DON-DRESAKA MAHAJANGA DU 18 JUILLET 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 27 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 30

  • @timbre93
    @timbre93 3 роки тому +1

    Merci infiniment Mr le Gouverneur!! Mahatoky anao izahay e!!

  • @مرشدالمسلم-ض6ب
    @مرشدالمسلم-ض6ب 3 роки тому +3

    BRAVO ANAO ACHIM KELY 👏👏👏
    ATOVY MAHITA MINTS REO MPITONDRA FANJAKANA REO FA EFA MIHEVITRA AN MADAGASCAR OE EFA TENA MANDROSO NEFA NY VAHOKA MOSARY TSIS ASA TSIS SAKAFO NEFA NY WERAWERA TS MAINTS MANDE FONA EEEEEEEEEEEE.....
    MAMPALAHELO MINTS NY ZVTRA MISY ETO MADAGASCAR ETO RE OLONA MARINA. 😭😭😭

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 3 роки тому +2

    Izy Koa tsinisy coups d état 2009 Ra Lylison tsy nijaly karaha izao n'y malagasy ewa ewa.... Nareo taranam-bazah io manakana n'y handroson'i gasikara k aza manao sarisari gentil eo

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +3

    TGV é, Tramway é, amboariko hotrany MIAMI Tamatave é, amboariko anatiny enimbolana Ambilobe Vohemar ô, lalana Manainga Jupo ô, amboariko Téléphérique eto Tananarivo ô, aiza no vitany Andry Rajoelina Tragnondainga aminin'ireo Tsakafara noteneniny taminy vahoaka malagasy amin'ireo ?

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +2

    Iza no tena tompony Lingots D'or 73,5kg halatra takatra tany Afrique du Sud igny, zahay vahoaka malagasy mbola miandry hanamboahana TAREHINY aminy télévision 📺 TVM malagasy.

    • @antoinetterazafitseheno3674
      @antoinetterazafitseheno3674 3 роки тому +1

      Matoa iny mbola tsy mivoaka ny anarany h@zao, dia olona ambony , na Ray aman-drenina olona ambony ao @ fitondrana , jereo fa mandamoka hatrany lay izy

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +2

    Sady anareo troupes ne Andry Rajoelina tragnondainga 73,5kg eto Mahajanga fa zantra doublon , rango aminy Fonkontany zisaka aminy Andry Rajoelina Tragnondainga,

    • @johnsonernestheritiana520
      @johnsonernestheritiana520 3 роки тому

      Ary enao mazoto manao commentaire

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 3 роки тому +2

      @@johnsonernestheritiana520 mahafatatra zavatra ataonareo mpitondra tsy manjary aminy vahoaka malagasy, mivoleza aminy toetra tsy manjary fa Zagnahary tsy dadilahinareo tsy andefitra aminareo.

  • @renerandriamarozaka2383
    @renerandriamarozaka2383 3 роки тому

    Sahia milaza ny marina daholo fa tokony hamboarina izay natomboka ary Hataovy tanana mendrika i Majuna fa Merci Mr Achim kelly sy Mr Aly

  • @wardawerd8917
    @wardawerd8917 3 роки тому

    Efa sambatra zany faritra Sofia , resy zany zahay SAVA

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +1

    Andry Rajoelina tragnondainga kara nivolagna hoe: hampandroso haingana dia haingana ny Madagascar, kay Jiro sy Rano ny Fonkontany 7 eto Mahajanga efa 2 taona sy sasany nitondrasany Andry Rajoelina tragnondainga mbola tsy vita , anao mivoleza mavandy président ny Conseiller aminy vahoaka eto Mahajanga,

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +1

    Hendry ny vahoaka ny Mahajanga satria mangina foana na rebirebena aminy mpitandry filaminana. Zagnahary ambony mihoatra anareo mpitondra.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +4

    Lay grands-patrons mandray lay Omby halatra efa hainao Mer Lylison, maninona tsy gadrana jiaby ?

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +1

    Président ny Conseiller ty baka fa nikapokapoko fo eky, lalam-panorenana vandivandina natsangany Andry Rajoelina doublon, ary ahoana Jérusalem Lodonose tany Toamasina, tsy navory Andry Rajoelina doublon fokonolona nefa Coronavurus teto Madagascar ?

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 3 роки тому +1

    LAFA TSY RAHA LE GOUVERNEUR SOLOINA IZAY AVAO FA MAMITAKY PONINA SY PRESIDENT ANDRY RAJOELINA

  • @harishue
    @harishue 3 роки тому +1

    Tena mahagaga lamôdy ao @ fitondrana mihintsy ny salegy. Milaza hoe milamina Sofia fa tsy misy dahalo mpangalatromby kanefa misy manahirana ny mpitandro @zao fotoana.
    Ny mpitondra manjary maka ny asan'ny député ao Mahajanga.🙄

  • @martinlay7629
    @martinlay7629 3 роки тому

    Trompé @ fausses espoirs ny malagasy mahantra, or que espoirs vivres mieux impossible raha ny situation misy à Madagascar no jerena, économique, social, satria efa très difficile à remettre à plat ny économie

  • @priscilladavasse3296
    @priscilladavasse3296 3 роки тому

    Soldeur amin fitiavantena jaosera. Mody mahay miteny

  • @razanamadycinquieme5926
    @razanamadycinquieme5926 3 роки тому +2

    Fanjakana manangana fotodrafitrasa ,fa ndray2 koa zany ny fonctionnaire miasa @ reny toerana reny no corrompus ( hopitaly Manarapenitra.

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 3 роки тому +1

    Ça m.enerve lelahy afara manano chemise jaune ino tsy mihaino aloha alohany manodika loha. Iangaviana mba avoahi io azafady. Fa tsy maha concentrè

  • @wardawerd8917
    @wardawerd8917 3 роки тому

    Poerapoera mitovy @andry Rajoelina ery Sofia

  • @jelenasadomaso4182
    @jelenasadomaso4182 3 роки тому +1

    ho avy ny fi fi di a na na am 2023..samia mamoaka demonstration am propagande ny tsirairay avy e! ny ankilany manao propagande ny social mbahoaka. efa teo am fitondrana nefa voahongana..nahoana..noho izy ireo voky loatra ny kibony ka nandoa satriz tsara loatra social mbahoaka tam hvm..ary mba nahazaka tsara vitan ny rajoelina ve i hvm io stade ao toamasina ranamana toy piscine nahorin i rajao ao mahajanga?

  • @angeleravololonjohany1551
    @angeleravololonjohany1551 3 роки тому

    Tsara fa miala amin''ny mahazatra tokony ho tohizina

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +1

    I Rakotoson Georges efa nikapokapoko fo eky, fa tsy nahita ny marigny, kkkkkkk

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 3 роки тому

    Ny fitondram panjakana @zao fotoana izao dia tsy tokony hiaino na ho lany andro @mpanohitra ireo intsony avelao hiteny zay Tiany ho tenenina eo ireo, mpanohitra zay tsy mahita zavatra tsara afa tsy ratsy sy ny fanaratsina no henoina eo dia tavela eo Tony aza ny HVM 8 pourcent dia sahy miteny tsy menatra akory fa nahavita be hono raha mihoatra ny vitany mpitondra @zao fotona izao dia oziz za mamaly azy hoe dia ny tena ko menatra @zay fa alao ho Tonga ny @2023 dia eo mifampitsara

  • @dipalmasanjaniaina5858
    @dipalmasanjaniaina5858 3 роки тому

    Ary ndraindray cibela miroulere be nefa ndraindray mahay mteny normal iany sa ve geste kely hahaha

  • @jelenasadomaso4182
    @jelenasadomaso4182 3 роки тому +2

    8 sur 20. 8 pourcents. ha ha ha ha ha. hvm marina. aza asiana resaka firy intsony corona io fa andalam pandresena izy io..samia mitandrina ihany.fa ts mifidy tavan olona io..hopitaly manara penitra tompoko amiko dia ilay forme ny trano no atao hoe manara penitra fa tsy ny fitaovana ao anatiny..mitovy amin ny hopitaly tehetra ny ts fahampian ny fitaovana ao na fanafody izany...aza faly manome tsiny ny filoha fa hiaraha nahita ry mpanohitra ny tsy fahampian ny fitaovana amin hopitaly rehetra eto dago hatra tam filoha faha dadilahinareo.ny important??, hita n ny vongamasonao vongamason ny foiloha nareo mpanohitra???nitsangana ilay hopitaly ho an ny vahoaka tamin ny volam bahoaka..inona no vitanareo mpanohitra tam volam bahoaka ka hoe tombontsoam bahoaka??fizarana vola tao am hotel pown d or??

  • @مرشدالمسلم-ض6ب
    @مرشدالمسلم-ض6ب 3 роки тому

    MBA HITA NAREO MPITONDRA FANJAKANA VE LE HIRAN ELIDIOT OE SOLOMBAVAM-BAHOAKA ???????????????????????
    DE MBA TONGAVA SAINA RY MPITONDRA FANJAKANA MALAGASY FA TENA MARINA IO ZVTRA LAZAINY IO AAAAAA. 😡😡😡