Ny Onja - Izay mino sy matoky
Вставка
- Опубліковано 8 лют 2025
- Izay mino sy matoky ny fitiavaNY
dia miaina tsy amin-drofy
sy tena havany
fa izy no mpandresy
hitondra hery vao
miaro sy manefy
mitantana anao
Matokia ianao fa jesoa
no hany tokinao
na faly ianao na ory
dia tiany hatrizao
Mananjara ianao fa Jesoa
no hampandroso anao
ho ao an_tranon_dRAY rehefa hiala ety rahatrizay
Koa meteza ianao fa Jesoa
no mpanasitrana
ny aretina aman_drofy
mahazo ny fonao
Manantona ianao fa Jesoa
no mpanome fitia
mpamafa ranomaso
mpampody izay nania taminy
Ref: ...
Mandefera ianao fa Jesoa
dia Ray mpampakatra hanandratra ho avo
ny voninahitrao
Mivonóna ianao fa Jesoa
ho avy tampoka
tsy ampoizinao akory
tsy mampiomana mialoha.