Oladad - Agnao
Вставка
- Опубліковано 25 гру 2024
- La nouvelle version en haute définition disponible ici: • Oladad - Agnao (Offici...
/ oladadofmada
Music Video by Oladad performing Agnao. Une production de Ministera Inc.
(c) & (p) Oladad 2013
(c) Kalitao Records
Miasa saina lav'izao (hé!), mangin'irery le tsa eo agñao manigna agñao aho e! magnina an-droky aho e! (mahatsiaro agnao aho,malahelo agnao aho) tsa zarizary ny fiainako (hé!), navelanao ny foko tea!! manigna agñao aho e! manigna an-droky aho e! (miangavy agñao aho, aza ilaozanao aho!) ny adiady nandeha,nahatonga agñao ho roso e! miangavy agñao miverena, fa sasa miandry aza avela nangaigña teo aho, saika roso gegy anie aho! refrain: ié! aia ko ro ahitako agñao mangin'irery aho le tsa eo agñao (ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!) hé! aia ko ro ahitako agñao mangin'irey aho le tsa eo agñao (ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!) rap: zatra misy anao,tsy teo ianao nahatsiarotsiaro natadidy ireo zavatra natao niaraha tsika sy ianao tsisy pahalala ireny f'izaho sy ianao ihany tsy ambaratelo, tô lasa alahelo tô mila tsy ho zaka fa maranitra mandratra te hiantso mafy anao, hitady hoe aiza ianao? aiza ianao? aiza ianao??? aaaia agñaaao??? refrain: ...... nivoendrivoendry aho, sy mba nanova hafa e! n tsa nahita aho! ny foko ro naratse! agñao tiako ô! fa agñao ro tiako ô! eko mba miangavy aho! mipodiagna agñao azafady e! sasa miandry aho! mitalaho aho mba miangavy iei!! agñao tiako ô! f'agñao ro tiako ô!!! mmmm mijaly an'iaho, mararirary an'ia, fa mila ho roso gegy an'ia!! (tsa hitako ro hatao e!) manigna, fa manigna, manigna an-droky an'iaho!!! refrain (3 fois).... swing: tiako agñao!! eee tiako agñao!!! heeee ia ko hoa ro asoloko agñao eee!!!
Aleo aloha tara toy izay tsa tonga an ! Omaly 23/102023 eeh ! Tsara re eeh !
Mankasitra ny tarika oladada
2024 still Here to hear this song
Soa leka ty hira ty ka!Le feongorodaon'i Rina koa tena nanintona ahy hitea an'ty hiraty. Mirarisoa ho an ' i Tarika Oladad.
Ay ko ro ahitako agnao, mangin irer zahay re tsa eo gnareo ! mlay zalah le clip a d tohizo foan
suuuurrr mitsy ry dadalo a!!!! za maka besileo mandrakizay!!!! ao ara moa!!! tohizo soa fa zao ny vokany ny fianarantsoa!!!!!
Milay koahy lehiroa tena original authentik mihints le zik nareo, fa mba ovina nareo kay mba manao tourné en France?fangatahana merci thz fa soa
Ireto no artiste gasy tiako indrindra ... 💞💞💞Tsy lany daty zany fa tsara foana
tena mankafy beu an'io hira zah!merci OLDAD!jtm ki pisou an!bizou
otran miha ratsy le oladad;
tsa sahala am taloha koa! tsa dia soa fa neky zay koa raha tiako hany!
Tena mlay lesy ry zala fa tohizo aaa, mampahatsiro na agny @ tanàna mits
tohizo fa tsara ry zalah!efa mahay milalao film lebandy an
mahay leka nareo zalà, tiako b le feon'angorodao tohizo fa tsara. mahay manao clip ko le figurant mpanao film nga nedala io?
milay rzala a
Mbola ao tsara e, manafy foana hatraty amin 2021 aza
Tn tikou b io hira io! kiffekou mits le oladad 😘👍👌
milay nama i vazo ty ka!!!!!!!!scenario gaigy be
Vazo Tsy tonta ny ela ❤️❤️ ❤mlay fona 💯
Tena tiako b ... msotsa anareo
betsileo
Tiako dia tiako na dia tsy dia azoko ny tiany ambara!
aia koa ro ahitako agnao,mangina irer aho reh tsa eo agnao,mlay e
Milay ee! Haja sy fisaorana ho anareo
Soa be; de mba asivo nouveauté koa moa eh
2020 mbola ankafiziko foana 😁😁
Milay nareo e 😄
misy ophtalmo nga ao Tambohobe?
milamina be.Mankasitraka e! Vous etes vraiment des PROS
mil ho rus ho gaigy angny aho , j'aime é
Tsara be ry Zalah aahh!! ❤❤❤
Anokoa tsarab j'etaim ❤
mlay r zalà a! le originalitéanareo voatazona foana e! sady gasy no manarak toetr andro e! ssuuurrrr!!!!
mafnaritra b le oladaddd sad mampalaelu aaaaa
ten tik tik tik b !!!!! mley b kiff b
cava lets zalah!!!!!!!!!!!!!!!!! tohizo fa tsara
Sûr b amin"ilay scenario an,tafavoakan le bandy tsara mitsy tonga dia lasa revenay be ilay hira
Ya koa asoloko agnao looool
tena ao tsara mihitsy ny clip an !!merci
reveko leka reto ny vazonareo a! misaotsa ee!
2018mbola makafy fona a ee
tena reviko le music
Qui ose dire maintenant que le Betsileo n'est pas une langue romantique?
Dialecte.. très romantique
bogosy be reto mbady reto milay le vazo tara be za je vous j'aime tro ragah
aia kw rô aitako agnw???mlay rzalah ah,gasy ka manja é
Dangereuse !!! Betsileo ihaby
Mampamangy any @ tananà any letsy ra-Lova de siora @ Ra-Mamy antarandolo ao ..
Tiko be le hira, tsara be mitsy
MAKASITRAKA MB MANIRY NY HO HANARAKA NY DIAREO RENA.
Mafnaritra le sangan'asa vita gasy ranga a! tiako ka ankafiziko! tohizo fa tsara
Tena soa ka!!!!!! Mankafy e!!!
Saika roso gegy agny aho! Tiako e
milay fona ehhhhhhh!!!! jaime b mits
2024
Mani anao Aho e , mani an ndroky Aho eee
originalités ao foana, hafa mitsy!!! tena tsara be!
Ankafiziko be ❤❤❤❤
SOA Roba zay ...suuurle tsiry eeuh
.3 *_*
Tohizo lieka fa soa be mahitsy ny hiran'i 301
m6 lesy baina ah
I simply like it. Big big Up.
reveko laoul e!!!!!!
tsy lany mety lany mamy
Tena mafinaritra,kanto sady soa...
Zany ka hira
Bravo
Tiko b sady mahay mampiarapeo
Tena soa leka ny hira zay avoakanareo a! Mirary anareo ho lasa lavitsa be leka zalahy a!
Cool :) efa miezaka mlay be !!!! (y)
Juin 2021 💓
Super !!👌💯
milay le vazo ehh!! gasy tsara eh
aia koa ro ahitako agnao tsra be
Tena tiako be 💜💜💜
Tena tsara be le hira ka!!!
Tsara be, miaiky ia zay, soa ny hatagny Fianara!!
Tena mivotra atrany ny 301 trop bien la zik
Tiko be !!!m lay eeee merci e !"ia KO h aho n asoloko anao e
Tikooo beeee mhtsy
Vazo m'lay!!!
tsara re ny hiranareo tena ankifiziko tokoa mahereza sry mamokara ny tsara kokoa hatrany
aw tsar rang ri zarew a!!
mkiff oladad fon euh😜😜😜
agnao ro tiako...
Tiko ❤
zay lay LOKO NATORALY e!
tsara nareo tikou beu nareo
Dupont Sylvia zan mitsy ka
tsara be lé hira,
misaotra anareo ry zalah a...tsara be...
mitomany mits ra paradisa lele,mandona B zik ka......mlay
tsar le hira ka na le son aza d mitondra lavitra
an o an e
J'adore
Je kiff trops
tiako loatseeee!!!! mlay namà a!,??!;;,!!!!
mankasitraka letsy zalahy a, tena milay e
Io bandy @ 0:45 tsy mety ny toe tsainy eto fianarantsoa
C'es cool!!!!!j'❤❤❤ Milay nareoooo!!!!!!!
aia kou rou ahitako anao
😍😍 pour mon amour
Tsy ratsy kosa an!
Ka nareo tsy betsileo,
Oka les le, cava be. mlay le vazo rangaha a
tena kanto dia kanto
Tena tsara !
mandona be mintsy (y)