Inona no tena tanjona tian'ny mpanatontosa ho tratrarina fa tsy mazava ??? Ataovy be ve ny fako mba hiveloman' itony olona itony ? Sa hoe mba diovy ny tanàna rey olona a ! Ny dabam-pako aloha no mazava fa feno ary mivoaka any ivelany fa tsy Antananarivo kosa no feno fako e ! Tafahoatra ilay fitenenana ! ... Ny fanontaniana dia hoe tena mahantra marina ve ny Gasy satria ny ariana no be noho ny tsy ariana ! Ny arian'ny Gasy io resahana io ! Fonon-javatra ve ireo fako ireo ? Ka nahoana moa raha tsy fonosina intsony ny zavatra vidina ?
Fako ao Antananarivo? Antananarivo amPako!
La honte ! madagasikara tsy maintsy mandroso. Merci prezida. Mitazatazana fako eny ambony teleferika.
Inona no tena tanjona tian'ny mpanatontosa ho tratrarina fa tsy mazava ??? Ataovy be ve ny fako mba hiveloman' itony olona itony ? Sa hoe mba diovy ny tanàna rey olona a !
Ny dabam-pako aloha no mazava fa feno ary mivoaka any ivelany fa tsy Antananarivo kosa no feno fako e ! Tafahoatra ilay fitenenana ! ...
Ny fanontaniana dia hoe tena mahantra marina ve ny Gasy satria ny ariana no be noho ny tsy ariana ! Ny arian'ny Gasy io resahana io ! Fonon-javatra ve ireo fako ireo ? Ka nahoana moa raha tsy fonosina intsony ny zavatra vidina ?
Voretra
Hatry ny ela
Sokiro ny sofina