FLEURY RAKOTOMALALA, NAMOAKA "SECRET"_N'I ANDRY RAJOELINA & MARC RAVALOMANANA | TOHINY AMPAMOAKA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 3 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 65

  • @julietteraharifidy3618
    @julietteraharifidy3618 Місяць тому +10

    Izako tsy Dia mahay politique loatra ,fa raha ohatra ka misy izany resaka izany !!!! Maninona raha izao vao miresaka an'izany ,ohatra tolona tamin'ny choux fleur ireny ,maninona raha nefa niteny Mr tahina !!!!! Samy mandinika fa aiza ambadony olona sasany ...

    • @yvesmanjakatsara4661
      @yvesmanjakatsara4661 Місяць тому

      Zavatra normal be zany. Raisiko ohatra fotsiny ny mpivady. Misy fotoana miray tsikombakomba amin’ny magouilles sy ny affaires ratsy maro be. Mbola mifanaraka sy mifankatia tsara dia mikatona ny vava. Rehefa tonga ny disadisa mivoaka ny secret. Ny tiako tenenina dia ny hoe Iza ny olona hamoaka tsiarambaratelo raha mbola mifanaraka sy tsy misy disadisa. Mbola miray latabatra tsara dia tsy misy tsiambaratelo miporitsaka.

    • @LantoAndrianavalona
      @LantoAndrianavalona 15 днів тому

      Dia gaga mantsy ianao.. tsy hah mihitsy izay tian io olona io atao ca toa mahita akanga tsy aman orana foana ahazo buzzz. Indraindray dia hita mihitsybhoe impossible kosa a

  • @nivonirinaravoniarisoa
    @nivonirinaravoniarisoa Місяць тому

    Fa isika ve Dia tsy hifankatia mihintsy !

  • @dorotheeramihantamanana6570
    @dorotheeramihantamanana6570 23 дні тому

    Lasa nitombo be ny tarehin.’ity rangahy ity. Kely sisa dia hipoaka!

  • @andriamaheninafenosoa8145
    @andriamaheninafenosoa8145 Місяць тому +5

    Pratiques politiques no nisy ampamoaka fa tsy attaque personnelle kosa e!

  • @RAHARILANTOSOAAndriamanantenaY
    @RAHARILANTOSOAAndriamanantenaY 9 днів тому

    Ny Marina ihany, tsy misy hadino amin'ny fitserana ny asany

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +3

    Citations 29nov24
    Mi arahaba.
    Hita hoe : tsy nanao école de journalisme ianareo miandraikitra ny 23.
    Ny momba ny citations.
    Tandremo tsara ny rédaction nareo, fa tsy miavaka ny citation apiasainareo sy ny phrase nareo manokana.
    Any ka toa hoe atolotr areo ho marina, satria toa amarininareo ny citations n'olona hafa ataonareo.
    Asio "guillemets" foana ny citations,
    Asio "hono hoy", "selon", "dixit" , ...
    Aza reformuler à ny mots nareo, fa aleo mampiasa ny mots d'origine, satria manova hevitra ny reformulation.
    Ovay ny feo, Asio date aza rà ilaina.
    fa rà tsy izay dia toa avy aminareo ny hevitra, tohananareo, raisinareo, dia atolotrareo ho vérité,
    dia mandiso ny mpiainao sy mpamaky,
    kanefa ianareo toa miseho ho tsy miandany, toa miseho anareo ho OBJECTIFs.
    Tandremo !!!

  • @raherisoavictor5919
    @raherisoavictor5919 15 днів тому

    Raha ny fahitako azy aza dia ,hianareo milaza fa miresaka sy mihaona Ravalo sy Rajoel ,resaka fotsiny fa samy pamitaka ny handoto an Ravalomanana no mission ,
    Raha tena sami tsy mifamitaka dia hevitra hafa no nentina ,efa tratran fitsarambahoaka am fifidianana mo

  • @Joro306
    @Joro306 Місяць тому +3

    ra resaka RORO zan ndray betsaka ny mpanambola no mankafy anio,fa ny tratra ambodiomby no vitsy no maharaka,raha vao i Tojo dia misy maharaka tsara azy Antsirabe fa na zan aleo mijan amle oe mankafy anio RORO io ny ankamaroan mpanambola sy debabe ary ny mpanakanto sy olontsotra sasany

  • @Zodambohijatovo
    @Zodambohijatovo Місяць тому

    Alefa Tojo Ravalomanana n°4

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 25 днів тому

    EFA TOKONY NAVOKANAO ZAO ELA BE ZAY FA NY TSY FITIAVANAO AN'I MARC RAVALOMANANA DE ZAO ENAO VO HOAY A HOAY LEO BE MARINAE

  • @radorak3083
    @radorak3083 Місяць тому +5

    Mampataotra ty tenda be an'i fleury ty

  • @WendyAthena
    @WendyAthena Місяць тому +4

    Mitady hevitra foana handotoana olona , mampalahelo toe tsain tsika gasy

  • @maminiainaraminosoa
    @maminiainaraminosoa Місяць тому +2

    Tsy fantar'iza na iza i Tahina Razafinjoelina, citoyen Lambda, inconnu, "souris grise" hoy ny fiteny vazaha, raha tsy nanaraka be dia be ny mpitarika (anisan'izany I Tahiana) ny mpomban'i Ravalomanana, t@ hetsika fotsy. T@ izany fotoana izany - septembre/octobre 2023 - dia NANGINA NY VAVABE an'i Tahiana.Rahampitso ianao inconnu andriamatoa Tahiana, na lany na tsy lany ianao.

  • @dannirandriarimalala7467
    @dannirandriarimalala7467 Місяць тому +1

    Ireo roalahy ireo no:fositra

  • @rahantasoajuliette7589
    @rahantasoajuliette7589 Місяць тому +1

    C’est ça le système de la république le résultat de vote est connu avant les élections. C’est la loge qui décide.

  • @BangoAbo
    @BangoAbo Місяць тому +1

    Tsy mahatsapa voafitaka zany ny tena mpanaeaka Tim fa Tahiana no tsy matoky valeur de manao tatasika,hatreto aloa mbola Ravalomanana no mpitondra azo hiafina raha teo aminy lafiny fiainam bahoaka,Tahiana kosa vita hatreo ny politikany fa tsy ahazo poids tsony io.

  • @FernandoBasile-o9r
    @FernandoBasile-o9r Місяць тому +9

    Ireo sary fanehoana ireo Tompoko dia tamin'ny fangataham-bola 5 milliard nataon'i Rajoelina hanarenana ny lapan'ny tanàna tany amin'i Ravalomanana fony izy mbola Ben'ny tanana,,,ary mbola tany Afrika antsimo kosa ny Filoha Ravalomanana ny taona 2013 fa aleo hazava

    • @WendyAthena
      @WendyAthena Місяць тому +1

      Heverin'ny zareo bado ny vahoaka , vokisana lainga tsara lahatra

  • @zafisoloRAMANANDRAIBE
    @zafisoloRAMANANDRAIBE Місяць тому

    le olana ange otrana manatsara ny tenany daholo ianareo fa rehefa tonga eo tsy misy tanteraka ilay fampanantenana ataonareo

  • @MijoroRandriantahiry
    @MijoroRandriantahiry Місяць тому

    Lava loatra ny commentaire anareo ooo. Répétition, redondance be mitsy

  • @gaiedsaid8863
    @gaiedsaid8863 Місяць тому

    ZANY ZALAHY KOTO Ê !

  • @salohyrazakanome9570
    @salohyrazakanome9570 Місяць тому +1

    Nifanaraka ve ireo Dia notifirina Andriamatoa Ravalomanana, t@fanaovana hetsika fotsy Io no fanontniana manitikika n'y saiko
    Manaraka izany, tany amboalohany izy no Efa tsy navela halatsaka Benny tanàna, narorsany n'y zanany Tojo
    Izany rehetra izany no tsy azoko @fanaovana Pôlitika, mahafanina ireo mpanaraka n'y toe-draharaha misy eto @firenena.

    • @Joro306
      @Joro306 Місяць тому

      am politika tena azo atao zan,ar betsaka ny zavatra sy afera tsy natao ho fantatrin mpanjifa na ny mpanaraka azy ireo ny antony dia ny hitazomana ny clients na ny fanatiques mba hampitombo lanja ny hery politika,,ny tanjona iraisana fotsiny dia ny vola ifampizarana sy ny fandaminana ny afera mety hanohitohina,dikanizay mijan eo am fanatisme ihany ny mpomba de zay no tanjona fa ny afera iraisana any ambadika no ifampifehezana vava.,ny gardes du corp sy olona ambony vitsivitsy ihany no mba hany maharakaraka ny afera miainga ny ankotrzay tsy natao hoan fanatiques

  • @TSIRESYZafisolo
    @TSIRESYZafisolo Місяць тому +1

    Ianareo no sagnagnq fa angaha rehefa miady ara potokevitra politika Dia hiady hifandrafy. Sagnagna koa anie isika izany eh

  • @LantoAndrianavalona
    @LantoAndrianavalona 15 днів тому

    Ianao koa ve miteny zavatra marina e??

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo Місяць тому +1

    Tsotra ny ahy , potehin' ireto olona miràhalahy mianaka ireto ny firenena, tsy handroso na ovina na ovina isika raha mbola ireo olona mirahalahy reo no eo

  • @rakrabarison3345
    @rakrabarison3345 Місяць тому +2

    Ratsy ko ty zoky ty kah 😆😆

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 Місяць тому

    Adtra o tena antitra sy mibotsina eo ambony seza @ fitsingolohana ny mpanao politika ity Fleury
    Manaova sport fa tena vizana ,no sahirana @ politika tsy nahitanao bonne resultat

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому +5

    N'a inona akamoka ataonareo eo na inona de i TOJO iany no ho fidinay .TSY MIRARA AN IZAY AKAMOKANAREO EO ZAHAY ETO ANTANANARIVO .TOJO IANY NO HOFIDINAY
    .ALEFA TOJO À

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson Місяць тому

    Refa hitady seza de mahita ho a

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison Місяць тому

    Io ilay atao hoe Aliaka jamban'ny taolana, Vitanao tsara ny fanazavana Mr Rakotomalala,
    Olona tsisy hatao fa miandry karama vary masaka isam- bolana, sy ny kolikoly hanambakana ny Vahoaka Malagasy
    Izahay tsy mpanao politika fa kosa Tsy hangina na aoviana na aoviana ./.
    Ry mpanao politika malagasy mba misia jery, toa manao Androrosy, tsy mahavita n' inon' inona fa mangataka foana matikambo dedadedaka @ fiara feno ny tanana tsy voaloha vola akory .
    Misaotra Anao Mr Fleury Rakotomalala./.

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 24 дні тому

    Koa naninona raha navoaka hatrizay.indray ? Je sors....

  • @jaspe3841
    @jaspe3841 Місяць тому

    Rehefa tsy mitovy hevitra ka nisara-dalana dia tokony tsy hifanaratsy tompoko,

  • @abelj.b.rakotondrasoa9977
    @abelj.b.rakotondrasoa9977 Місяць тому

    Raha politique no resaka eto, firehana sy tsangan-kevitra no hevitr'izany, noho izany, tsara raha mianatra politika mihitsy aloha vao mirotsaka amin'ny sehatra politika, fa ny fifampiresahana eo amin'ny mpanao politika tsy maintsy misy, na eto Madagasikara na any an-dafy. Izay foana io, ka aza manonofy, fa izay no politika eto an-tany. Samia mifidy izay maharesy lahatra azy.
    Mirary SOA ho antsika rehetra.

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika Місяць тому +1

    Mahagaga fa Tojo ihany no tena ambetin-drasaka ranga a! Tena aza misalasaka isika mifidy azy ,fa matoa ny olona haratsiana lava tahaka izany dia misy zavtra tena tsara izay tsy ananan'izy ireo ao Tojo ka atao daholo zay tsy hahalany azy. Mitandrema isika vahoaka e! 😡😡😡

    • @utilisatricegoogle3161
      @utilisatricegoogle3161 Місяць тому

      Izay mihitsy , ataon'izy 6 tambabe vakiana fotsiny hoe iray ihany ny patron ' izy 6 ...

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 Місяць тому

    Tsar mahay famelaheloka fa raha ampandroso Madagascar tsy maninona titena no fahitako anizy roalah ireo fa samy manangona karena

  • @AnnickMurray
    @AnnickMurray Місяць тому

    Ireo any ivelany ireo,mody aty e,tao mahita volana aloha n'y malagasy aty foana,

  • @MalalaMarie-d3w
    @MalalaMarie-d3w Місяць тому

    Tsy mahasoa ny fankahalana fa faiblesse maha-menatra izany ka aoka mba samy hivohy izay tena maha-izy azy ny tsirairay dia ho hita eo izay tena tsy izy fa tsy fahotana ny miresaka sy mifandray tanana fa manao izany daholo Ianareo raha tsy hoe dia efa mifankahala tsy hifamela intsony angaha

  • @ColetteRavaoarisaoa
    @ColetteRavaoarisaoa Місяць тому

    Nareo ve ry malagasy na dia aty antany lavitra aty dia tsy mahay miaina foana

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson Місяць тому

    Refa hitady seza de mahita ho Lazaina Ianao zany le hatao hoa Tahiana tsy mana pahadisoana ??? Mapme bé raha Zao no atao hoe Toe tsaina mpampianatra Idira'_ doza 'y mpianatra ampianarinao

  • @hetsikamontpellier2998
    @hetsikamontpellier2998 Місяць тому

    Inona koa ity mi-rouer R ity ?

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 Місяць тому +1

    Tsy maintsy mifampiresaka ny mpitondra taloha Sy amizao na tiatsika na tsy tiatsika ! Satria raha Mbola ny communauté internationale no miara-miasa @ Madagascar dia tsy maintsy manaraka izay lazainy isika ! Asain-dry zareo mifampiresaka mintsy ny filoha roa mba ahafahany mametraka ny plan Zay apetraky ry zareo

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому

    NGA RA MIFAMMPIRESAKA RY ZAREO DE HOE ANONGANA FANJAKANA .KA DE TSY MAHAZO MIFAMPIONA RY ZAREO AAMY MALAGASY NGE REO É.NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA

  • @TSIRESYZafisolo
    @TSIRESYZafisolo Місяць тому

    Se montrer polis pour être bon

  • @alainratsarafetra9418
    @alainratsarafetra9418 Місяць тому +1

    Izao ny zavatra voatsikaritra taiminy fotoanany grand ecran dia nisy kalakely nikiakiaky iny dia nampangoraka ny foko dia trateheka teo koa i Maître Hantry sy Ninidonia fa ravana ny grand ecran ! Diso fanantenana i Maître Hantra sy Ninidonia dia saika nisafoka ny hatezerena i Maître Hantra dia tsy fantatra izay naharesy lahatra azy tao ...???

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 Місяць тому

    MBA manao régime akia !!!!

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr Місяць тому

    Tsy lohandrozy avao koso io

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 Місяць тому +1

    Manque de maturité politique ve sa mal conseillé ka lasa nanaonao foana 😅😅😅😅?

  • @gaiedsaid8863
    @gaiedsaid8863 Місяць тому

    TSY NISY ATTAQUE PERSONEL NATAONY TAHINA . FA NAMERANA TANTARA NA REPLAY NY TANTARA NANDALO KA TSY DIA NAZAVA TAMIN'NY VAHOAKA TETO MADAGASCAR .

  • @andofanantenanaratsimbazaf3683
    @andofanantenanaratsimbazaf3683 Місяць тому

    Atao hoe tsy MAHAY MIHAINO TENY VE ILAY TIM TAMIN ILAY AMPAMOAKA SA TAHOTRY NY TSY HO LANY??????

  • @bonnepierrevanderlinden2882
    @bonnepierrevanderlinden2882 Місяць тому

    Olona tsisy ilaivana azy na i Fleury na Tahina. Mpitady seza fotsiny. Maninona ra nisy izany no tsy npteneninz taloha. Izao vao blabla

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 Місяць тому

    Zah olona tsinde nadia fianarana fa vao hitako taminy iny tolona entsika fotsy iny de efa haiko fa miray president R8 sy president Andriranjoelina raha amiko manokana de manova vao2 no mety fa mihesona fotsiny vahoka lany andro @ afentseny le gasy panao politics

  • @LouisetteTafara-c7r
    @LouisetteTafara-c7r Місяць тому

    Hotrany olona mivinanto anie zare hoe

  • @FamilyRenovGestion
    @FamilyRenovGestion Місяць тому

    Tout dépend de ce que t’entend par grand , les deux sont tellement pitoyables que je déplore ton analyse, en faisant ce genre de discours, c’est comme si t’essayais de passer la savonnette pour une éventuelle possibilité de poste pour toi plus tard, essaies stp d’être plus objectif dans ce que tu annonces

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 16 днів тому

    on s en fout e

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s

    Madaiga pory dray ela jerevo zloa ny takolakela modia any dago ra sa