau, fa na izany aza tiako ny feon’ilay hira misy lakilé iny. ny tonony tsy haïko tsara afatsy hoe tapaka sotro fihinanana 🤣🤣🤣
Tsara foana e !
légendaire
raha mbola hira dia afa ny vita ny teo aloha
b loatra ny hira amizao, ary be loatra no hira ratsy ka tsy hita instony ny tsara fa tsy hoe zany...
TENA marina izany za koa mankafy hira taloha
je dirais que c'était plus poétique et apaisant à écouter...
zany n'y mpanakanto tsy mety lany laza e...
Aza lany andro miteny azy...(zany ka marina :-))))
tiko loatra
Mankasitra anao Lalatiana 💛❤️💚
Mpilalao fitia e tiko izy ampy ahy zay
zay tsy tia anio kosa aloh ts aiko intsony ahhh ;p
milay foana e!
Tsy lany ary tsy ho lany ny mozika
c est pas mon generation mais j adorrr
rhf mieno tsara dia ita fa tena toxique be ny tonon ity tononkira ity… 😤
Tiako loatra
Mbola afa mihitsin taloha na d mis tiako az ankehetriny
😘
mlay le zova fa @ zao nge presque tropicale ny tena gadona malaza e!!!
❤
😍
Bravooo
tsara ilay hira fa mila manao régime @ zay ndry an!!!
une voix d'or magnifique
😍😍
🤩🥰
Hafa ihany
❤❤❤❤❤❤