Fanirisoa Ernaivo - NOLAVIN'NY CENI NY FILATSAHAN' i RIVO RAKOTOVAO HO MAIRE AO MAHAJANGA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 17 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 33

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    Toa voa vidi n'i manga ny olona maro ; Siteny, gascar toa voavidy daholo.
    Efa ela i gascar no bizarre.
    Ny itoviza n'i siteny sy gascar dia ny logistique incroyablement énorme, sur toute l'île.
    Hafa hafa i siteny ; tsy menatra

  • @jonraha588
    @jonraha588 Місяць тому +3

    Kolekitifa, Firaisankina, toa union de façade fotsiny no fijeriko azy

  • @WendyAthena
    @WendyAthena Місяць тому +4

    Mandreraka manaraka raraham pirenentsika @ Zao ty , olona te hilatsaka sakatsakanana daholo

  • @vonjyrakotomavo8365
    @vonjyrakotomavo8365 21 день тому +1

    Mahajanga zany tena IRMAR hatrany amin'ny tsinay maintiny, ry Moktar Salim sns....sarotra ny irotsahana any na neken'ny CENI aza ny firotsahan'i Ato Rivo RAKOTOVAO

  • @blssolofo6126
    @blssolofo6126 Місяць тому +1

    Amiko, ny fanaovana politika eto dia zavatra tsy misy ethique intsony fa lasa olona taitaitra sy taim-bombina daholo. Ny anaran'ny VAHOAKA NO MODY ANTsOIN-TSOIANA FOANA nefa olona tsy misy conviction @ izay ataony daholo. I Siteny moa dia efa voato t@ ireny fi-gaffiany an'i RASOANAIVO IRENY OHATTRA T@ judo na koa ny nataony teny Tsnjobe. I Rivo 'akondro' vao indray efa t@ RAVALOMANANAA NO GAFFIANY NY USINE TIKO tany antsirabe dia efa hita taratra sy ny nangalany ny toeran;i HONORE RAKOTOMANANA TAO @ SENAT DIA HITA TARATRA FA OLONA MPiJAPY TRAIN FOTSINY.Ahoana ny nahatapaka lalan-dra an'i Professeur Zafy Albert momba ny titre ny Villa Elisabeth ? Samy mba mpianatra tao @ Lycée Philibert Tsiranana izahay samy ni fankahita tany Marseille fa aleo manaja tena

  • @herisoaandriamampianina6744
    @herisoaandriamampianina6744 Місяць тому +9

    Tegna marigny raha jiaby kôragnao Madame !
    Olo tsy mahalala megnatry , lâche, double jeu raha Mr Siteny " Mandevona ivoho ". " Faut pas avoir confiance" ny olo kara io . C'est vraiment un traitre. Na inona na inona raha vôlagny @ vahoaky.

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Місяць тому +4

    Mialà tao am firaisankina ry Siteny sa miandry roasina !!! Mazava b fa volomboasary

  • @blssolofo6126
    @blssolofo6126 Місяць тому +1

    Tsara mihitsy fa io Rivo Rakotovao io dia pijapy train. inona ny natain'io an'i Président Zafy Albert t@ Villa Elisabeth ka nahatapaka lalan-dra azy. Izay no ampy hitsarana io Matikambo io

  • @Alnbi115.nofysm
    @Alnbi115.nofysm Місяць тому +1

    Zaho koa d gaga am ity Siteny ity. Na i Luc Hervé aza d efa mahatsapa ity hevi petsin i Siteny ity

  • @ikotozafy
    @ikotozafy Місяць тому +2

    Tsy misy izany fanoherana izany fa opposition controlée daholy ireo. Mila mitsangana ny Malagasy raha tsy tia hanenina

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 Місяць тому +1

    Misaotra Mme ohatra VELONA ny nataon'ny PRO SITENY t@ hetsika fotsy

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona Місяць тому +1

    maninona ary ny mpitarika Firaisakina no tsy manala an'i afakandro sy siteny ? sa ve zany complice am Fitondrana miaraka am siteny daolo koa?

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Місяць тому +3

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan'i Atoa. Siteny ! Hatramin'ny nahenoko anao sy nahitako anao @ fahita lavitra tompoko, dia efa hita ianao fa tsy olona mahay Politique madio ! Dia niezaka ihany aho nandinika ianao , sy mijery ny fomba fiarahanao @ ireo firaisankina , fa niheveriko fa olona matotra ianao tompoko , ary efa nanomboka nankasitraka ny fisianao eto @ tany sy ny fanjakana ! Koa malahelo ny milaza aminao tompoko , fa ianao tompoko dia tena olon'ny mpamadibadika , ary tena ratsy saina mifanohitra @ izay nolazainao tompony tenanao hoe : tsara toetra tsy mba manavakavaka ! Tena mampalahelo ianao tompoko , satria efa hitanao tsara ny manjo an'i Madagaskar latsaka tena ambany dia ambany ny fiainan'ny vahoaka , dia tena mbola sahy ianao mamely ny Malagasy toa anao tompoko ! Zanahary sy ny Razana no hitsara anao , ary enga anie tsy ho taranakao manontolo tsy manan- tsiny no ho hahita ny vokadratsin'ny famitahanao ny vahoaka izay mitovy aminao tompoko !
    Masina ny Tanindrazana !

    • @carlarose6797
      @carlarose6797 Місяць тому +1

      izay mihitsy no filaza azy :
      "Olona tsy mahay Politique madio" ; Bravo ianao.

  • @MalalaMarie-d3w
    @MalalaMarie-d3w Місяць тому +3

    Marina be ny voalazanao madama

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw Місяць тому +4

    Tena marina tateraka ny anao FANIRISOA, fa hanoganohana an' i Andry RAJOEL i Siteny sy ny proSiteny @ fifidianana manaraka. Mila mandinika dieny izao nareo ao.Efa impiriry Siteny tsy tonga reda misy fivorina. Izy tsy tonga indray no midrikidrikina fa tsy ejeny ny tapaka. Aleo misaraka. Inona koa ty nataony( nanoratra tanr @ CENI, handavany ny candidature ny Rivo Rakotovao, tadidinareo ve lay teny ANTSONJOBE?,izy tsy tonga t@ fivorina, ny olona antsasany nanapaka dia izy Siteny tsy nety babao sonia ny tapaka fa ny fialantsininy dia hie tsy teoaho t@ nanapahana io. Ny mokondohany fotsiny no ampiasainy. Teo koa ny fifidianana filohampirenena t@ volana NOVEMBRE iny koa izy nampiakatra an' Andry RAJOEL = frantsay 2 saribakoly no nifaninanan' Siteny. Ny dikany dia nametraka qn' Andry RAJOEL @ zao toerany izao i Siteny sy ilay vazaha ttsy iray iny) zaean' HCC sy CENI sy ny volomboasary mantolo. Ka mitombina lay hoe orange = 🍋 = orange . Io ndray dia olon' volomboasary no tohanan' Siteny sy Afakandro Christian any Mahajanga. Fehiny: ataon' proSiteny rehetra sy Siteny tohatra fiakarana ny vovonana FIRAISANKINA TOMPOKO. KA tena malahelo izaho pro FIRAISANKINA SY SURTOUT PRO DADA RAVALOMANANA Marc satry zahay mianakavy taranak'Bira na ampielezana aza dia❤ pro RAVALOMANANA 100/100 na voky na noana

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra Місяць тому +1

    Mankasitraka an’i Fanirisoa Ernaivo tsy mitsahatra ny manokatra ny mason’ny malagasy na oatra ny efa maty hena aza izy ireo! Voalohany, nanosika hilatsahan’ny filoha Marc Ravalomanana ben’ny tanana NEFA TSY SAHY MIJORO MIHARO NY SAFIDINY, IZANY VE NO ATAO HOE TOLONA? Zavatra tsy azo ekena, nihondrehana lalandava! Vao mibetroka i andry apooondra dia miforo-drambo ka voatery manao plan B, avy eo koa plan C, ary mbola ho lasa any aminy plan X… Faharoa, IZAO INDRAY DIA SAKANANA I RIVO RAKOTOVAO TAHAKA NY FILOHA MARC RAVALOMANANA HITATSAHAKA HO BEN’NY TANANA ARY NY MPAMADIKA SITENY IZAY NISEHO NIDITRA AO AMINY FIRAISANKINA MIHINTSY NO LOHA LAHARANA AMIN’IZANY! Io anie efa nampanahy satria i siteny efa nisindaka taminy C11 e! Ary ity afaka andro ity dia mampiseho mivantana ny fanohanany ny volomboasary! Ka IZAY MITAKY NY FANESORANA AN’I SITENY AO AMINY FIRAISANKINA, I AFAKANDRO CHRISTIAN KOA TSY HO SOLOMBAVAMBAHOAKA SATRIA NY FITONDRANY NY ANARANA FIRAISANKINA NO NAHALANY AZY DÉPUTÉ! MAHATSIRAVINA IZAO FAMADIHINA NY FANOHERANA IZAO SATRIA EFA MITROSONA AMINY TAMY NY MALAGASY, MITRONGY VAO OMANA AMINY AMPITONDRAIN’I ANDRY APOOONDRA AZY NEFA VAO TSOLORA A VOLA NY SASANY DIA MIFIDY NY HAMADIKA NY VAHOAKA TSY MANEN-TSINY!!!

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson Місяць тому +1

    Esory reo Pro Siteny ireo fa manimba Tolona e Reo iany no nanimba 'ny C11 nahatonnga azy C10 mpiatsaravelatshy io Siteny io

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    bonjour Faniry

  • @lalamoreau5117
    @lalamoreau5117 Місяць тому +3

    Misaotra aky Faniry manazava tsara. N'y paika ratsy ny traitre.

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 Місяць тому +1

    reo mpanohitra eto Madagascar reo tsy mahasahy hanala an’ ireo fa matahotra ary mpamadika daholo sady MOHAKA MPANOHITRA MOHAKA REO SADY MPAMITAKA NY VAHOAKA MANARAKA AZY,,, raha tsy izany ve izy reo handany ny filou ny ANP HO 100% e ????

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 Місяць тому +2

    SITENY ANIE MPAMADIKA OLONY RAJOELINA IANY IZY MODY MAHAY MIRESAKA TSIMAHAGAGA TSIMENATRA IANAO SITENY

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +1

    Aodi n'i manga ny vola pirenena ; dia omeny ny zandary, ny olona ao à fitondrana, ary ny karana.
    Fa ny fifaninanana mangalatra, entre rajwel sy manga, no mambotry lalina ny firenena

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    Ny naha tonga an'i siteny hanoitra ny candidature de Rajao :
    Manaraka ny baiko n'i manga, satria efa nandray ny vola n'i manga.
    Mitsiky tsy ravina i siteny, hita fa tsy à l'aise, tsy menatra

    • @baomeranthe
      @baomeranthe Місяць тому

      Azafady Rivo olo tsy mimpetraka a mjg io atony izy hilatsaka a mjg

    • @baomeranthe
      @baomeranthe Місяць тому

      @@carlarose6797 zahay tsy voafitaka fa tsy Mila olo tsy mimpetraka a mjg

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 Місяць тому +1

      ​@@baomerantheMiarahaba anao Ranamana Malagasy mitovy amiko ! Rahoviana isika Malagasy ireto, ho toy ny olombelona @ tany mivoatra sy mandroso ireny ? Ny toetsain- tsika Malagasy dia miezaka ho tsara , fa nefa ny haratsiam- panahy no nanabeazana antsika mianakavy , satria hita fa ny olombelon'i Madagaskar iray isika rehetra , dia mbola mbola misy ihany ny manavakavaka ! Aza gaga isika , fa maninona no lasa be mahantra isika Malagasy ? Nohon'izao fisainana toy izao tompoko !
      Mirary anao ho bonne chance mandrakizay eo @ fiainana tompoko , raha toa ka tsapanao ny tiako hambara tompoko !

    • @carlarose6797
      @carlarose6797 Місяць тому

      Mbola en 2ème plan ny hoe olona avy any Majunga.
      Fa ny essentiel kosa dia ny mitambatra iray mba hanaisotra an'i rajwel.
      Pour Madagascar d'abord, pour Majunga seulement ensuite.
      Fa toa i manga no mi baiko, efa hatr à ny ela.
      Toa voavidy vola i siteny sy afaka.

    • @carlarose6797
      @carlarose6797 Місяць тому

      Tsy mbola any no tanjona aloha izao, ry Bao, fa izay anaisorana an'i rajwel sy manga. Ireo no maha tonga ho gisitra eran tany. Patriote no filaza izany.

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je Місяць тому +4

    Ts gaga rah leo politik ny olompirenena sasantsany ty zare mpanohitr aza ef manao toy valala ankarona mifanipaka samy ao , ef mazava @ zao fa I Siteny ty no tena fositra mpamadikavef hatraminy t@ fifidiana president , rah ts nitsoaka t@ C11 ts raikitra ign fifidiana ign ; zao koa izy hanao ny ataony ndray

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd Місяць тому +1

      Izao aho vao miaiky fa tena fanomezan-kasina ny fifidianana amboletra manamasina ny kandidà Rajoelina iny nirotsahan'i Siteny nanao fampielezankevitra t@ présidentielle iny satria efa fantany mialoha fa ho vitsy ny vato azony ara-dalàna nefa mbola niampy hosoka teny anivon'ireo rafitra mpiandraikitra ny raharaham-pifidianana.
      Misy investigation mandeha any mahita fa misy firenen-dehibe iray manana kopaka isasahana @ Siteny (à recouper).