DONDRESAKA MAHAJANGA DU 22 AVRIL 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 сер 2024

КОМЕНТАРІ • 105

  • @ratolojanaharytianajeanchr7764
    @ratolojanaharytianajeanchr7764 6 років тому +2

    bravo Mr le Maire

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому +4

    👍👍👍👍Maire sy Sénateur

  • @marianerakotomanga828
    @marianerakotomanga828 6 років тому +1

    Mankaleo b le chef de région ,tapahana foana ze olona miteny ,tena tsy mahalala fomba

  • @tanyaraz3218
    @tanyaraz3218 6 років тому +2

    mamo nisotro toaka kely angamba io chef de region io alohany andea anatrika dondresaka

  • @batotosakalava2986
    @batotosakalava2986 6 років тому

    Asaivo miverina mianatra statistique Mr Daddy

  • @andorama1804
    @andorama1804 6 років тому +1

    Azalaaaaeeee,Mba sauvage l HVM reto ka.tena miposy mbongo marna.

  • @salohyrafidy3181
    @salohyrafidy3181 6 років тому +5

    Tokony tsy asaina tsony ny ola otr ireo fa tena tsy mahalala fomba refa miresaka tena tsssss , mila mianatra savoir vivre le roalahy HVM reo

    • @noumeainah2792
      @noumeainah2792 6 років тому +1

      mba chef de région fa tena tsis savoir vivre mintsy. tena ambany be le toe tsaina.

    • @leasoa8797
      @leasoa8797 6 років тому +1

      fa zay le ef zatra didy jadona ,panery vahoka fotsiny reo

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 років тому

    Ilay soatoavina malagasy mihitsy izany no tsy ratsy raha izay no mahatonga anareo mifamaly faty foana.

  • @maroandrofitondrasoabenedi9228
    @maroandrofitondrasoabenedi9228 6 років тому

    Mampalahelo raha olona toy io no mitondra région. Tsy izy mihitsy !!!

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 років тому +2

    Chef de région tsimisy ilana azy tsy mahalala fomba manapadresaka à prendre la politesse monsieur.

  • @leenaleena29
    @leenaleena29 6 років тому

    Fa nga mba nianatra fahalalampomba 've reto HVM reto ee tsy mba mahay mifandimby miresaka na ny mpianatra maternel efa mahay zany fahalalampomba zany reto ny olona natao nitondra ny firenena aiza ny firenena handroso ka nitagna rambony @ ny zao na ny fahalalampomba aza tsy fantany

  • @genevieveissabhay4440
    @genevieveissabhay4440 6 років тому +1

    Tsy majaka demokratie HVM mba mahalala menatra fa nareo efa tsy ilainy vahoaka intsony

  • @juanitoramisa4769
    @juanitoramisa4769 6 років тому

    Tsy mahalala fomba mintsy le Chef de Région, mitsatsaingoka trop, tsy mb class, otra barofo fotsiny fa tsis raisonnement firy. Hany ka lasa fiarovan-tena fotsiny no asehony fa tsy dia mba misy analyse lotra ny tena zava-misy.

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    PDS sy CR ratsy saina , sy mpamono olona no ao Mahajanga

  • @annechrisbaganian3317
    @annechrisbaganian3317 6 років тому

    Misaotra anareo fa Atra tsy hamela ny ratsy haharitra ary matoky zhay vahoaka miahaino ny vavanay ianao Atra @ nosy malalanay ty atolory ny olo nkendry hitondra firenenanay ty Amen

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому

    MATY HASINA ILAY BAIBOLY

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому

    Siebella bravo

  • @TahiriRandrianatoandro
    @TahiriRandrianatoandro 6 років тому

    Ialao ilay toetsaina complexe de colonisé ry HVM mirahalahy fa mino tanteraka aho fa hanala tena ho HVM ianareo rehefa tsy complexé tahak'izao ianareo. Tery loatra mihitsy ilay fijery sy sainareo

  • @mariefrancia8664
    @mariefrancia8664 6 років тому

    Msr Dadi simanana fotokevitr miis f de ni anenjika & alahelon toerana iani .Tena andevonjini vola miis ni akamaroanareo panao Politique ireto .adi Seza alahelon toerana .Mampalahelo

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому

    CHEF DE REGION ZÉRO

  • @TahiriRandrianatoandro
    @TahiriRandrianatoandro 6 років тому

    Efa ho avy tsy ho ela tokoa ny hivadihanao ho mapar raha ny rivotra mitsoka amin'izao Atoa Daddy.
    Style anareo HVM mihitsy ilay kanosa iray trano kay. Nivoaka tao anaty moule iray mihitsy ianareo

  • @AliAkbar-kr4jj
    @AliAkbar-kr4jj 6 років тому

    fahalalam pomba faranzay kely indd ny fanajana ny olona miteny na tsy rarahinao aza zay lazainy! Mr LE MAIRE manaja anareo tsara refa nareo miteny fa manina refa izy miteny mitsatsaingoka fôna Daddy sy Mr le CR??? miverena mianatra zafady e! tsy miafina mitsy ny maha .....

  • @genevieveissabhay4440
    @genevieveissabhay4440 6 років тому

    Chef de region mitovy aminy Nicola be vava be

  • @talugotalugo7641
    @talugotalugo7641 6 років тому

    Mamo daholo lr HVM reto ,

  • @andriamananatahianaadrien5172
    @andriamananatahianaadrien5172 6 років тому +1

    Misaotra ny mr le Maire sy mr le Sénateur e. Olon-kendry nareo.
    Fa ireo hvm ireo tsy nisy raha tsy teo ny Revolution 2009. Tokony hisaotra ny mapar/tgv aza nareo zao fa tsy manakana sy miezaka mikapa ranjo azy. Raha manaratsy ny révolution 2009 nareo dia tsarovy fa mandrora mitsilany daholo, tao daholo ny fototry ny hvm ny maha hvm azy zao. Sinon zéro.

    • @ericrakotonirina7165
      @ericrakotonirina7165 6 років тому

      Tena hita mazava fa ilay Maire sy sénateur tena naharesy, ary @ lafiny rehetra mihintsy na dia tsy mpaka fihy Mapar aza aho

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 років тому

    Matahotra mapar sy Tim ny hvm hi hi hi

  • @francoisjules9631
    @francoisjules9631 6 років тому

    mbola mahasahy mirehareha ihany ireto HVM ireto ka. moramora ihany Mr le CR Boeny a!poste politique io anao io

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 6 років тому

    Tsy azonao ilay izy monsieur le CR. Tsy nitory ny vondrona parlementaire HVM tsiakory ny TIM sy MAPAR tany @'Bianco fa nitondra fitoriana manoloana ny fisian'ny kolikoly t@'fandaniana ilay lalam-pifidianana. Donc ho anao Atoa CR tokony avela handalo fotsiny ireny zavatra namoa-fady sy mahamenatra ireny ?. Honte à vous monsieur le CR. Franchement. Izany ny olana @'io firenentsika io, hafenimpenina foana ny ratsy...

  • @afrohuman5902
    @afrohuman5902 6 років тому

    IANAREO MPANAO POLITIKA DIA MBOLA ANDEVOZIN´NY VOLA TANTERAKA, KA NA MISY OLONA FIRY MATY EO DIA NY HAHAZOANAREO SEZA NO IMATIMATESANAREO, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA IANAREO DIA ZAVATRA HAFA ATAO, IRENY NY BIBY MISY MIHINANA SY MANONDRANA NY SOKATRA NY GIDRO TSY MISY MITENY, IRENY NY TANINOLONA BODOINA TSY MISY MITENY, IRENY NY VAZAHA MANOLANA ZAZAKELY TSY MISY MITENY, IRENY NY SINONA NY KARANA MANALIKA NY GASY TOE MBOLA TSY MISY MITENY IHANY! NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA MANGINY FOTSINY, NY OMBY AMANARIVONY LASAN´NY DAHALO, MBA MISY MANAO TATITRA ENY ANALAKELY VE???? AZA MIATSARAVELATSIHY RY GASY

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    ary CON daholo ho aho lay olony HVM

  • @mirianeanakine6271
    @mirianeanakine6271 6 років тому

    Lehilahy mahery 2 contre Mpiposy bongo 2

    • @andriamananatahianaadrien5172
      @andriamananatahianaadrien5172 6 років тому +1

      - Tokony ho fantatry ireto hvm ireto oe tsy misy zareo raha tsy teo ny mapar. Zay ny vérité fondamentale.
      - Raha vonona nareo hvm, aza sakanana ny hafa, je suis d'accord avec le mr le Maire.
      - Raha resaka tatitra zany nday aloha azo atao tsara e. Ny tv privée tsy voatery hanazava ny lalana lany zany fa ny television public no tokony ampiasaina @ resaka fanjakana sady io no mahenika an'i Madagascar.
      - Zao ve no resaky ny mpitondra, aiza no handroso ny firenena? Tsy misy raisonnement mihintsy lay hvm.

    • @alainbesse9864
      @alainbesse9864 6 років тому

      Merci, mr le maire ,vous êtes très adorable, efa tsy mila hvm ty nosintsika ty ,fa didy jadona no misy amintsika ,efa mibaribary fa tsy voatakotra intsony e. Efa hitan'izao tontolo zao

  • @nirisonfranckeur6410
    @nirisonfranckeur6410 6 років тому

    kkkkkkkkk HVM=Hery Very Maina mila fampianarina mafy satria tsy malala fomba aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

  • @holyandrianarivelo9865
    @holyandrianarivelo9865 6 років тому

    Toa arrogant be le CR lol b

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 років тому +1

    Il est con le Dadi n'importe quoi

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    miseho milay tay ity PSD vongatay ity

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 років тому +6

    Respect monsieur le maire monsieur le sénateur hita fa olo nianatra anareo. Tsy mba nanapaka resaka mihaino hatraminy farany

    • @salohyrafidy3181
      @salohyrafidy3181 6 років тому

      Deorthine Riffert za ko lo de nahatsapa izany sady élégant no très poli 😀

  • @afrohuman5902
    @afrohuman5902 6 років тому

    IANAREO MPANAO POLITIKA DIA MBOLA ANDEVOZIN´NY VOLA TANTERAKA, KA NA MISY OLONA FIRY MATY EO DIA NY HAHAZOANAREO SEZA NO IMATIMATESANAREO, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA IANAREO DIA ZAVATRA HAFA ATAO, IRENY NY BIBY MISY MIHINANA SY MANONDRANA NY SOKATRA NY GIDRO TSY MISY MITENY, IRENY NY TANINOLONA BODOINA TSY MISY MITENY, IRENY NY VAZAHA MANOLANA ZAZAKELY TSY MISY MITENY, IRENY NY SINONA NY KARANA MANALIKA NY GASY TOE MBOLA TSY MISY MITENY IHANY! NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA MANGINY FOTSINY, NY OMBY AMANARIVONY LASAN´NY DAHALO, MBA MISY MANAO TATITRA ENY ANALAKELY VE???? AZA MIATSARAVELATSIHY RY GASY

  • @dilanearzi3380
    @dilanearzi3380 6 років тому +2

    Tsy misy ilaivana hvm

  • @chebliyoussouf3921
    @chebliyoussouf3921 6 років тому +1

    tengondreninareo HVM amboarazagna reto

  • @gauthierlucette6174
    @gauthierlucette6174 6 років тому

    tena sahira ny TV plus aminy olo mirefarefa aminy tany

  • @mmanjaka1225
    @mmanjaka1225 6 років тому

    O ry TVPlus a mba mipetraha ho NEUTRE nareo fa hotrany mirona mankany aminy MAPAR lotra nareo refa mametraka fanontanina .

  • @noelinerasoarimalala2638
    @noelinerasoarimalala2638 6 років тому +3

    Mankaleo be mihaino ny hvm,efa vokarama reo de mandresy lahatra nefa tsy mitombona

  • @holyandrianarivelo9865
    @holyandrianarivelo9865 6 років тому +4

    Nareo ndray alou ry HVM na inona na inona lazainareo dia efa masiso be e. Mantsina mihitsy.
    Efa tsy tianay vahoaka fa manao jadona. Rehefa tsy mitovy hevitra aminareo dia tsy mahazo maneho hevitra. La preuve akaiky ndrindra isaky ny miteny eto lay maire dia tapahana foana tsy avela miteny dia tonga dia mivazavaza be. Sauvage nga io e

  • @leasoa8797
    @leasoa8797 6 років тому

    zany ref tia tena lotra fa ntsipak nef tao no nahtonga nao tao am fitondrana, ka zao e ny fetsy ihany no tsy tonga lavitra e,

  • @HERYOSJULES
    @HERYOSJULES 6 років тому

    Quelle raisonnement ! Ahoana moa no ilazanao ry Chef de région fa ny fanoheran'ny mpanohitra no mahatonga ny tsy fandriampahalemana, inona no idiran'ny mpanohitra amizany, ianareo tsy mahavoa raha, corrompu, mialà rehefa tsy mahavita fa aza miala andraikitra. Aza ho eritreretinareo fa ho adala ny vahoaka.

  • @hasinaratinarivelo887
    @hasinaratinarivelo887 6 років тому

    Makasitraka @ fampitana ny vaovao.Fa ny zavatra tena mampalahelo sy mahaontsa dia tsy mba misy mihintsy olona tena ita soritra eny @ andriny hoe tia tanindrazana na iray aza, samy BALA RORA daholo rehefa mahazo micro..,ary mino mafy aho fa mbola AMBANIN'NY zero"0" ny laharam.pahantrana tsika ra karazanolona,karazana antoko TIA KELY,IFANIPY 0DIN'AKONDRO tsy manana Fo mitempo ho an'ny tanindrazana 0tran'Izao.

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому +1

    Chef de région ty tsy mamango

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому

    Ny fanjakana no voalohany fahavalombahoaka

  • @fanjiry5966
    @fanjiry5966 6 років тому

    Ny fanajana faran'izay kely indrindra dia ny fahaizana mihaino ny hevitrin'ny sasany ry ingahy CR misolelaka Hvm oooo!!! Koa noho izany aza tapahana ny resaka ny hafa fa tsy ianao irery no tompon'ny micro fa aza mitatasiaka loatra eee!!!

  • @TahiriRandrianatoandro
    @TahiriRandrianatoandro 6 років тому

    Complexe de colonisé ny anao Atoa CR. Tery saina loatra ianao. Normal be raha misolelaka @ Rajao no hany hainao atao. Toetsaina tsy ampandroso velively ny anao fa izany no matonga an'ity firenena ity andevozin'ny vahiny sasany noho toetsaina tery tahaka ny ataonao.

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому

    MERCI MR LE MAIRE ET SÉNATEUR, LES DEUX RESTE JE VOUS DONNE ZERO

  • @cloviszafitsimafy5530
    @cloviszafitsimafy5530 6 років тому

    rano ve sa toaka iny sotroinao iny Mr le CR fa otrany tsy mahafehy tena ianao tiako eky iny,ry Daddy koa malahelo toerana fa tsy lanim-bahoaka de manaratsy tsotra izao,manala-baraka ny fitondrana koa nareo

  • @noumeainah2792
    @noumeainah2792 6 років тому

    tsy asan fanjakana ko ny mitifitra ny vahoakany fa ny DAHALO NO TOKONY HANEHOANY NY HERINY RA TENA MAFY NY MIARAMILA FA TSY NY VAHOAKA TSY MANANA BASY

  • @rasoavololonahenriette8850
    @rasoavololonahenriette8850 6 років тому

    le hvm kosa aloha tena tsy mahay miady hevitra mihitsy

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 років тому

    Mamo ve io chef de region Majunga io ee toa tss fanajana fa anazy irery ve le dondresaka asao @ émissions spécial iz de izy irery no miresaka eo

  • @leasoa8797
    @leasoa8797 6 років тому

    O ry HVM aza menmen futsn fa tsisy tsuny na 1 tianareo fa olona karamaina sisa no miarak amnareo,mapme be tenisany mapiteniteny fona tsss

  • @talugotalugo7641
    @talugotalugo7641 6 років тому +1

    Ity fitondrana.ity de jadona tsotry zao ee na inona na inona lazainareo re HVM de efa tsimila zahay e

  • @holyandrianarivelo9865
    @holyandrianarivelo9865 6 років тому +2

    Lany henatra ve ry CR a mitabataba tsisy farany

  • @nororafara2185
    @nororafara2185 6 років тому

    Ianareo mapar no nahatonga ny firenena hikorosofahana ohatr'izao ny ankambiazanareo dia tsy mahay ny hatao hoe politika be ianareo no nangoron-karena tsy misy fitsinjovana ny vahoaka mihitsy .

  • @tsiryharison5475
    @tsiryharison5475 6 років тому

    Mhasosotra na miheno lay resak'ireto HVMiongana tsy manjary ireto

  • @HERYOSJULES
    @HERYOSJULES 6 років тому

    Tena tsy ampy politesse ity C.R ity, manapatapaka resak'olona.

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 6 років тому +4

    tena mbola miseo milay ihnay hvm tony

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 років тому +1

    Raha matoky tena hvm dia marina aza mifanakatsakana, fa matahotra ianareo.

  • @martinraza4439
    @martinraza4439 6 років тому +1

    Est-ce qu‘on est dans la theocratie?

  • @lucienrobia5775
    @lucienrobia5775 6 років тому

    Mba ndeha hianatra hiady hevitra fa toa tsy mandeha ny tokony atao

  • @maroandrofitondrasoabenedi9228
    @maroandrofitondrasoabenedi9228 6 років тому

    Dia tena tsy misy olona hafa ve eto Mahajanga fa tena tsy izy mihitsy ny hevitr'io CR io...

  • @hantasoa1144
    @hantasoa1144 6 років тому

    IO FA MIHARIHARY NY FANGALARAM-BATON'NY HVM: EFA APETRAPETRANY HATRANY @ FOKOTANY NY RAFITRA. EFA EN MILLION ARY AZON'IZY IREO ANTOKA LE IZY

  • @ileiryrasolohery6498
    @ileiryrasolohery6498 6 років тому +1

    2500*50 = 125.000 fa tsy 1.250.000; sa mitovy ihany koa izany

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 6 років тому

    Firenena independent Madagascar tsy mila credibilite avy amin'ny vahiny re tompoko o!!!!!

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому

    Liberté d'expression miaraka amy démocratie.

    • @salohyrafidy3181
      @salohyrafidy3181 6 років тому

      ndrainy ka le fanjakana Tsy mahay démocratie Zany sady tsy mahazaka

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    DONDRINA BE MIHITSY ITY CR , tsy misy lalana fahatany

  • @eddyrazanamasy2475
    @eddyrazanamasy2475 6 років тому

    Chef d region otranelika

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 6 років тому

    Fa nga izy ty Firenen'adala koa hoe izay lalana tonga eo . zany ve mba Chef de Region

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому +1

    DADDY EX PDS MPISOLELAKA

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 6 років тому

    Be tata daholo fa zero

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    CR DEVOLY

  • @lidozao7022
    @lidozao7022 6 років тому

    maboto firesaka mintsy ity chef de région ity

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому

    CHEF DE RÉGION IMPOLIE

  • @afrohuman5902
    @afrohuman5902 6 років тому

    Ny ahy ny zavatra tena mampalaheko ahy eto madagasikara dia tsy mba misy gasy mba manohitra ny zavatra ataon´ny sinoa, ny karana, ny frantsay sy ny vahiny manao fitrandrahana sy mangalatra ny harena eto, dia isika samy gasy foana ve no hifamono eto, fa iza moa isika no hitsartsara fahatany sy hilaza fa izay filoha ho avy eo dia anjely??

  • @dinatolotriniainaramarokot5880
    @dinatolotriniainaramarokot5880 6 років тому

    Fitokanana ve dia atahorana hitondra korontana???? Tsy azoko!

  • @lidozao7022
    @lidozao7022 6 років тому

    miavaka mintsy ny fomba firesany moukhtar sy daddy

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 років тому +1

    Na 5% aza dia tsy hahazo hvm fa efa hangalam-bato

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 років тому

    EFA MITAPY ITY CR ITY

  • @afrohuman5902
    @afrohuman5902 6 років тому +3

    Ny ahy ny zavatra tena mampalaheko ahy eto madagasikara dia tsy mba misy gasy mba manohitra ny zavatra ataon´ny sinoa, ny karana, ny frantsay sy ny vahiny manao fitrandrahana sy mangalatra ny harena eto, dia isika samy gasy foana ve no hifamono eto, fa iza moa isika no hitsartsara fahatany sy hilaza fa izay filoha ho avy eo dia anjely??

    • @fararano
      @fararano 6 років тому

      ka zay mintsy ny but ny fitondrana ko, amena autorisation ny vahiny sns mitrandraka ny harena ankibontany, mividy tany isankarazany, satria zay no antony hipayeny vazaha, sinooa .. etc azy. Ary zay miseo mlay manohitra ao de soit any amponja soit maty, soit ruiné depourvu de tt, à moins que oe olo malaza tahaka andry Ravalomanana de tsa hitany zay atao.. en fait zany, manome tsolotra mintsy ny vazaha mbo angalany ny harena ankibon tany, pays ancien colonie frantsay aby io tsy mandroso io en afrique, ny frantsay mintsy no tsy mampandroso ny gasy satria ny fitondrana ameny vola de mangina de trandrahany amzay ny harena rehetra, ambatovy reny zao na ariary aza tsy miditra any ampaosin gasy, fa tonga de lasa any ivelany. Tena marina ameny vahiny 1 euros fotsin ohatra ny mpitondra isankarazany sns, de alainy aby amzay ze tin alaina am harena gasikara, zay mety mitentina 100 euros en retour .. mampalahelo fa de bon ..

    • @afrohuman5902
      @afrohuman5902 6 років тому

      rainibe, mila ovaina toetsaintsika gasy tia manompo vahiny

    • @leasoa8797
      @leasoa8797 6 років тому

      io zany na misy na tsisy vahiny ka tsy amina kolikoly na andetika ny firenena andavak fa kosa aha stable ny firenena sy ny vahoaka , mahazo aina daholo ny vahoka dia milamina io, fa tsy otran tamty HVM ty tena ef maty ara panahy sy ara batana ny olona rehetra, zareo anaty fitondrana matavy daholo,tsy mety amnay io HVM io? POINT

  • @lidozao7022
    @lidozao7022 6 років тому +2

    nany daddykoa otrany alahelo toerana

  • @vickingsnheider5735
    @vickingsnheider5735 6 років тому +1

    OLO LEFAKA CHEF DE REGION MAJUNGA IO

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 6 років тому

    Depute afaka tsy mahay lalana ianao ra CR

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 років тому

    Miaro vahoaka hoe ny fanjakana????

  • @soafararaveloson7405
    @soafararaveloson7405 6 років тому

    efa mankaleo b le dondresaka. lasa ambany valeur b

  • @nemizola7385
    @nemizola7385 6 років тому

    Bekajy loatra ireo HVMaty ireto kalasa tsinotsinona @ izay ny vahoaka re tompoko

  • @rasolotianaalain7872
    @rasolotianaalain7872 6 років тому

    Tena nul mihints tony HVM tony kah