Alefa Dada Marc Ravalomanana N°25(by Jork and Chantal)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 148

  • @tahinajoelnjarason3050
    @tahinajoelnjarason3050 5 років тому +8

    Zay maka dada fona e💓💓❤💙💞💝💘💗💖💟👍👍👍👍

  • @rnarna757
    @rnarna757 5 років тому +5

    afa ian enao dada malala aa😍😍😍😍😍

  • @nanciaandrianjatovo9840
    @nanciaandrianjatovo9840 5 років тому +21

    tsara loatra ilay hira... très touchant... mci Chantal. 25 hatrany

  • @andrianaisaac8768
    @andrianaisaac8768 5 років тому +6

    Mitondra am-bavaka an'i Dada ho lany Filoham-pirenena malagasy.AMEN

  • @martinmichel6293
    @martinmichel6293 5 років тому +6

    Ntsooh miangola ne zanaky dada zany e, merci. 25 iany netsika 👍👍🌷

  • @jinwookim5368
    @jinwookim5368 5 років тому +2

    Aminizao ora farany izao mbola tsy very ny fanantenanay mbola manantena fa tsy maintsy lany ny Filoha Ravalomanana, samia mivavaka fa Andriamanitra mahay maneo ny voninahiny ao anatiny ny 1 secondra monja!!!! Mirary soa Tompoko

  • @corupt4327
    @corupt4327 5 років тому +5

    I didn't understand a single word but it's amazing song !
    Kiss from France :-)

    • @arnaudcwt9235
      @arnaudcwt9235 3 роки тому

      C'est juste une musique de propagande 😂😂

  • @andyvictoriaandrintsoa3318
    @andyvictoriaandrintsoa3318 5 років тому +6

    Tiki Marc Ravalomanana Dadda Andy Victoria bisous 25.🙌👏

  • @fabiennezoarinoro5864
    @fabiennezoarinoro5864 5 років тому +8

    Alefa dada a
    Te ihinana gouter mitov ny zanaka Mahantra sy ny zanaka mpanankarena
    Ianao ihany no mahay mampitovy ny MALAGASY

  • @heryhineky1897
    @heryhineky1897 5 років тому +6

    Bien venu @ naka les vazo matoky anao zahay Malagasy ary Manantegna fa

  • @tantelynomeniavo6291
    @tantelynomeniavo6291 5 років тому +11

    Tsara ny nataonao Andriamatoa Marc Ravalomanana--tsy ho very maina reny fa ny mpanao ratsy tsy maintsy ho tsarain'ny Tantara eh, Mankasitraka Chantal!!

  • @reitarakotomanana4478
    @reitarakotomanana4478 5 років тому +6

    dada ihany nenay ehhhh🙏💪👍

  • @reyperrault1869
    @reyperrault1869 5 років тому +9

    Alefa dada...mino ah fa ivotra amzay M/car...miandr anao izahay vahoka Malagasy ..N°25

  • @lilikiara4520
    @lilikiara4520 6 років тому +6

    Alefa dada, alefa dada, fa zahay tsy miala aaaaa! 25 forever

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 10 місяців тому

    Nihiiiba i dadanareo..na i rajoelina akory tsy resiny eto antananarivo ...22 0/0. ..rajoelina 52 0/9,eto antananarivo ..looooooza....nihiba ...😂😂😂😂😂😂😂

  • @poopy_paztektv1017
    @poopy_paztektv1017 5 років тому +13

    Aza mataotra fa tsy maintsy ianao no lany eh!

  • @mimi_rass0116
    @mimi_rass0116 5 років тому +9

    Zay maka an dada

  • @felixrajao8923
    @felixrajao8923 5 років тому +4

    Alefa dada fa zay tsy miala

  • @kantoandrianirina2065
    @kantoandrianirina2065 5 років тому +4

    Mampietsipo be ❤ 25 ihany no vahaolana. Hafa ihany Dada

  • @heryhineky1897
    @heryhineky1897 6 років тому +6

    Alefa dada dada

  • @rakotoarizakatantelinirina1832
    @rakotoarizakatantelinirina1832 5 років тому +1

    fa de ina lôtra no Bootax be an'ty sipakely ty . Novokisan'ny Dada yaourt mitsy a!

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Nde ny foza endasina fa aza mitonatonana .avelao zahay zanak'i Dada hifanentana fa tsy mila devoly manelingelina

    • @muriellaandriamalalatiana8984
      @muriellaandriamalalatiana8984 5 років тому +1

      @@yayachristine1988 ndana mandea ry mpanavakavaka

  • @lnkurt1376
    @lnkurt1376 5 років тому +5

    Ndriiiii.... Dada iany no vahaolana!

  • @miorahantarajhonson5157
    @miorahantarajhonson5157 5 років тому +4

    Emouvant😓😢😢
    Merci chantal.
    Enganie ka dada no ho lany

  • @rindraandriamalala1336
    @rindraandriamalala1336 6 років тому +6

    Dada hatrany

  • @johnmasiniaina109
    @johnmasiniaina109 6 років тому +4

    Mila olona manana fomba fijery lavitra to azy ny firenena sady manana laminasa maty paika

    • @HanaHana-wy3wm
      @HanaHana-wy3wm 5 років тому +1

      Merci @ lay hira tena mampihetsi-po tanteraka merci Chantal

  • @heritianaramahatsangy9535
    @heritianaramahatsangy9535 5 років тому +5

    DADA IHANY NO ANAY ♥♥♥♥♥♥♥♥♥

  • @kennymackenuser510
    @kennymackenuser510 3 роки тому

    Dada ah !!! Nahoana indray ianao no resy!!?? 🎷🎷🎸🎸🎹🎹

  • @canellemillot6716
    @canellemillot6716 5 років тому +2

    Alefa DADA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @myrianahrandriamahenison2252
    @myrianahrandriamahenison2252 6 років тому +12

    Dada a! hifidy anao izahay fa aza matahotra dada! 25 foana e!! tanora zanak'i dada hatrany

  • @niniksa1924
    @niniksa1924 5 років тому +2

    Num 13 fonaeeee!

    • @garancematringhen4268
      @garancematringhen4268 5 років тому +1

      Dégage nous on aime dada

    • @RSM-wl8hi
      @RSM-wl8hi 5 років тому +1

      casse toi le 13 tu pues la merde comme ton candidat

  • @sandratrarandriamanana7348
    @sandratrarandriamanana7348 3 роки тому

    2021 AN mbol ato kkkkkkk siora

  • @landycaroupaye387
    @landycaroupaye387 5 років тому +2

    Alefa dada marc

  • @tsiorisoarandrianarison6591
    @tsiorisoarandrianarison6591 5 років тому +4

    Alefa Dada ah 👌

  • @geralddavid8705
    @geralddavid8705 6 років тому +4

    soa Chantal sy dada

  • @chenkaiqi7918
    @chenkaiqi7918 5 років тому +4

    mino fotsin ihan😍😊

  • @reyph742
    @reyph742 6 років тому +34

    IO LE KANDIDAN NY VAHOAKA MALAGASY MAHAVITA AZY ARY FIDINYAMIN NY 7 NOV ! N 25 IHANY ! !

    • @landryr73
      @landryr73 5 років тому

      Vaovao Mbs ambohizatovo

  • @harisoalandy1390
    @harisoalandy1390 5 років тому +2

    Tsar f nenay andry ihany e

  • @lalaosv3109
    @lalaosv3109 5 років тому +8

    Misaotra an'i jork sy Chantal ! Mampietsipo b le hira

  • @lordrayandriantsoa5251
    @lordrayandriantsoa5251 6 років тому +11

    Tonga ny fotoana, the Time is now : Masina tanteraka 'ny tanindrazana. RAVALOMANANA n°25 ho filoha maika hamerenana indray ny voninahitry 'ny Malagasy sy M/car. Alefa dada a!

  • @jaozandrytadjidine371
    @jaozandrytadjidine371 5 років тому

    Dada iany. Dada hatrany

  • @aidanmia415
    @aidanmia415 5 років тому +4

    Dada pour tous......tous pour dada 😉

  • @laokaanio2938
    @laokaanio2938 5 років тому +2

    tiko ny taranako,dada no tohanako

  • @rakotondrinasantatra3358
    @rakotondrinasantatra3358 5 років тому +1

    N°25 ihany no fidiko eee , Misaotra an'ireo équipe marobe ary misaotra koa an'i Chantal

  • @timfrantsasampanamontpelli2133
    @timfrantsasampanamontpelli2133 5 років тому +13

    ❤️ 25 ❤️

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah5249 5 років тому

    Mankasitra @ lay hira fa tena mampietsi po tanteraka,Andriamanitr Ray tsiho anie hamaly ny hetahetan vahoaka malagasy e, Ts Naloanay vahoaka ianao Dada fa zare fahavalom pirenena no nanao izay nandrohana nao teto mba afahan zareo manao ny afera maloto rehetra ka nahapotika ity firenena ity,Toy ny nataon zareo t@ Ratsimandrava izay novoina mints satria olo ampiseho ny marina sy fitiava ary hampandro an ity Madagascar ity, Toy izan koa no tian zareo atao aminw , Lotoina @ fomba maro samihafa ianao ary nogadraina mints nefa izahay vahoaka de eo anilanao hatran miaro ny marina

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Рік тому

    Dada Ravalomanana ihany mavitazy ❤❤❤❤❤❤

  • @vaniahandriamanalimanana7200
    @vaniahandriamanalimanana7200 5 років тому +5

    dada ihany eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

  • @ravoniainarakotomanga8715
    @ravoniainarakotomanga8715 5 років тому

    Ny frantsay mihitsy no tsy tia ny handrosoantsika ka naniraka an Andry hanongana an Dada t@ 2009

  • @dinanandrianinaRakotoarimanana
    @dinanandrianinaRakotoarimanana 6 років тому +8

    Tsara le hira ary tena marina ,Misaotra an Mpamorina

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah624 5 років тому +1

    ❤habiba Madagascar ❤I love Dada❤

  • @soulsoldier2449
    @soulsoldier2449 6 років тому +5

    *le combat continue*

  • @yourniciamamy9028
    @yourniciamamy9028 2 роки тому

    I love you Dada

  • @tsiriheryrakotondratsarafa8914
    @tsiriheryrakotondratsarafa8914 5 років тому +2

    Lany Dada aaaa

  • @niniksa1924
    @niniksa1924 5 років тому

    Tsy afaka e! Efa fatatray ny zavadoza nataonio 25 io ka miala tsiny fa tsy afaka hividy anio zahay, 13 nandresy 1er tour ary mbola handresy @ny 2em tour,13 Ok Ok Ok Ok

  • @hajarasosolonirina3254
    @hajarasosolonirina3254 4 роки тому

    Hatramizao zah mbiola makatia fona

  • @denisesoa3477
    @denisesoa3477 5 років тому

    hihi misaotra andriamanitra fa lavo hiany ny mpamono olona nahatsiaro tena hiany ny gasy t@ farany hi hi

  • @zoramahavalisoa1181
    @zoramahavalisoa1181 5 років тому +4

    Alefa dada, N°25. Zay manohana na dia tsy afaka mifidy ary aty an-tany lavitra aty.

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Na tsy afaka mifidy aza ianareo . Mitrotro ambavaka fa sarotra satria ny ratsy tsy tery lalana .efa mandrovi- tsihy anie izy @ zao e .mba mijere @ alahady fa hohitanareo tsara ny mba havaliny sy fanaratsiany an'i Dada eo e. Nefa soa fa olona manantsaina sy mahadinika ary misaina zay hotenenina fa tsy valiboraingina tsy mifandraika @ fanontanian'ny mpanao gazety akory .satria manao ecouteur ny sofiny fa misy mibitsika ireo manodidina azy ka tsy tadidiny h@ fanontaniana azy fa zay hitsin'ny zay voatonon'ny mpibitsika azy no lazainy .

  • @irinahanta7309
    @irinahanta7309 5 років тому

    Sur lesy Grand!!. Ndao hifidy daholo, aza miala @ 25. 25 ihany , 25 hatrany.

  • @ronaldwiliamson1535
    @ronaldwiliamson1535 3 роки тому

    minoha fotsiny hian krkrkrkrk 😀😀😀

  • @mirandarakotozanany9324
    @mirandarakotozanany9324 5 років тому

    Paroles
    Dada an, fantatro tantaranao anie fa ianao lehilahy be herimpo
    Dada an, nihezaka mafy ianao anie nikolo ary koa nanasoa
    Dada an, nohenjehana ianao, navoaka an'i Gasikara
    Mafy tokoa anie ny nahazo anao ka aleo ny Tantara no hitsara.
    Dada an, hafa ihany dada an
    Dada an, hafa ihany i Dada an
    Dada an,norobaina ny fanananao, nodorany avokoa
    Dada an, nefa tsy kivy ianao, fa mbola herimpo
    Dada an, maro ireo tsy an'asa, nijaly anie Gasikara
    Vitsy an'isa ihany no tafa ka aleo ny tantara no hitsara.
    Dada an, hafa ihany i Dada an
    Dada an, hafa ihany i Dada an
    Ny firenena tsy adino, hampandroso an'iity Gasikara
    Ilay tanjona tano ary fihino, reharehan'ny dimby sy fara
    Misy tsy tia nefa indrisy, fa valianao Tsikitsiky :)
    ALEFA DADA AN, ALEFA DADA AN, ALEFA DADA AN AN.(4)
    DIA IZAHAY TSY HIALA, ZAY TSY HIALA ZAY TSY HIALA AN AN.
    FA ALEFA DADA AN,ALEFA DADA AN,ALEFA DADA AN AN.
    Couplet 2:
    Dada an, tonga ity ilay fotoana, tonga ity ilay ora
    Dada an, fanantenana tsy ho foana, miandry anao ny Tanora
    Dada an, tiako anie Gasikara an, io tsy ho afaka am-bava
    MPANANGANA IANAO TSY MPANDRAVA hatrizay fa izahay oa maka an'i Dada.
    Dada an, Kaky sy Neny ao anie,maniry anao mba hiverina an.
    Dada an, Dadatoa sy Totoa ao anie,maniry anao mba hiverina an.
    Dada an, Zoky sy Zandry ao anie miandry ilay aranjono.
    MPANANGANA IANAO TSY MPANDRAVA hatrizay fa zay oa maka an'i Dada.
    Ref:
    Ny firenena tsy adino,hampandroso an'ity Gasikara
    Ilay tanjona tano ary fihino,reharehan'ny dimby sy fara
    Misy tsy tia nefa indrisy,fa valianao tsikitsiky :)
    ALEFA DADA AN, ALEFA DADA AN, ALEFA DADA AN AN(2)
    DIA FIDIO I DADA AN, FIDIO DADA, FIDIO DADA AN AN(2)
    DE TSISY MIALA TSISY MIALA AN, TSISY MIALA AN AN.
    FA ALEFA DADA AN,ALEFA DADA AN,ALEFA DADA AN AN.
    (*2)
    JORK: TIAKO I MADAGASIKARA, FIDIO MARC RAVALOMANANA, LAHARANA FAHA 25.

  • @marielleandrianirina9447
    @marielleandrianirina9447 5 років тому +9

    Tsara be lay hira. Dada ihany

  • @christianrazafindrainibe6191
    @christianrazafindrainibe6191 5 років тому +9

    Alefa dada! Hafa ihany dada, 25 25 25 hatrany ny antsika

  • @rojofidyminosoa7954
    @rojofidyminosoa7954 5 років тому +8

    Alefa Dada

  • @yunikk2193
    @yunikk2193 5 років тому +6

    Vas y PAPA

  • @tahinyandriamanolo3647
    @tahinyandriamanolo3647 5 років тому

    Dadanareo jiolahy loatra e!!! Mbola ho tsaraina ndray io @ manaraka !!!🐒🐒🐒🐒

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 5 років тому +9

    K25 HATRANY, 60 % AU SECOND TOUR

  • @saholyandria3277
    @saholyandria3277 6 років тому +4

    dada hiany laharana fa 25 hiany e

  • @resaretokhurt8547
    @resaretokhurt8547 5 років тому

    BANDY MPANGORON KARENA SY MANAMBANY OLONA VE NO ATAONAREO HO MPANAVOTRA AN I MADAGASIKARA?
    DIE TENA DISO HEVITRA IANAREO IANAREO RE VAHÖKA!!!!!

  • @jahsmmirahwarah4342
    @jahsmmirahwarah4342 5 років тому +3

    I LOVE DADA 25

  • @rjr.m9760
    @rjr.m9760 6 років тому +5

    Dada iany, Dada hatrany

  • @allanrajaobelina7183
    @allanrajaobelina7183 11 місяців тому

    ny olombelona marina no miova kkk

  • @nirinarakotoarivonona8891
    @nirinarakotoarivonona8891 5 років тому

    Mba live youtube am faradoboka am asabotsy mba hanarahinay azy aty rennes fa izahay dia 25 foana hatrmizay ary manantena antsiaka vahoaka malagasy hifidy any Dada laharana 25 hanehoana fa tonga ny fotoana efa niandrasana fa ny vahoaka manohana ny Dada foanafoana

  • @alicegloriarandrianarison9934
    @alicegloriarandrianarison9934 6 років тому +6

    tena faly za tsara b le iz sad mapietsi-po b

  • @Yello104
    @Yello104 5 років тому

    Mora very jery marigny gasy.. amiany vola ely efa very jery mampalahelo... olo namono avanareo donko efa adigno ai..

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Miteniteny fona .irajoelina nanao kitoza ireo olona tavela nodorany tao @ magasin nodorany tenenina sao diso lalana ary ianao io

  • @universalsoldier8019
    @universalsoldier8019 5 років тому +9

    marina mitsy zany
    hoavin'i Madagasikara Dada iany

  • @emmanuelratsimbazafy5749
    @emmanuelratsimbazafy5749 2 роки тому

    Alesa saida ..kkkk

  • @angelapatricia5271
    @angelapatricia5271 5 років тому +4

    ❤️25💓

  • @bniagnomade1277
    @bniagnomade1277 3 роки тому

    Tena fidionay mihintsini ❤Ravalomanana ❤

  • @saherawendy6082
    @saherawendy6082 5 років тому +1

    Dada ihany e

  • @hugostaelen5984
    @hugostaelen5984 5 років тому +11

    ALEFA DADAAA ! MARC RAVALOMANANA N°25 ❤️❤️

  • @andrianiainadauphinhenints1018
    @andrianiainadauphinhenints1018 5 років тому +3

    Mankasitraka DADA

  • @solonirinarakotobe8544
    @solonirinarakotobe8544 5 років тому +2

    J'aime dada

  • @moiselrojo8320
    @moiselrojo8320 5 років тому

    dada hatrany

  • @paterneee
    @paterneee 5 років тому +2

    Hafa ihany Dada, matotra, entitra, tsy marionnette-ny frantsay, mahavita miaro ny firenena @vahiny, mpanangana, tsy mba manavaka!!!

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Ny frantsay aza ity mafy ny manjo azy kou .loza loatra raha hanimba ny firenen'ny hafa ka zao no alehany .nga hisy krismasy reo .ny neige aza to nanda tsy hilatsaka .loza t'y

  • @priscaary5314
    @priscaary5314 5 років тому

    tiko ki le hira nji chantal a

  • @lafatrarabodoharentsoa8142
    @lafatrarabodoharentsoa8142 5 років тому +8

    Hafa iany Dada ,FIDIO ny laharana 25 raha mbol tiana handroso Madagasikara.

  • @herymirindratahiriharinari4572
    @herymirindratahiriharinari4572 5 років тому +5

    Milay ;)

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 3 роки тому

    izaho tsy hiala @ ravalomanana

  • @pelasoabibiky1356
    @pelasoabibiky1356 5 років тому

    Soa lahy hira dada toy fe natoka ho any tananarivo avao fa tsy mahita karaza hafa anatiny ao aho
    ...doumazy

  • @Ainagabriel461
    @Ainagabriel461 7 місяців тому

    Merci Chantal 😉

  • @andrynasoavina6112
    @andrynasoavina6112 5 років тому +2

    ao tsara e mafinaritra ilay video

  • @tahirymanampisoa2802
    @tahirymanampisoa2802 6 років тому +4

    Alefa Dada a!

  • @falym1510
    @falym1510 5 років тому +9

    25 ny sary ry nhomme a !

  • @flociannenadi1240
    @flociannenadi1240 5 років тому +4

    25 iany ee

  • @julianajuliana577
    @julianajuliana577 5 років тому +6

    zaih ts miala enw dada

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 5 років тому +1

    K25

  • @ryanramanantsoa2300
    @ryanramanantsoa2300 5 років тому

    Zay tsy miala Amin ' ny azy satria izy olona tena Tia tanindrazana

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 5 років тому

    atao izay mety lafa te ho filin 'olona
    fa teo izay did jadona ro natao hahhaha

  • @rathierry
    @rathierry 5 років тому

    "Tiko i Madagasitsiara" AHOANA KOA RY Jo Jopil a???
    'Zay ialahy izay

  • @DemiienZhehado-wu1qf
    @DemiienZhehado-wu1qf 10 місяців тому

    In 6 years Ravalomanana double the Madagascar GDP 2002/2008.
    From 2008 to 2023 the GDP got only +5 billions usd (50 percent) he makes better performances in 6 years than others in 15 years. Why ? Because like Trump he was entrepreneur and know how to develop economy.