MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina (Lyrics)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 лис 2024
  • 🎼MANOATRA NOHO NY MPANDRESY - Mr Vonjy sy Domoina🎼 (Lyrics)
    Natolony ahy isan'andro ny teniny
    Ka efa nanova ny fiainako ho vaovao
    Nanitsy ny làlako, ka nampianatra ahy handeha
    Nanolotra ahy ny fahamarinanao
    Ny Fanahy masina koa dia narotsany
    Hitarika ahy ho eo an-tongony
    Namelona ny afon'ny finoana ao anatiko ao
    Hitarika ahy ho any an-danitra
    Manoatra noho ny mpandresy aho
    Satria Jeso Tompo eo anilako
    Ka n'inona hanjo ahy dia hatoky Azy aho
    Noho ny fahasoavany
    izay fantatro fa naha toy izao ahy
    Dia ho isan'ireo izay olom-boavonjy aho
    Ny Fanahy masina koa dia narotsany
    Hitarika ahy ho eo an-tongony
    Namelona ny afon'ny finoana ao anatiko ao
    Hitarika ahy ho any an-danitra
    Manoatra noho ny mpandresy aho
    Satria Jeso Tompo eo anilako
    Ka n'inona hanjo ahy dia hatoky Azy aho
    Noho ny fahasoavany
    izay fantatro fa naha toy izao ahy
    Dia ho isan'ireo izay olom-boavonjy aho
    Jesosy no ivom-piainako
    'Lay ratsy dia tsy haharombaka ahy
    Manoatra noho ny mpandresy aho
    Satria Jeso Tompo eo anilako
    Ka n'inona hanjo ahy dia hatoky Azy aho
    Noho ny fahasoavany
    dia fantatro fa naha toy izao ahy
    Dia ho isan'ireo izay olom-boavonjy aho
    Dia ho isan'ireo izay olom-boavonjy aho
    Mmh...
    💪🏻
    #LyricsbyKalo

КОМЕНТАРІ •