Tanjona Randrianarivelo
Tanjona Randrianarivelo
  • 31
  • 1 289 774
Tanjona Randrianarivelo - Sambatra
Nosoratana am-pitiavana be dia atolotra am-pitiavana be ho anareo ihany koa 🤍✨
Film : Sierra Burgess Is a Loser
Paroles : Somary menatra ihany aho tany am-boalohany,
Ny hamboraka aminao izay avy ao am-po,
Kanefa mavaivay mila tsy ho zakako,
K'aleo lazaiko ihany sao hanenenako.
Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany.
Efa nitia ihany moa 'za tany aloha,
F'izay notiavina toa nandratra avokoa,
Dia nisy fotoana nandratra ihany koa,
Fa raha ianao kosa aloha ho kolokoloiko,
Mandrevirevy anao foana aho alohan'ny hatory,
Nefa ny fisiako aza toa hainao akory,
Ka izay indrindra no antony ilazako izao,
Hoe malala ah? Tena tiako ianao
Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany.
Auteur : Tanjona Randrianarivelo
Prod.BODSTDUDIO PROD
#hiramalagasy
Переглядів: 17 976

Відео

Tanjona Randrianarivelo - Ho tara aminao foana (Clip Officiel)
Переглядів 81 тис.4 місяці тому
Director : FTJ Prod A/C : Tanjona Randrianarivelo #clipgasynouveaute2024 #hiramalagasy #gasy #nouveautégasy2024
Tanjona Randrianarivelo - Iray minitra
Переглядів 8 тис.7 місяців тому
Prod : Michael Harrison A/C: Tanjona Randrianarivelo Mafatifaty erÿ ny mahita izato tsikinao, Mahatoraka mihoatra ny tara-pahazavana, Tsy rediredy fa ianao angamba no anjeliko, Tantano aho, hanaraka, tsy hiala eo anilanao, Hafahafa fa tena tiako tsotr'izao, Tsy irery intsony aho, manana adaladala toa ahy, Toa voninkazo, manitra mamerovero fa tsy mankaleo, Ilay mitampify, mijanona anilanao eo, M...
Tanjona Randrianarivelo - Te ho... (official lyrics video)
Переглядів 15 тис.7 місяців тому
Page Facebook : Tanjona Randrianarivelo Instagram : Tanjona_Rand Tik tok : Tanjona Randrianarivelo
Tanjona Randrianarivelo - Mamy kely
Переглядів 68 тис.8 місяців тому
Film : 500 Days of summer
Tanjona Randrianarivelo - Taratasy
Переглядів 14 тис.10 місяців тому
Abonnez-vous 🥺🙏🏾
Tanjona Randrianarivelo - Mamomamo kely (lyrics video)
Переглядів 40 тис.10 місяців тому
prod. Moneo
Tanjona Randrianarivelo - Matokia
Переглядів 33 тис.11 місяців тому
Prod : Jacob Vallen Movie : My Sassy girl (2008)
Tanjona Randrianarivelo - Fitia hafa kely (prod. Pieper beats)
Переглядів 12 тис.Рік тому
Mon compte Instagram : tanjonaa_raand Ma page Facebook : Tanjona Randrianarivelo
Tanjona Randrianarivelo - Hitampify
Переглядів 106 тис.Рік тому
Film : A walk to remember
Tanjona Randrianarivelo - FALY (prod.Jake Angel)
Переглядів 13 тис.Рік тому
Mix and mastering : Rak Enii Page Facebook : Tanjona Randrianarivelo Instagram : Tanjona_Rand
Tanjona Randrianarivelo - Sarobidy
Переглядів 58 тис.Рік тому
Film : Me before you Page facebook : Tanjona Randrianarivelo
Sunflower - Shannon Purser (Malagasy version cover)
Переглядів 9 тис.Рік тому
Sunflower - Shannon Purser (Malagasy version cover)
Tanjona Randrianarivelo - Dia lasa tiako ianao
Переглядів 65 тис.Рік тому
Page facebook : Tanjona Randrianarivelo Film : The notebook
Tanjona Randrianarivelo - IRIAKO (audio officiel)
Переглядів 7 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - IRIAKO (audio officiel)
Tanjona Randrianarivelo - Mbola manantena
Переглядів 3,5 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Mbola manantena
Tanjona Randrianarivelo - Tonga indray ny maraina
Переглядів 2,2 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Tonga indray ny maraina
Tanjona Randrianarivelo - Izay angamba no atao hoe tia
Переглядів 22 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Izay angamba no atao hoe tia
Tanjona Randrianarivelo - Tsy maninona
Переглядів 3 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Tsy maninona
Tanjona Randrianarivelo - Ho azy
Переглядів 23 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Ho azy
Tanjona Randrianarivelo - Ho andefimandriko
Переглядів 39 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Ho andefimandriko
Tanjona Randrianarivelo - Toy ny raozy anaty natiora
Переглядів 3,6 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Toy ny raozy anaty natiora
Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa?
Переглядів 257 тис.Рік тому
Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa?
Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)
Переглядів 273 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)
Tanjona Randrianarivelo - Tsikinao (Clip non officiel)
Переглядів 11 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Tsikinao (Clip non officiel)
Tanjona Randrianarivelo - Neny
Переглядів 4,4 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Neny
Tanjona Randrianarivelo - An-tanàna (Alaotra Mangoro)
Переглядів 2,2 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - An-tanàna (Alaotra Mangoro)
Tanjona Randrianarivelo - Safidy
Переглядів 95 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Safidy
Tanjona Randrianarivelo - Ilaiko Ianao (Inofficial Audio)
Переглядів 2,2 тис.2 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Ilaiko Ianao (Inofficial Audio)
Tanjona Randrianarivelo - Tiako (audio officiel)
Переглядів 3,7 тис.3 роки тому
Tanjona Randrianarivelo - Tiako (audio officiel)

КОМЕНТАРІ