Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Kanto ka tiko daholo Olombelo Ricky!!hiran'ny mpanal'azy
Mozika misy fanahy , mitondra any@ tontolo tsy hitandonto ❤️🔥Mankasitraka Olombelona Ricky Mandroso hasina
"tsara ny manam-pahaizana sy manam-pahalalana fa manam-panahy ihany koa"... zay zoky Ricky zay, tena Olombelona.
Mandrosoa hasina jiaaby
Ovina ndray vo misy anizao aty a paris🙏🏿👑👑
2019👆
Enjana, misy fanahy, mitondra hafatra, makany anaty tontolo tsy hitan-donto
mahay, matianina, feno fanahy, mankasitraka , mandrosoa hasina zokilahy
za tena votsabo tsara aminy ty hiraty🙏!!!
NATHALIE" Mankasitra e! Mafinaritra ny Mozikanao, Merci"
Mankasitraka ry Olombelo Ricky
Tretrika e! zok'olo ô! lognoko ho samy ho lava velogna aby e!Misaotra e!
Mandrosoahasina Olombelo Ricky a!
akaro ane varatananawo we reveko le my vibra!👊
Tiako loatra
Ho anao, ho anao ny🎶🎵 anao( hohaninao ny anao)..🎵 raha mbola hijoro ho fahavaloko e..🎶 kkkk ataovy mirefotra be .. le fitiavana.. .. indray mitete???
sur mihintsy zoky ricky , misaotra foana anao , ary mankafy hatrany
Izy indrindra! tsara
tsara loatra, tena kanto!!!!!!
Ricky,mba anontanio hoe ny Kennedy Center fa ohatran'ny tiandry zareo izany musique izany.
aiza ny manalazy vita bac e!
reveko be!
TIAKO E
Mankasitraka tompoko
Milay. zany ka mozika
Ampitiavana be
zoky Ricky!!!!!!!!!!l
Mamy loatra
Mlay le vazo gasy e.
Kanto ka tiko daholo Olombelo Ricky!!hiran'ny mpanal'azy
Mozika misy fanahy , mitondra any@ tontolo tsy hitandonto ❤️🔥
Mankasitraka Olombelona Ricky
Mandroso hasina