I have said before that every country has its own musical paradigma...France has Charles Aznavour...Spain has Julio Iglesias...Brazil has Roberto Carlos...Mexico has Luis Miguel and Madagascar has the GREAT NJAKATIANA !Greetings from a portuguese fan who loves malagasy language and music.
Mandona mafy ty hira ty tena nahay J. Randria, misaotra an'i Njakatiana nanao ny "reprise" mankasitraka, voateny anaty fehezanteny fohy ny fitiavana rehetra.
The great master of the malagasy romantic musical style...NJAKATIANA...here singing some of the best nostalgic masterpieces of RANDRIA and BESSA...I am a devoted fan of this gentleman and his musical richness and vocal subtility !From a portuguese fan living in Sweden - Gabriel
Njakatiana est le meilleur chanteur de charme malgache ,l'interprétation est sublime comme d'habitude .Dommage d'etre si loin et de ne pas pouvoir assister à ce beau spectacle !!! Mankasitraka e!!!!!!!
Tena mampangoritsina mihitsy mihaino ny hatsaran'ilay hira ! Kanto e, artista anisan'ny Sangany raha i Njakatiana. Très belle interprétation na dia tsy mbola enoko aza ilay original. Mankasitraka :) !
Tena torana mints Zaho, tsy misy mahatoraka anao, tena tiko loatra, tiko e, tena tiko, mankasitraka, impolo Kely isan' andro za no mijery an'ity hira Ty fa tena ts mety Léo,,,bisou mamy b

muito obrigado meu amigo! I don´t speak your language. I´m a malagasy, I live in germany.
Mandona mafy ty hira ty tena nahay J. Randria, misaotra an'i Njakatiana nanao ny "reprise" mankasitraka, voateny anaty fehezanteny fohy ny fitiavana rehetra.
Bravo à Njakatiana pour cette grandiose prestation. Faire une reprise du géant Jérôme Randria n'est pas évident...Merci de l'Andilambato
The great master of the malagasy romantic musical style...NJAKATIANA...here singing some of the best nostalgic masterpieces of RANDRIA and BESSA...I am a devoted fan of this gentleman and his musical richness and vocal subtility !From a portuguese fan living in Sweden - Gabriel
Merci à Njakatiana 🙏🙏
Très beau spectacle
FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE 💫🗼
Tsara be le version nao njakatiana honoré ny mémoire Jérôme Randria ❤❤❤❤
Tsara be ny nanaovan'ny Njakatiana an'ity hira ity ! Mandona be, ny mélodie, ny feo waouhhh ! Mankasitraka :) !
Tsy nampoiziko hoe mahay "saxo" i Njaka=passe-partout= sitraka eh!
Tsy adino les musiciens/choristes
Merci Njaka , milay be
Njakatiana est le meilleur chanteur de charme malgache ,l'interprétation est sublime comme d'habitude .Dommage d'etre si loin et de ne pas pouvoir assister à ce beau spectacle !!! Mankasitraka e!!!!!!!
"Merci Njaka ah! mamelona indray an i zokibe
Tena mampangoritsina mihitsy mihaino ny hatsaran'ilay hira ! Kanto e, artista anisan'ny Sangany raha i Njakatiana. Très belle interprétation na dia tsy mbola enoko aza ilay original. Mankasitraka :) !
❤ tiako loatra izay hira izay
Kanto dia kando, merci Njaka. Zahay maka anao foana. Misaotra ny nizara ihany koa.
Kudos to Jerome Randria ,the author of this song.
Tiako loatra nanaovanao azy Njaka a! 🥺🥺😭😭
Afom-pitiavana mandoro s'y mampanembona. :-)
Eny Tia anao❤
...ZANY TENA KANTO !!! Misaotra e...
Ato anaty fahanginana tanteraka mitsy no mampanainga fanahy ty vazo ty. ANY IANAO RY MALALAKO. Mbola hody ee!!
ndroooooo marina izany, kanto loatra ilay hira
J'ai tjrs des frissons à chaque fois que j'ecoute cette chanson. J'espère un jour je pourrai assisster à ton spectacle. Wish you the best Njakatiana.
Ça me fait la même chose
waou quelle voix Njakatiana, toujours aussi puissante, linpide et inoubliable, merci
Tsara ny hira sy kanto Malagasy a! misaotra grand a! @zato feo manganao
Mankasitraka foana lesy Njaka a ,que Dieu te bénisse toi et ta petite famille
Kanto loatra ity hira ity 😌
Masaka sady mandonahatrany, mankalaza zokibe
Tiako fotsiny ihany, tsisy fanazavana, mampihetsika ny fitiavako !
Vao mihaino azy dia tantara be
Un vrai chanteur de charme!!!Il le restera et j'espère revoir bientot pour d'autres interprétation.Encore bravo et bon courage à mon idole
Nostalgique... Tiako bé lay version nanaovany azy.
Fitiavana Tsy mety Maty. :-)
Iry mitendry gitara aoriana iry i Modric ao am real😁😁😁😁
Mety tsara Njaka a!
Pao-tsatroka avy hatrany.
Kanto. Mankasitraka 😘🎤
Tsara sy kanto rangahy ny Hira Malagasy an!!!
Tsisy mahalaza azy fa tena tsara tsara tsara .....😍😍😍
tena tsara Be mihitsy eee,mandona fo be,mankasitraka!
Magnifique ...pour toi Arnaud
Misaotra betsaka Njakatiana je suis fan ❤😁👍
Tena torana mints Zaho, tsy misy mahatoraka anao, tena tiko loatra, tiko e, tena tiko, mankasitraka, impolo Kely isan' andro za no mijery an'ity hira Ty fa tena ts mety Léo,,,bisou mamy b
Kanto ❤️
Magnifiquement.....EPOUSTOUFLANT ! J'adore...J'adore
Merci 🙏🐬
❤️
Mankasitraka tompoko
Nana Mouskouri, tu actives t’es démodé wa Tina répétition Nana Mouskouri pays
tena milay ! mankasitraka eh
Miredareda :-)
Mankasitraka
Tiko lotra
Njakatina, fatratra laotra.
Rôviana ny bis n le spectcle fa zahay tsy nahafantatra nefa otran mitady ho tia?
👍
Kanto loatra lé interpretation ô!
merci pour le partage
Tiako loatra!!! kanto eh
Mlay e
tiako loatra!
❤❤❤❤
makasitraka e!!!
tiako loatra...lafatra
misaotra tompoko fa tena tsara loatra
tiako loatra ty hira ty
Tsara Be
Mankasitra hatrany
tsara loatra
Tena tsara loatra, feo, mozika, lafatra.
Mahafinaritra
Dorajonso
Hmmm......❤❤
mlay e
Tikou❤
Tsara be
❤❤❤❤❤❤❤❤
misaotra tompoko fa tena tsara loatra