Mba ovay fandaharana hafa tompoko inty don-dresaka ity fa ohatran'ny mampiady olona fotsiny. Tsy nisy mihitsy olona na iray aza nandalo teo ka nanetry tena oe tsy marina ny heviny fa de entin'le oe dondresaka dia mila midona fotsiny le resaka kanefa dia ohatran'ny be diploma fa tsy manam-pahendrena daholo ireo olona nasaina teo.
Azafady Ramose Fa n'y tenin'i présidant Troupe Tsara ho henon.i filoha REHETRA Africaine RAJOELINA aoka MBA tsy HIANDRY mpamatsivola. Hampihasao hoy izy n'y fanananareo fa AZA mialokalokz @ firenena IZAY mandroso. Mazava aminay VAHOKA n'y hafany. Fa n'y mpanatanteraka( filohampirenena) Non bé mangina Bé solelaka Bé hataka Ka tsy MPAMELA n'y ZANANY hianatra eto mada RAHA manana école Tsara isika Inona non handefasan.ireo mpanambola IREO n'y ZANANY mianatra ANY ivelany. RAHA manarapenitrz n'y hôpital MANINO n'y mpanambola mitsano tena any ivelany. RAHA MANANTSAINA SY MANANTSOFINA RAJOELINA TOKONY TSY MAHITA TORY @ HAFZTR.I PRÉSIDENT TROMPE VIVE PRESIDANT AMÉRICAIN FA NY MPITONDRA AFRICAINE TSISY TIA TANINDRAZANA ZANY MIHITSY HATSI BOURKINA MALI NIGER GINE TCHADE NIGER SENEGALE. EFA HIDITRA GANA MADAGASCAR DIA MBOLA MIANDRY NY MPAMATDY VOLA VAO MANAO FOTODRAFITRASA ANGAHA VOLAN.I BABANAO??????? IO FINDRAMAMBOLA SY FIHANDRASANA OLONA HANAVOTRA IO NO MAMPAHZTRA15 TAONA RAJOELINA @ FITONDRANA MBOLA MIHEZANA FONA HIANDRY NY VOLA AVY @ FIRENENA HAFA VAO HAFAKA MIASA. MIANDRY BAIKO TSY TOMPON.I TENANY INTSONY. MIHA MAHATRA NY FIRENENA. OLONA HOTRAN.I TAINTAIN ZAO AZA MODY JAMBA FA NY LEHIBEN.I TANZNZ ETOANTANARIVO DIA LANY T# FOMBA ARADZN LANA NON NON MONSIEUR TAINTN. TENA TAI NY HANDOHANAO RAHA SAHY MILAZA FA ARADZLZNA NY FILAN.IN.IO MADAMA IO
Mamparikoriko n'y mihaino io Bomba io.MILAZA FA TSY HO ISY FAMPANDROSONA VANONA RAHA TSY MIARAKA @FITONDRZNZ. OLONA DONTO OLONA VENDRANA MIREDIREDY KA MAHAME ATRA RAHA IO NO ANDRY LEHIBE ETO MADA.
Tintin sy Andy tsy menatra mihintsy lisany,mievera tena zalah a!!!
Mba ovay fandaharana hafa tompoko inty don-dresaka ity fa ohatran'ny mampiady olona fotsiny. Tsy nisy mihitsy olona na iray aza nandalo teo ka nanetry tena oe tsy marina ny heviny fa de entin'le oe dondresaka dia mila midona fotsiny le resaka kanefa dia ohatran'ny be diploma fa tsy manam-pahendrena daholo ireo olona nasaina teo.
MBA mandiniha Tsara ianao Tintain
MAMPAHELO nymaheno IZAY havokan.i vavanao.
N'y mpintantana tsy TOKONY hanaiky IZAY tian.i mpamatsivola.ireo no mampahantra n'y firenena
Azafady Ramose
Fa n'y tenin'i présidant Troupe Tsara ho henon.i filoha REHETRA Africaine
RAJOELINA aoka MBA tsy HIANDRY mpamatsivola.
Hampihasao hoy izy n'y fanananareo fa AZA mialokalokz @ firenena IZAY mandroso.
Mazava aminay VAHOKA n'y hafany.
Fa n'y mpanatanteraka( filohampirenena)
Non bé mangina
Bé solelaka
Bé hataka
Ka tsy MPAMELA n'y ZANANY hianatra eto mada
RAHA manana école Tsara isika
Inona non handefasan.ireo mpanambola IREO n'y ZANANY mianatra ANY ivelany.
RAHA manarapenitrz n'y hôpital MANINO n'y mpanambola mitsano tena any ivelany.
RAHA MANANTSAINA SY MANANTSOFINA RAJOELINA TOKONY TSY MAHITA TORY @ HAFZTR.I PRÉSIDENT TROMPE
VIVE PRESIDANT AMÉRICAIN
FA NY MPITONDRA AFRICAINE TSISY TIA TANINDRAZANA ZANY MIHITSY
HATSI
BOURKINA
MALI
NIGER
GINE
TCHADE
NIGER
SENEGALE.
EFA HIDITRA GANA
MADAGASCAR DIA MBOLA MIANDRY NY MPAMATDY VOLA
VAO MANAO FOTODRAFITRASA
ANGAHA VOLAN.I BABANAO???????
IO FINDRAMAMBOLA SY FIHANDRASANA OLONA HANAVOTRA IO
NO MAMPAHZTRA15 TAONA RAJOELINA @ FITONDRANA
MBOLA MIHEZANA FONA HIANDRY NY VOLA AVY @ FIRENENA HAFA VAO HAFAKA MIASA.
MIANDRY BAIKO
TSY TOMPON.I TENANY INTSONY.
MIHA MAHATRA NY FIRENENA.
OLONA HOTRAN.I TAINTAIN ZAO AZA MODY JAMBA
FA NY LEHIBEN.I TANZNZ ETOANTANARIVO DIA LANY T# FOMBA ARADZN
LANA
NON
NON MONSIEUR TAINTN.
TENA TAI NY HANDOHANAO RAHA SAHY MILAZA FA ARADZLZNA NY FILAN.IN.IO MADAMA IO
Makaleo be ilay manao pub any gazetiny sans fin. Monsieur propre 😂😂😂😂😂😂
Tena bado le mpanohana ny Fitondrana ireto
Mamparikoriko n'y mihaino io Bomba io.MILAZA FA TSY HO ISY FAMPANDROSONA VANONA RAHA TSY MIARAKA @FITONDRZNZ.
OLONA DONTO
OLONA
VENDRANA
MIREDIREDY
KA MAHAME ATRA
RAHA IO NO ANDRY LEHIBE ETO MADA.
Ny subconscience n'ilay Tintin clown ty dia efa miaiky fa tsy nahavita n’inon’inona io fitondrana io fa dia manao beloha fotsiny.
MITAPY sa RETOUR D'AGE SAHADY lé TINTIN e????