Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Mille fois merci ! ça fais trop longtemps que j 'ai cherché cette chanson ! Merci!2
Que des souvenirs de mes tendres enfances!!!
Merci beaucoup, c'est une chanson Inoubliable, Daniel l'organiste était à manakara sud au Lycée Sileny Paul
Mille fois merci ! ça fais trop longtemps que j 'ai cherché cette chanson ! Encore merci !
aoka leretsy aaaaa , zany ka tena fahatsiarovana , misaotra an'ilay nizare ee, misia maromaro ny tahak'izao
Ndriii!!! hira tany anaty "cahier de chants" t@ fahazazako izany sady tiako, Misaotra e!
Souvenirs. Où sont-ils maintenant mes amis du collège Saint François Xavier fianarantsoa 1976?
Misy 1 any Antsiranana ...
🧓😁🌹☝️👋
Misaotra tena misaotra fa hira fihirahirako taloha izany hira izany , tonga dia miverina ato antsaiko daholo ny fotoana niarahako t@ namako rehetra t@ izany fotoana izany ,tsaroako tampoka mihitsy ny endrik'izy ireo , eeeee! lasa! efa manan-jafy daholo angamba izy ireny izao, Miarahaba ry zareo aaaa! Willy 6ème B3 tao @ CEG 67 ha Avaratra t@ izany, tsy oe nisy sipa tsaroana akory fa le hira fotsiny no tiko satria hira t@ izany fotoana izany.
10 Taona aho tamin'izany, niara-nipetraka taminay teny Alarobia Amboniloha ny iray tamin'izy ireo. Legery( Germain). Mpiara-milalao taminay ireo zandriny mpirahalahy avy. Sady fahatsiarovana no mampanembona fatratra.
FAHATSIAROVANA GOAVANA
Mille fois merci ! ça fais trop longtemps que j 'ai cherché cette chanson ! Merci!
2