Andry Rajoelina je suis pour toi je sais que tu fais de ton mieux pour notre pays! Beaucoup reconnaît ce que tu as fait pour le pays, tu as de grandes choses bien, nous t'apprécions pour ça. Merci
Mijanona hatreto ny fitiavako an’ireo artiste ireo, tsy hividy ny hiranareo intsouny f marikoriko. Ny vahoaka tsy hanaiky ny fangalaram-bato zany tsouny
za mba namanao : ;MAMPA TE ANDOHA ;kARA OLO MITOKIKY LOZA FO ;tSY HITANDR^DRO FAHANTRAGNA MISY . TONGO-BAKIVAKY tsisy andra za hividy ndreky ho tia rô mpihira aby reto eky.Olo tatrany mal traitance baka kara io .Plus que rô voapopoko , plus que rô mifikitry ?Jaly be mahazo madagasikara zeo io ke mbola misolelaka fo ? ça me donne envie de vômir
AMIN'NY FOMBA FIJERY MAHITSY SY TSY MIANDANY MBOLA HANANTENA INONA MOA ISIKA? DIA MBOLA IREO LISITRA LAVABE IREO VE NO HANAOVANA ANGOAN-TENDA (DEMAGOGIE) INDRAY? VELIRANO TSY TANTERAKA ❌1- Fly Over Anosizato ❌2- Fananganana Orinasa GASYCAR ❌3- 4x4 mandeha amin'ny rano sy tendrombohitra ❌4- Ordinateur isampokontany ❌5- Carnet pokontany misy code barre ❌6- Télépherique ❌7- Tonga alohan'ny 31 desambra 2022 ny bus intelligent 1000. ❌8- Menaka 3500Ar/litatra ❌9- Vary 1500Ar/ kilao ❌10- Puce atao @ aomby ❌11- Ambatondrazaka atao mitovy @ Paris ❌12- Tamatave atao mitovy @ Miami ❌13- Tsy hanao politique raha tsy vita RN13 ❌14- Atao 21 aoriantsika i Comores ❌15- Asiana 400MW Toliara. ❌16- Hamorona asa ho an'ny Tanora ❌17- Foanana ny Sénat ❌18- Hamboly Coton de Tuléar 🤣 ❌19- Hampindrambola an'i Comore ❌20- Usine éthanol ❌21- Tsy hijaly rano intsony ny any atsimo ❌22- Asina palais des sports ôtran ao Tana any Fianaratsoa ❌23- Asina DOBO FILOMANOSNA Olympia Lehibe indrindra aty afrika any toliary ❌24- Parc éolien ❌25- 50 000 Buildings ❌26- Diego mandroso tahaka ny Europe ❌27- Hamboly artemisia asolo Vary ❌28- Sambo 20 mitondra PPN ❌29- Vidiny vanille 3x ❌30- hasiana terrain foot manarapenitra isaky ny distrika Any Amin faritra antsimo ❌31- Ampidinina 15 000Ar n sac ciment ❌32- Ampitombona 400mega watt n herinaratra ❌33- Alefa aminy TVM manontolo n match mondial ❌34- Atao auto route 10km avy eo ambavahdin port toamasina hatreo antanandava tmtv ll ❌35- Parc camion zay ato eo antanandava toamasina ❌36- Hanondrana katsaka any ivelany ❌37- Tsy mila mpamatsy vola ❌38- Reo orinasa nikatona ho sokafatsika avokoa ❌39- Mampiasa tablette tsirairay ny mpianatrn Fanjakana ❌40- Hanafatra Big five (Girafe, zèbre, éléphant,...) ❌41- Ahazo tany 1hectar isakn tanora ❌42- Hanondrana vary any amin'ny ranomasimbe indianina i Marovoay ❌43- Fanamboarana Toha-drano lehibe hahafahana mampiditra rano hoan Tanimbary ao Marovoay ❌44- Atao mandroso noho Sénégal i Madagascar ary atomboka ao Toamasina izany ❌45- Hôtels 2, 3, 4 atraminy 5 étoiles centre de formation professionnel ao Ranomafana ❌46- Centre thermal lehibe indrindra aty amin ranomasimbe indianina atao ao Ranomafana ❌47- Omby vositra hakana taranaka ❌48- Hamboly vary 100 000HA ao Tuléar ❌49- Kapôka manarapenitra hamarana vary ❌50- Prix PPN midina afaka 3 andro ❌51- Ataoko avo telo eny ny vidiny lavanile de asina laboratoara ny vanile aty sambava ❌52- Droit de vote pour les Malagasy de la diaspora en 2023 ❌53- Restitution des Îles Éparses avant le 26 juin 2020 ❌54- Planter 60 millions d'arbres en un an en 2020 ❌55- Sauver Air Madagascar avec un avion Dreamliner de Boeing avant fin 2022 ❌56- 10 hélicoptères de combat contre les Dahalo. ❌57- Drones de surveillance contre les Dahalo ❌58- Kits solaires pour un million de familles en 2023 ❌59- WC parfumés à Toamasina ❌60- Système de vannes dans l'Atsimo Andrefana afin de prévenir les inondations ❌61- Football & sport: Académie nationale sportive de haut niveau
Raha tena Mahitsy ny jerinareo, maninona no tsy nataonareo anaty lisitrareo ny COVID-19 sy ny rivo-doza maro saika namoizana ain'olona marobe raha tsy noho ny ezaka fitsaboana nataon'ny Mpitondra Fanjakana, ny ady tany UKRAINE sns izay anisan'ny nitarika krizy maneran-tany? Azonareo aseho koa ny zava-bitanareo mba hojerena mahitsy ampitahaina amin'izay lazainareo.
mampalahelo anakay reto le atiste draba tsy mitsinjo ny hamaray fa varina am vola kely androany , refa tss hoanina moa ny vahoaka na vola ijerena nareo nga ho hita sa adino fa vahoaka kely manokatra vavanareo artiste reo mba miheritsereta tsinjovy ny taranaka afara .
Madagascar ne changera jamais tant que le peuple continue à danser pour ces gens là, au lieu de se battre pour sa liberté. La politique = la banque = l'assureur etc le requin de cette société. Les artistes malgaches vraiment décevant, comment vous pouvez encourager la politique pendant que le peuple est soumis et sans avenir, en plus à chaque élection c'est toujours pareil votre propagande 😂.
Mais quelle bande de suceur ceux là ! 80% des artistes dans le clips, non rien a faire là, du moins tsy nampoiziko. Ya qu'à regarder leur taille fine 😂 pour savoir qui a plus bénéficié de l'argent destiné au peuple gasy et à l'évolution de Madagasikara. Nationalité Fr moa tadiavin ilesany io? Tsiliva zany moa dia efa tsy tenenina, kely saina Be kibo. Mbola hanenina lesany sana!!! J'espère que c'est juste pour le clip ary hifidy sy hampifidy ny entourage lesany an i N°13 fa tsy io Fake news io. Il est temps de se réveiller les gars et de voir plus loin!
Grave …. Pepline seulement 240 m de long à été fait …. Y a pas d eau dans le sud , les gens continuent de mourrir de soif … et ces artistes continuent à promouvoir des choses qui n existent pas !!!
Tout a fait d'accord avec toi. Il devrait faire une priorité sur la malnutrition et la famine à Madagascar avant de penser à créer des téléphériques que moins de 1% de la population utilisent et puis il y a des priorités bordel!!! N'importe quel abrutis saura que les priorités pour l'évolution d'un pays c'est la suppression de la famine (nourriture , eau) (1er), les infrastructures ( route, écoles) et le reste viendra au fur et à mesure.
Andry Rajoelina je suis pour toi je sais que tu fais de ton mieux pour notre pays! Beaucoup reconnaît ce que tu as fait pour le pays, tu as de grandes choses bien, nous t'apprécions pour ça. Merci
Trop gentille ❤❤❤❤❤❤❤
TSY MIALA AMINAOOOOOO ZAHAY TSARA BE LE, HIRA NY ADRY 😎😍❤️❤️🤩🤩
Cc bin pour moi c est bon on attends tjrs le mieux félicitation pour notre président on croisent les doigts et bon courage à tous
Ensemble Andry Rajoelina🎉🎉🎉
Vous êtes parmi les meilleurs des présidents fière de mes origines
🎉🎉🎉❤❤❤❤😊😊😊😊
J'adore ce président et cette chanson ❤ Alefa Rajeolina
Merci artiste jiaby ❤❤❤😂😂😂 tsara bé lay ira natokana Andry rajoelina
Numéro 3 andry rajoelina 🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤
Numéro 3 andry rajoelin a🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤
Madagascar tsy maintsy mandroso
ALEFA PRÈSINDENT ANDRY 🇲🇬🇲🇬🎉🎉 izahay tsy miala@nao✌✌🎉🎉
Maria mifakahia ❤️❤️❤️😍😍😍🤩🤩🤩
Génial 🎉 ça donne envie de voter pour lui, même sans être gasy ni connaître son programme 😅😂
Mijanona hatreto ny fitiavako an’ireo artiste ireo, tsy hividy ny hiranareo intsouny f marikoriko. Ny vahoaka tsy hanaiky ny fangalaram-bato zany tsouny
za mba namanao : ;MAMPA TE ANDOHA ;kARA OLO MITOKIKY LOZA FO ;tSY HITANDR^DRO FAHANTRAGNA MISY . TONGO-BAKIVAKY
tsisy andra za hividy ndreky ho tia rô mpihira aby reto eky.Olo tatrany mal traitance baka kara io .Plus que rô voapopoko , plus que rô mifikitry ?Jaly be mahazo madagasikara zeo io ke mbola misolelaka fo ? ça me donne envie de vômir
Tena mety 🧡🧡🧡✌️✌️✌️
J'adore Andry rajoelina voter le numéro 3🙏♥️🎉🧡
Bravo fa tena tafavoka b ilay hira
Tsy miala aminao zahay Andry Rajoelina amin'iny fo manontolo a🧡🧡🧡🧡🧡🧡🧡🧡
Ah hahahahahah ela ny ela fa sambatra i Dago
🤣🤣😂😂😂
❤❤❤❤❤Fidio N⁰3❤
NUMERO 3 ANDRY RAJOELINA MANDRAKIZAY
Bravo anaro artiste sy ny vaoaka malagasy
AMIN'NY FOMBA FIJERY MAHITSY SY TSY MIANDANY
MBOLA HANANTENA INONA MOA ISIKA? DIA MBOLA IREO LISITRA LAVABE IREO VE NO HANAOVANA ANGOAN-TENDA (DEMAGOGIE) INDRAY?
VELIRANO TSY TANTERAKA
❌1- Fly Over Anosizato
❌2- Fananganana Orinasa GASYCAR
❌3- 4x4 mandeha amin'ny rano sy tendrombohitra
❌4- Ordinateur isampokontany
❌5- Carnet pokontany misy code barre
❌6- Télépherique
❌7- Tonga alohan'ny 31 desambra 2022 ny bus intelligent 1000.
❌8- Menaka 3500Ar/litatra
❌9- Vary 1500Ar/ kilao
❌10- Puce atao @ aomby
❌11- Ambatondrazaka atao mitovy @ Paris
❌12- Tamatave atao mitovy @ Miami
❌13- Tsy hanao politique raha tsy vita RN13
❌14- Atao 21 aoriantsika i Comores
❌15- Asiana 400MW Toliara.
❌16- Hamorona asa ho an'ny Tanora
❌17- Foanana ny Sénat
❌18- Hamboly Coton de Tuléar 🤣
❌19- Hampindrambola an'i Comore
❌20- Usine éthanol
❌21- Tsy hijaly rano intsony ny any atsimo
❌22- Asina palais des sports ôtran ao Tana any Fianaratsoa
❌23- Asina DOBO FILOMANOSNA Olympia Lehibe indrindra aty afrika any toliary
❌24- Parc éolien
❌25- 50 000 Buildings
❌26- Diego mandroso tahaka ny Europe
❌27- Hamboly artemisia asolo Vary
❌28- Sambo 20 mitondra PPN
❌29- Vidiny vanille 3x
❌30- hasiana terrain foot manarapenitra isaky ny distrika Any Amin faritra antsimo
❌31- Ampidinina 15 000Ar n sac ciment
❌32- Ampitombona 400mega watt n herinaratra
❌33- Alefa aminy TVM manontolo n match mondial
❌34- Atao auto route 10km avy eo ambavahdin port toamasina hatreo antanandava tmtv ll
❌35- Parc camion zay ato eo antanandava toamasina
❌36- Hanondrana katsaka any ivelany
❌37- Tsy mila mpamatsy vola
❌38- Reo orinasa nikatona ho sokafatsika avokoa
❌39- Mampiasa tablette tsirairay ny mpianatrn Fanjakana
❌40- Hanafatra Big five (Girafe, zèbre, éléphant,...)
❌41- Ahazo tany 1hectar isakn tanora
❌42- Hanondrana vary any amin'ny ranomasimbe indianina i Marovoay
❌43- Fanamboarana Toha-drano lehibe hahafahana mampiditra rano hoan Tanimbary ao Marovoay
❌44- Atao mandroso noho Sénégal i Madagascar ary atomboka ao Toamasina izany
❌45- Hôtels 2, 3, 4 atraminy 5 étoiles centre de formation professionnel ao Ranomafana
❌46- Centre thermal lehibe indrindra aty amin ranomasimbe indianina atao ao Ranomafana
❌47- Omby vositra hakana taranaka
❌48- Hamboly vary 100 000HA ao Tuléar
❌49- Kapôka manarapenitra hamarana vary
❌50- Prix PPN midina afaka 3 andro
❌51- Ataoko avo telo eny ny vidiny lavanile de asina laboratoara ny vanile aty sambava
❌52- Droit de vote pour les Malagasy de la diaspora en 2023
❌53- Restitution des Îles Éparses avant le 26 juin 2020
❌54- Planter 60 millions d'arbres en un an en 2020
❌55- Sauver Air Madagascar avec un avion
Dreamliner de Boeing avant fin 2022
❌56- 10 hélicoptères de combat contre les Dahalo.
❌57- Drones de surveillance contre les Dahalo
❌58- Kits solaires pour un million de familles en 2023
❌59- WC parfumés à Toamasina
❌60- Système de vannes dans l'Atsimo Andrefana afin de prévenir les inondations
❌61- Football & sport: Académie nationale sportive de haut niveau
Tena nisy WC parfumés any toamasina zany ve ny tao anaty programa-ny 😆 nataoko ihany ny tsy nihomehy fa teto aho tena latsaka😂😂😂
Oadray, de mbola mandihy foana ry V isany. Tena V comme Vendrana marina.
Raha tena Mahitsy ny jerinareo, maninona no tsy nataonareo anaty lisitrareo ny COVID-19 sy ny rivo-doza maro saika namoizana ain'olona marobe raha tsy noho ny ezaka fitsaboana nataon'ny Mpitondra Fanjakana, ny ady tany UKRAINE sns izay anisan'ny nitarika krizy maneran-tany? Azonareo aseho koa ny zava-bitanareo mba hojerena mahitsy ampitahaina amin'izay lazainareo.
belle chanson
ZAO TSY MIALA NAO ANDRY RAJOELINA❤
N'importe quoi 🥵
Alefa numero 3
j adord
J adore cette chanson ❤️
Moi aussi❤
❤✌️🧡
alefa aaaaa
Hira manarapenitra bravo
Aza my raray ty music ty fa siteny no 13,5
❤
Sanababvo ty rajoelina numéro 5 ravalomanana
HIRA TENA TSARA B
WAWWW
N 3 😏
🙏❤
Mba aotrina avy aza no azony artistes momba rajoelina
Hihaino hira fotsiny no nahatongavato eto 😂
mampalahelo anakay reto le atiste draba tsy mitsinjo ny hamaray fa varina am vola kely androany , refa tss hoanina moa ny vahoaka na vola ijerena nareo nga ho hita sa adino fa vahoaka kely manokatra vavanareo artiste reo mba miheritsereta tsinjovy ny taranaka afara .
Madagascar ne changera jamais tant que le peuple continue à danser pour ces gens là, au lieu de se battre pour sa liberté. La politique = la banque = l'assureur etc le requin de cette société. Les artistes malgaches vraiment décevant, comment vous pouvez encourager la politique pendant que le peuple est soumis et sans avenir, en plus à chaque élection c'est toujours pareil votre propagande 😂.
👌🤟
Tsy miala aminao zaho
Mais quelle bande de suceur ceux là ! 80% des artistes dans le clips, non rien a faire là, du moins tsy nampoiziko. Ya qu'à regarder leur taille fine 😂 pour savoir qui a plus bénéficié de l'argent destiné au peuple gasy et à l'évolution de Madagasikara.
Nationalité Fr moa tadiavin ilesany io?
Tsiliva zany moa dia efa tsy tenenina, kely saina Be kibo. Mbola hanenina lesany sana!!! J'espère que c'est juste pour le clip ary hifidy sy hampifidy ny entourage lesany an i N°13 fa tsy io Fake news io.
Il est temps de se réveiller les gars et de voir plus loin!
Uzuyeeyrytutuu
Forza izay miaraka amin'io 👎👎👎👎
La plus grande erreur que les malgaches aient jamais faites
Ze Maka ano
😢
le n mon pc N 00
Le pire président,et bein c'est reparti pour 5 ans de merde avec lui🥴
The The The
Au mon dieux
Tay be kony eh
Président nul 💀
Oui , je suis malgache aussi courage à toi 🇲🇬
Grave …. Pepline seulement 240 m de long à été fait …. Y a pas d eau dans le sud , les gens continuent de mourrir de soif … et ces artistes continuent à promouvoir des choses qui n existent pas !!!
Tout a fait d'accord avec toi. Il devrait faire une priorité sur la malnutrition et la famine à Madagascar avant de penser à créer des téléphériques que moins de 1% de la population utilisent et puis il y a des priorités bordel!!! N'importe quel abrutis saura que les priorités pour l'évolution d'un pays c'est la suppression de la famine (nourriture , eau) (1er), les infrastructures ( route, écoles) et le reste viendra au fur et à mesure.
N'importe quoi.hira fona ndro tiako
ZAO TSY MIALA NAO ANDRY RAJOELINA❤