Tanjona Randrianarivelo - Sambatra

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 жов 2024
  • Nosoratana am-pitiavana be dia atolotra am-pitiavana be ho anareo ihany koa 🤍✨
    Film : Sierra Burgess Is a Loser
    Paroles : Somary menatra ihany aho tany am-boalohany,
    Ny hamboraka aminao izay avy ao am-po,
    Kanefa mavaivay mila tsy ho zakako,
    K'aleo lazaiko ihany sao hanenenako.
    Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
    Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
    Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany.
    Efa nitia ihany moa 'za tany aloha,
    F'izay notiavina toa nandratra avokoa,
    Dia nisy fotoana nandratra ihany koa,
    Fa raha ianao kosa aloha ho kolokoloiko,
    Mandrevirevy anao foana aho alohan'ny hatory,
    Nefa ny fisiako aza toa hainao akory,
    Ka izay indrindra no antony ilazako izao,
    Hoe malala ah? Tena tiako ianao
    Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
    Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
    Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany.
    Auteur : Tanjona Randrianarivelo
    Prod.BODSTDUDIO PROD
    #hiramalagasy

КОМЕНТАРІ • 7