jolywood madagascar
jolywood madagascar
  • 18
  • 590 314
Antom-pisiako BO BIBIOLONA
Antom-pisiako no lohatenin'ny Bande Originale horonantsary BIBIOLONA, izay hirain'i AFAKA sy ROHAN mpilalao ao anaty Horonantsary.
Hira nosoratan'i Jo Jopil(JORK).
Переглядів: 159

Відео

BA officielle BIBIOLONA La Malédiction
Переглядів 3443 місяці тому
Horonantsary Malagasy notsongaina tamin'ny tranga tena nisy eto Madagasikara vokarin'ny trano mpamokatra NT Production sy JOLYWOOD. Tantara nosoratan'i Jo Jopil( JORK) Hivoaka cinema manerana ny Nosy ny volana Jona 2024. Sady mampiala voly
JORK FINALE IMBILAYA antson'ny rà
Переглядів 55 тис.2 роки тому
Jork finale IMBILAYA. Notontosain'i Jo Jopil novokarin'ny NT Production sy ny JOLYWOOD. Hisaorana avokoa ireo mpanohana tamin'ity Horonantsary ity: SOCOMA, LES LOULOUS, DTM BAJAJ, BEE SHOP, FY'DELIKO, EPHENA BEAUTE, TS'ART KALY, FRANCKIE BLAZER. Ny distrika sy kaominina Faratsiho. Izay rehetra nanampy tamin'ny fanatontosana sy fahavitana ity horonantsary ity nanomboka ny taona 2014 hatramin'ny ...
Chantal &Jo Jopil IMBILAYA parole
Переглядів 3,4 тис.2 роки тому
Chantal &Jo Jopil IMBILAYA parole
JORK Finale Bande Annonce
Переглядів 3 тис.2 роки тому
Ity no bande annonce JORK Finale
JORK VS Tom Cruise Mission Impossible
Переглядів 2,1 тис.3 роки тому
Any andro iray, any aoriana any.
Misaotra JO JOPIL feat UFG
Переглядів 1564 роки тому
Fisaorana ny reny sy ny ray nohon'ny fitiavana be ataony amintsika zanany.
JORK 2 0 Jo Jopil Feat Chantal Léa Phénowomen(Bande originale JORK 2 eme Partie IMBILAYA)
Переглядів 20 тис.5 років тому
Clip JORK 2.0, Mivoaka ny Alarobia 30 Janoary 2019 izao ny HORONANTSARY be mpiandry indrindra, JORK 2eme PARTIE IMBILAYA @ vidiny DVD Original 2000Ar Monja. Fadio ny PIRATE, YESSS. Isaorana Andriamanitra ary isaorana isika rehetra indrindra ireo ekipa maro sy nanampy tamin'ny rehetra. YESSS, NT PRODUCTION, JOLYWOOD.(Bande originale JORK 2 eme Partie IMBILAYA)
Jork Jo Jopil feat Chantal& Léa & Phénomene
Переглядів 4,5 тис.5 років тому
JORK 2 Bande Originale. Horonantsary hafa mihitsy.
5x5=25 Marc Ravalomanana (Jork)
Переглядів 29 тис.5 років тому
5x5=25 Marc Ravalomanana, fanohanana an'i Dada Marc Ravalomanana izay Mpanangana fa tsy mpandrava ary olona tsy manavakavaka.
Faradoboka Mahamasina Dada Marc Ravalomanana
Переглядів 5 тис.5 років тому
Hita fa tena mbola tian'ny olona kokoa hatrany i Marc Ravalomanana
Alefa Dada Marc Ravalomanana N°25(by Jork and Chantal)
Переглядів 207 тис.5 років тому
Ity ny raki-tsary Alefa Dada hira Faneva, noforonin'i Jork na Jo Jopil ary niaraha-niasa ny VRMMR ary hirain'i Chantal. Hafa ihany i Dada Marc Ravalomanana koa ZARAZARAO PARTAGEZ ho fantatrin'ny olona rehetra fa N°25 no tene ilain'ny firenena. #marcravalomanana#n°25#fidio_marc_ravalomanana#alefa_dada#mpanangana_fa_tsy_tsy_mpandrava#tohizo_ny_lalantsika#candidat_mbahoaka#7novembre#fifidianana#ti...
JORK 2 eme Partie IMBILAYA(Extrait)
Переглядів 12 тис.5 років тому
Horonantsary Malagasy Hafa tena Hafa Tokoa notontosain'i Jo Jopil
Alefa Dada noforonin'i Jo Jopil na Jork ary Hirain'i Chantal
Переглядів 59 тис.5 років тому
Ity ilay Hira Faneva an'i Dada N°25 Alefa Dada, alefa dada an, Alefa Dada an an. Misaotra, hafa ihany i Dada. Henoy tsara ny tonony fa ao ny hafatra
ALEFA JORK Chantal feat Jo Jopil
Переглядів 38 тис.5 років тому
Bande Original du film Malagasy JORK imbilaya
JORK 2eme PARTIE imbilaya(TRAILER) Film GASY film de JO JOPIL
Переглядів 21 тис.6 років тому
JORK 2eme PARTIE imbilaya(TRAILER) Film GASY film de JO JOPIL

КОМЕНТАРІ

  • @Ainagabriel461
    @Ainagabriel461 7 місяців тому

    Merci Chantal 😉

  • @worldisblind1392
    @worldisblind1392 8 місяців тому

    ❤️

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 10 місяців тому

    Nihiiiba i dadanareo..na i rajoelina akory tsy resiny eto antananarivo ...22 0/0. ..rajoelina 52 0/9,eto antananarivo ..looooooza....nihiba ...😂😂😂😂😂😂😂

  • @DemiienZhehado-wu1qf
    @DemiienZhehado-wu1qf 10 місяців тому

    In 6 years Ravalomanana double the Madagascar GDP 2002/2008. From 2008 to 2023 the GDP got only +5 billions usd (50 percent) he makes better performances in 6 years than others in 15 years. Why ? Because like Trump he was entrepreneur and know how to develop economy.

  • @worldisblind1392
    @worldisblind1392 10 місяців тому

  • @allanrajaobelina7183
    @allanrajaobelina7183 11 місяців тому

    ny olombelona marina no miova kkk

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Рік тому

    Dada Ravalomanana ihany mavitazy ❤❤❤❤❤❤

  • @heriniainaelierasolondraib2689

    👍👍👍👍👍👍

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 Рік тому

    Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰😢😭🙏🙏

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 Рік тому

    Mankasitrak indrindra oooh 🥰🥰🥰🙏🙏

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 2 роки тому

    Lol c koi ceux song c sosie akon koi kopikole akon harete votre vote aven jvou coupe le bra !

  • @yourniciamamy9028
    @yourniciamamy9028 2 роки тому

    I love you Dada

  • @kalokaly6614
    @kalokaly6614 2 роки тому

    Meilleur acteur aloha dia Jork Naturel be filalaovany fa diso mitatra@ ilay resaka be lé film. Fa mbola mila ezaka be ny mpilalao sasany

  • @FluffyLuffyfriend
    @FluffyLuffyfriend 2 роки тому

    Milay le film an !

  • @manoaranaivo
    @manoaranaivo 2 роки тому

    2022? hahaha

  • @emmanuelratsimbazafy5749
    @emmanuelratsimbazafy5749 2 роки тому

    Alesa saida ..kkkk

  • @ronaldwiliamson1535
    @ronaldwiliamson1535 3 роки тому

    minoha fotsiny hian krkrkrkrk 😀😀😀

  • @inayahkourdjee1161
    @inayahkourdjee1161 3 роки тому

    J'ai envie de 😭

  • @sandratrarandriamanana7348
    @sandratrarandriamanana7348 3 роки тому

    2021 AN mbol ato kkkkkkk siora

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 3 роки тому

    izaho tsy hiala @ ravalomanana

  • @memelamemela1625
    @memelamemela1625 3 роки тому

    Ovina mba mivoka le tohiny azafady ooo 🙏🙏🙏 tsara be le izy

  • @kennymackenuser510
    @kennymackenuser510 3 роки тому

    Dada ah !!! Nahoana indray ianao no resy!!?? 🎷🎷🎸🎸🎹🎹

  • @jessicadurand6501
    @jessicadurand6501 3 роки тому

    Courageux et gentil

  • @jessicadurand6501
    @jessicadurand6501 3 роки тому

    Lehilahy tsara farafanay dia mamaly soa hataony olona aminy

    • @jessicadurand6501
      @jessicadurand6501 3 роки тому

      Mampalahelo.hanovany olona azy satria c est un bon garçon gentil généreux

  • @bniagnomade1277
    @bniagnomade1277 3 роки тому

    Tena fidionay mihintsini ❤Ravalomanana ❤

  • @hasinionyherinavalonarandr2264
    @hasinionyherinavalonarandr2264 3 роки тому

    Alefa dada

  • @ionnrazafindrainony3434
    @ionnrazafindrainony3434 4 роки тому

    my name is Bond, James bond

  • @rasoanjanaharyfifalianaken2189
    @rasoanjanaharyfifalianaken2189 4 роки тому

    Aaaaaa.Andremanitraoo.Jesosy ooo😂😅😅😆

  • @Jyreh
    @Jyreh 4 роки тому

    AZO SOLOINA VE LE KIRARO

  • @hajarasosolonirina3254
    @hajarasosolonirina3254 4 роки тому

    Hatramizao zah mbiola makatia fona

  • @سيدابوداود
    @سيدابوداود 4 роки тому

    😢😢😢😢😢😢😢👳👦😭😭😭 tsihitko misy zay iresahiko

  • @supvandavamamba3002
    @supvandavamamba3002 4 роки тому

    $

  • @kidmamy516
    @kidmamy516 4 роки тому

    de la bonne grosse merde j'ai perdu 2 heures de ma vie...

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard2633 4 роки тому

    Mapomehi sady mapalahelo

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard2633 4 роки тому

    Mapomehi sady mapalahelo

  • @kachmirahandriamanantena3335
    @kachmirahandriamanantena3335 4 роки тому

    mapalaelo be za farany nitomany mihintsiny😢😭😭😭😢😿👑

  • @tovonirinaandrianina9599
    @tovonirinaandrianina9599 4 роки тому

    So time for review: The movie f***ing SUCKS: 1- The screenplay is nonsense and the characthers are so thin, surprisingly the protagonist is the worst 2- The tone is all over the place 3- The acting is bad 4- There is no cinematography 5- There were efforts but the directing is awful nonetheless, so is the editing 6- The movie seems to have no purpose, just a vanity project Vita zay le kritika, tsy fanaratsiana na tsy fitiavana fa "observation cinématique". Manantena fa tsy hatafitohana ary zay no nanaovoko azy teny anglisy. Ny tena marina dia cinéphile ny tena ka saropiaro @ le 7è art. Ce film n'était pas du CINEMA. Misaotra

  • @lovalova2784
    @lovalova2784 4 роки тому

    Video

  • @lucasmiaritia9592
    @lucasmiaritia9592 5 років тому

    yeu rajoelina mpandanga be

  • @andriamalalanathanael9534
    @andriamalalanathanael9534 5 років тому

    Tsy tantiko mahita any any jork mitondra any le bidon sy le kapa midekola

  • @jaozandrytadjidine371
    @jaozandrytadjidine371 5 років тому

    Dada iany. Dada hatrany

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому

    Ny mpilalao bogosy fa mbola mila mianatrabe, ny film eo ho eo ihany, manao copie ny vahiny loatra ka hita fa na mitandrokà be aza ireto mpitandroka dia 😥😥😣avereno fa toa mety ho tsara ihany an!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому

    Indrisy ry fiainana

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому

    Mankasitraka indrindra anareo Tompoko fa tsara ny film anareo e!

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 5 років тому

    ahahahahah

  • @reiralijing675
    @reiralijing675 5 років тому

    ary bogosy ilay Salem ah, efa manambady anga?

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 5 років тому

    atao izay mety lafa te ho filin 'olona fa teo izay did jadona ro natao hahhaha

  • @suktatii6070
    @suktatii6070 5 років тому

    ajanony ny film ry nandra ah

  • @ibourahimmohamad5414
    @ibourahimmohamad5414 5 років тому

    Film tsara

  • @magiciandago6803
    @magiciandago6803 5 років тому

    Hafa ihany i Dada