Toy ny vao omaly - Njakatiana sy Melky

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • Ho fanamarihana ny faha 20 taona niakaran'i Njakatiana an-tsehatra

КОМЕНТАРІ • 64

  • @FanjaRaminoson
    @FanjaRaminoson Місяць тому

    Bravo à Njakatiana et Melky 🙏🙏
    Wonderful clip 💕💕
    FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE 💫🗼
    I love You my lovely Husband Frédéric Voize 💫

  • @mominaa.l5920
    @mominaa.l5920 6 років тому +7

    Endrey, mampientana ny fo
    Ny diantsika roa ...
    Naharitra tokoa !
    Endrey, ao antsaiko zao
    Fa io lay endrikao
    Mbola mamiko hatrizao
    Rehefa fetin'ny mpifankatia
    Ianao mamiratra Toa fararanon'ny fitia
    Ka dia hisarika ahy hampatsiahy Ilay voaloham-pitia indray
    'lay fontsika vao nifandray
    Tena mamy izay ...
    Fa toy ny vao omaly Ny fitiavako anao...
    Tsy lefy hatramin'izao Vao mainka mihavao !
    Fa toy ny vao omaly
    Ny fitiavako anao,
    N'inona izay niseho
    Tsy natao hankaleo
    Enga anie ho samy tokam-po
    Ka hanjakan'ny soa
    'Lay fiainantsika roa
    Endrey, ao antsaiko izao,
    Fa io 'lay endrikao
    Mbola mamiko hatrizao
    Rehefa fetin'ny mpifankatia
    Ianao mamiratra Toa fararanon'ny fitia
    Ka dia misarika hampahatsiahy 'Lay voaloham-pitia indray '
    Lay fontsika vao nifandray
    Tena mamy izay
    Fa tao vao nomaly ny fitiavako anao....

    • @Gasy68
      @Gasy68 6 років тому

      Merci e

    • @tahinaramanandraibe9269
      @tahinaramanandraibe9269 5 років тому

      Misaotra nizara an'ilay tonony, mankasitraka an'ilay mpamorona sy mpihira

  • @fuchsiasrose8539
    @fuchsiasrose8539 5 років тому +3

    Jamais assez de cette chanson, jadore trop. Ca me rend heureuse quand je l'écoute, je sais pa pourquoi. Grand merci njakatiana et melky😘😍😘

  • @messaikamel2486
    @messaikamel2486 10 років тому +7

    Bonjour
    Je trouve cette chanson particulièrement jolie.
    Toujours un plaisir de l écouté

  • @SuperSadse
    @SuperSadse 11 років тому +4

    ils se disent qu'ils ne se lasserons jamais de leur amour.. jusqu'a la nuit des temps..

  • @mbolarazafimanantsoa7913
    @mbolarazafimanantsoa7913 4 роки тому +1

    Waouuhh, j'adore, tena tiko ty clip sy hira ty merci e

  • @Raoelison
    @Raoelison 12 років тому +1

    merci fa tena tsara de mahereza e! manala voly, mankahery ny asanareo fa 1000 merci

  • @HoneyDanie1
    @HoneyDanie1 6 років тому +2

    Tsara be... tsy mety mankaleo mihintsy !!!♥

  • @bakolyranaivoniarivo8385
    @bakolyranaivoniarivo8385 5 років тому +2

    Tena tsara e. Satry foana hiaino azy. Mampahatsiahy sy maniry iny hisian'izany eo @ fiananay 2 mandrakizay.

  • @ludovicchan2498
    @ludovicchan2498 3 місяці тому

    Hafa ihany i "NJAKASON" , mangonritsana sy velon bolo mihintsy rehefa mankafy ny hirany

  • @nymiorarajerison4414
    @nymiorarajerison4414 6 років тому +1

    Merci Lova pour la dédicace .. mandrakizay

  • @chantalrobinson4710
    @chantalrobinson4710 3 роки тому

    Njakatiana mpihira tena tiako.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    Tsara. Mankasitraka 😘🎤

  • @lilliajones1161
    @lilliajones1161 12 років тому +1

    njakatiana tena mlay!
    melky koh torakzay!

  • @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
    @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli 20 днів тому

    ❤❤❤❤❤

  • @kellyjones512
    @kellyjones512 5 років тому

    Tsars ne👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    Mankasitraka 😘🎤

  • @miaritrayharimanoy4691
    @miaritrayharimanoy4691 6 років тому +2

    babo aho😍😍😍😍

  • @lovasoasilviane3895
    @lovasoasilviane3895 4 роки тому +1

    maksitrakee!! merc bcoup 😘

  • @cybermax3122
    @cybermax3122 4 роки тому +1

    2020

  • @soafaniryraharindratsimba357
    @soafaniryraharindratsimba357 11 років тому +5

    SATRIKO FOANA HOAENONA TSY AKIJANONA. tsara loatra!!

  • @samiraet
    @samiraet 7 років тому

    J'aime bien Njakatiana.

  • @ZoéRavolamizana
    @ZoéRavolamizana 21 день тому

    29/08/2024

  • @mahefadavidnjarivelo6325
    @mahefadavidnjarivelo6325 8 років тому +2

    tsara eeeh!

  • @miarisoacyber1679
    @miarisoacyber1679 5 років тому +1

    tsara be le hira

  • @jaonarisaonarindra478
    @jaonarisaonarindra478 10 років тому +1

    ca me rappelle l'homme de ma vie

  • @vonjyrabenandrasana3556
    @vonjyrabenandrasana3556 5 років тому

    tsy lefy laza,tsy lany hamamiana,...

  • @razafitsoamamydonne2154
    @razafitsoamamydonne2154 4 роки тому

    za ranga makafy ireto panakanto iretoa mankalaze

  • @jessie-eu8zd
    @jessie-eu8zd 3 роки тому

    ♥️♥️♥️♥️

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    M'y Valentine. Roman photo.

  • @zoefaly4541
    @zoefaly4541 3 роки тому

    tsara be e

  • @rustydinssrakotonirina2073
    @rustydinssrakotonirina2073 4 роки тому +1

    ✌️✌️✌️✌️✌️✌️

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 12 років тому +1

    Merci Andamioly :-)

  • @chrisrakotovao
    @chrisrakotovao 12 років тому +1

    j'aime

  • @Raoelison
    @Raoelison 12 років тому +1

    ny ah alo zan de mafinaritr'ah le izy e tiko e

  • @Sara-ut4ge
    @Sara-ut4ge 6 років тому +2

    Merci

  • @tte5634
    @tte5634 8 років тому +2

    mba afaka omenareo n tononkira ve za azafady fa tiko b mints ti hira ti ?

  • @herizoranaivoson9684
    @herizoranaivoson9684 4 роки тому +1

    🥰😍

  • @mimyrado
    @mimyrado 11 років тому

    merci bcp pour la traduction

    • @hanida1384
      @hanida1384 5 років тому

      Valérie Chaton comme si c’était hier notre amour!

  • @manalffg8716
    @manalffg8716 5 років тому +1

    😍😍😍😍

  • @edenaandreas150
    @edenaandreas150 5 років тому

    Mankasitraka betsaka o

  • @andriantianaruddysteeve113
    @andriantianaruddysteeve113 12 років тому

    Nanenina mihintsy aho tsy nijery anareo tany Dago sa tongava aty canada e!!!!!!mlay le revy nareo . Okay e!!!

  • @FaranomenaRakotovao-le4vj
    @FaranomenaRakotovao-le4vj 4 місяці тому

    mbolpa kel

  • @lanciavaleur8693
    @lanciavaleur8693 6 років тому

    tiakoe 😍😍😍😍

  • @tsivershajaina6132
    @tsivershajaina6132 5 років тому

    tena lafatra

  • @techersolange6026
    @techersolange6026 11 років тому

    tena tsar be

  • @rominaravelonjanahary90
    @rominaravelonjanahary90 6 років тому

    Tiako hira marina tsy mety leo zao

  • @Malalanirina1
    @Malalanirina1 12 років тому +1

    Mlay

  • @marioraherinjatoson7043
    @marioraherinjatoson7043 12 років тому

    te ba ho njakatiana kely mitsy za ref mait anty hira ty

  • @mimyrado
    @mimyrado 12 років тому +2

    qui peut me dire ce que signifie ce chant?

    • @hanida1384
      @hanida1384 5 років тому

      Valérie Chaton comme si c’était hier notre amour!

  • @techersolange6026
    @techersolange6026 11 років тому +1

    tiako be

  • @julierazanzfinaritra8804
    @julierazanzfinaritra8804 4 роки тому

    A

  • @elliotrandria8786
    @elliotrandria8786 6 років тому

    💏💏

  • @mkutwe565
    @mkutwe565 6 років тому

    jirah

  • @borotouzumaki9187
    @borotouzumaki9187 5 років тому

    !

  • @sakabelo
    @sakabelo 12 років тому +1

    :)

  • @fanofanomezana8613
    @fanofanomezana8613 6 років тому

    Rossy

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 11 годин тому

    Très fatiguante comme musique👎👎👎

  • @theresinemarie8763
    @theresinemarie8763 6 років тому +1

    Merci