COULISSE DU 10 JUILLET 2016 ERIC MANANA SY DAMA BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 12 вер 2024
  • COULISSE DU 10 JUILLET 2016 ERIC MANANA SY DAMA BY TV PLUS MADAGASCAR

КОМЕНТАРІ • 27

  • @marielouisechamberlin6412
    @marielouisechamberlin6412 3 роки тому

    Enfin on le voit quand même en gros plan.
    Merci.

  • @SamdhaniSamdhani-st6up
    @SamdhaniSamdhani-st6up 4 роки тому

    Mahay koa ilay mpanentana. Merci Luke. Tsy dia mifanalavitra ny kanton'izy roalahy. Mahafinaritra daolo ireo duo ato ireo. Tianay be Dama sy Eric. Maereza na dia mafy aza ny adinareo.

  • @DJDORASSE-Gasy
    @DJDORASSE-Gasy 8 років тому

    petit coucou à toute l'équipe du tv plus mada. tena mafinaritra be le emission. fa tena mba miangavy indrindra rah mety atao ny fanantsoanareo an'i tence mena. mba miangavy antandroa azafady é!!! merci d'avance.

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne8207 8 років тому

    Vizana sy lany vatsy ka!!!Merci à vous deux!!

  • @harishue
    @harishue 4 роки тому +1

    Zay vao nahita ity fandaharana ity dia mankafia . Misaotra coulisse. Dia gaga fa Erick Manana tsy nianatra fitaovana kanefa enjana raha hitendry gitara sy manampeo an!

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 8 років тому +1

    Vao omaly za no niheritreritra ilay trano be ny kolontsaina. Ataontsika sady Universite ilay izy no sady Hall of fame. Amin'ny maha Universite hisy fianarana theatre, sound engineering,Fianarana manao composition, arrangement, Remix hira , ny taranja rehetra amin'ny musique, contemporaine, R&B, Jazz, Gospel, classic, Ny ambony tamboho, ny bat gasy, poezia, peinture, sculpture, zavatra eran-tany, sakafo, lamody, izay no maha Universite azy, fianarana manao video. Ary resaka art mihintsy fotsiny. Ny ao amin'ny Amphitheatre mahazaka firy, 3000, tsy dia aiko iny capacite iny. Ny sonorisation tiako ho BOSE mazava be ny son dia Piano steinways and sons ilay 8' 1/4 " mihintsy na ilay model D ozy ry zareo, fanaovana concert mihintsy io. Dia ny salle universitaire izany. Ny Tranobe ny kolontsaina dia tokony hanana Orchestre Symphonique ho azy ary manana conductor. Farany ny maha Hall of fame azy dia misy ireo tsangambaton'ireo mpihira mazana rehetra eny ivelany, Kintana telo, Ricky, Mahaleo, lolo, Eric Manana, Raimblanja, Poopy, Rebika, Bodo, Rija Ramanantoanina, Rija Rasolondraibe sy ireo tsy tadidiko rehetra. Izay no contribution-ko. Tsy ilay Madagascar nihainantsika no hapetratsika ho an'ny taranaka.

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 8 років тому +1

    Mipoa-tsatroka anareo - manana andrarezina ny kanto malagasy amin'ny hira sy famoronan-kira.Hafa ihany ny acoustique raha eran-tany. Manasitraka an'ny TV PLUS ihany koa manolotra zavatra tsara sy kanto tahaka izao -mba hohatevenin'ireo TV rahavavy haf ihany koa e -Merci

  • @sissilive774
    @sissilive774 4 роки тому

    Miandry anareo izahay aty Québec manotolo 💓💓💓💓💓💓

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 4 роки тому

    Amin'ilay Tiako daholo zato izy 🎵🎼🎶🎤🎹🎸🎸🎸🎸🎸🎻🎻🎻🎸🎸🎸💞💞💞

  • @rabarinalacharlesvictor7243
    @rabarinalacharlesvictor7243 7 років тому +1

    tena mahafinaritra merci beaucoup

  • @ntsouradimiherintsoa5413
    @ntsouradimiherintsoa5413 5 років тому +3

    mbola misy mieno ve ty @zao!!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 4 роки тому

    Grand iray+grand 1=petit iray tiako ai dila milamigny ai !!!mankasitraka eee fa sambatra manana anareo izahay mpankafy anareo !!!

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 8 років тому

    Mankasitraka e...manja loatra....Misaotra e....

  • @andryniainar
    @andryniainar 8 років тому +1

    Revy mozika amin'ilay ankafiziko...

  • @sissilive774
    @sissilive774 4 роки тому

    Misaotra é ! Tsy andry nay ny atongavana nareo aminy 21 desambra izao é ! Tongava malaky o !

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 6 років тому

    Eric Manana
    Vakiniadiana/ Ankadimanga/ Ramiangaly e!

  • @SamdhaniSamdhani-st6up
    @SamdhaniSamdhani-st6up 4 роки тому

    Efa talentanareo ilay mihira e.Tafita aty aminay ny hafatra. Misaotra Dama sy Eric Manana manandratra avo ny mozika malagasy.ho ela velona ianareo fa tsara.

  • @ratoujou
    @ratoujou 8 років тому +1

    Mahafinaritra e! Manja ny Revy Glita> Manala satroka e.

  • @nomenabryan
    @nomenabryan 7 років тому +1

    Maitre eh !! miaky ah

  • @franciscoratsimaharinosy391
    @franciscoratsimaharinosy391 7 років тому

    tsara be fa misaotra o!!!!

  • @delnazareana3325
    @delnazareana3325 8 років тому

    hivoaka tsy ho ela ny dvd concert dama sy erick manana miampy an i jenny sy voara kely tao aminy palais des sports mahamasina vokariy tv plus madagascar

  • @thierryandriamiandrisoa4170
    @thierryandriamiandrisoa4170 8 років тому

    milay letsy zany revy zany

  • @kotorabe847
    @kotorabe847 8 років тому

    ok

  • @DJDORASSE-Gasy
    @DJDORASSE-Gasy 8 років тому

    petit coucou à toute l'équipe du tv plus mada. tena mafinaritra be le emission. fa tena mba miangavy indrindra rah mety atao ny fanantsoanareo an'i tence mena. mba miangavy antandroa azafady é!!! merci d'avance.

    • @delnazareana3325
      @delnazareana3325 8 років тому +1

      efa teo i tence mena ka jereo ny archive coulisse ato aminy you tube eeeeeee