Mivavaka ho anao mandrakariva Pasteur, sy ho an'ny ankohonanao. mirary fiononana ho an'ny fianankaviana namohy havana, handry ampiadanana ao amin'ny TOMPO anie izy ireo 🙏
Mankahery ny manamanjo, ary mankahery ihany koa ny Ray aman-dreny Mpitandrina, hoy ny voalaza, izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo dia henvitra hitondra fiadanana fa tsy loza, ary ny lalako tsy mba lalanareo ny fihevitro tsy fihevitrareo, Tsy misy idiran'ny toriteny ny tranga nisy fa isika mihintsy no tia mifanenjika, , ary adidin'ny mpitondra fivavahana ny miteny sy mitory ka manazava ny sain'ny olona manoloana ny zotran'ny fiain'ny zanak'olombelona, TSIMAINTSY TORIANA NYVTENY Fa izao tena jamba kosa ny maso takona tsy mahita ny jaly mianjady amin'ny vahoaka ankehitriny, Kristianina Katolika aho ka manameloka tanteraka ny toe-tsaina maniratsira Ray aman-dreny sy olom-bohositra, Noho izany TSY AZO EKENA NY FANENJEHINA FIANGONANA, fampianaran-diso hoan'ny taranaka ity atao ity ary tsy ho ela dia hisy ny zanaka hanohaka basy na hanindron-defona ny Ray sy Reniny rehefa mifanohitra amin'ny izay tiany Tadiavina apetraka eto ny fiainana tsy misy bedy
Tsy mpanao politique tompoko fa i Henriette indrindra no tokony higadra voalohany, porofo ve misy ohatr'ireny audio ireny tamin'ny tentative d'assassinat ny vadiny nefa inona no ataon'ny mpitondra fanjakana?? Ny vadiny indray no nogadraina. Misy farany ny zavatra rehetra
@@jaomarengatsikoza3140 io madama io anie sady dimbaka no petsana mandray tsy raisina toa tsipolitra maina e ! Moa isan'ny zatra ady an-tsena ireny, lany haha very hasina !
Moro au rat ry Henriette ah ...aza MANENJIKA olona tsy NITONDRA ILAY FIARA re ah ..asa hanao ahoana ny hiafaranao io an ? ho tadidinao io ireo ataonao refa ANTITRA enao io
I Lalatiana Bisogny ny SAYDA Tingy ny Commune naniraka Police hamono Vadiny aligny andro igny, niany mahay miteny lay ACCIDENT io nahabe Vavanao, nefa anao mihitsy no mpamono olona ry Lalatiana Bisogny ny SAYDA .
Mba tadidinareo ve hoe ahoana no fomba nahatongavan'io fitondrana io teo no sahy miteny hoe izay manohitra fitondrana dia manohitra an'Andriamanitra ??
Hain Andriamanitra ny zavatra rehetra koa misaora azy, omeo azy ny dera sy ny voninahitra mandrakizay,,,, mirary fiononana feno ho an ireo nidonam pahorisna,, aoka isika mba hifampivavaka,,,ampy nakana lesona ho an ny rehetra tsy ankanavaka iny zava nitranga iny, enga anie mba handry ampiadanana ny fanahin ireo nodimandry
Kay manakôry mba fandehany famonoany Zandaro nitifitra namono vahoaka ny IKONGO karaha Jay tsisy tohiny, nefa Accident ty henjehina, nefa lay namono nitifitra namono vahoaka maro, tsy nampidirina ANTANIMORA, dikan'izegny olona ny Andry Rajoelina Français demony be tsy miditra am-ponja mandrapaha izy mitondra , tampitra taona 2025 ty ny fitondranao ry Andry Rajoelina Français 8cm
na inona na inona fanazavana dia nisy ain’olona nafoy tao. Mazava ho azy ny lalana fa na inona na inona antony ka nisy aina nafoy dia tsy maintsy iharant lalana. Tsy misy antony ampiharina ny lalana raha toa ka olona mamoy aina dia tsy maintsy saziaba. Ianao io miteny io mba ahitsio ny fisintonanao lakolosy. Olona miasa aminy communication dia tsy tokony hampiasa teny toy hy ataona isanandro mpidolokeka fa nga iabao tsy mba mahita teny hafa noho izany. Mankaleo ny miheno ny message ataonao satria tsy nendrika ny ho henoina. Tsy mba misy olona afaka manintsy abao angaha.
Iza moa no mahalala raha toa ka efa zavatra nomanin'ny sasany iny mba hanaovana be lazao amin'ny fianakavian'i Pasitera ? Aza adino fa na fifidianana aza voavidin'ny tgv .izany hoe izay tiany ho atao dia vitany fa ilay firenena gisitra hatrany .
Mety efa nokaramaina mintsy le 2haly higafy an le zanak rapas Tena tsivanona ity fitondrana ity fa ra ny fahitako an ity raha2 ity dia zavatra niniana natao sy gasy mba entina hanenjehana an le pastera Tena manodiava tenisany reo ao @ fitondrana reo fa misy farany ny ratsy atao jmankahery any pestera
Ary ilay tifi danitra nahavoa fe ahoana ? Refa nareo no manao hadisoana dia voroma ga an . Nefa dia coalaza fa ilay moto, no nandona n'y fiarany Henjana nareo ry B M an ! Ary anao ilay saika Môrôrà ?
F'angaha moa hadisoan'ilay daniel Ammi, ilay accident? Fa tsy hoe mamo ilay nitondra moto?, tokony hijery ilay Publication nataon'i Florent Pagny ry zana-poza mianakavy , satria ao no misy ny tena fandehany
Tsy ny mpitondra fanjakana akory no mankahala ny fivavahana, fa ny mpitarika ny fivavahana sasany no mankahala ny mpitondra satria tsy hafaka mampihely ny teny entiny ankahalana ny mpitondra intsony izireo. Mpivavaka misalasala tsy mari-pototra ny akabiazan'ny mpino eto Mcar.. La réligion c'est L'OPIUM du PEUPLE. Ny mpitondra fivavahana sasany dia mampihely ny fivavahana toin'ny Rongony mba tsy hisokatra ny mason'ny Malagasy.
Mifanohitra ny hevitrao! Amiko dia tsy hankatoavin"ny mpitondra fanjakana ireo mpitondra fivavahana satria manelingelina ny politika maloto ataon-dreo sahy manapotsipotsitra ny tsy mety eo @ fitantanana ny firenena. Ny fivavshana = fampiharana ny fahamarinana, fihantrana ary fitiavana ! Kanefa rehefa mandinika dia tsy misy eeto Madagascar izany fa toa abus de pouvoir voire même dérive dictatoriale no mitady hanjaka ka ny mpivavaka n'a ireo mpino kristianina, izay mandeha any ampiangonana , ka mihaino ny torinteny dia éléments dans le peuple, qui subissent aussi le meme sort que ceux qui ne vont pas fiangonana. Hoy ianao hoe, la religion= opium du peuple fa hoy kosa aho hoe raha firenena tan-dalana i Madagascar, ka democratique, dia tokony hajaina ny séparation des pouvoirs ,des églises et de l'état ! Est-ce le cas eto Madagascar, => TSIA Tompoko! Saingy izao rehefa inona ny mpitondra no manankaiky ny fiangonana kay ary rehefa misy inona izy no mankahala azy? Tsy ny fiangonana , na ny pasitera n'a ny évêques izay mitdikera an'i Filou ihany ange no hiharan'ny fankahalana fa IZAY REHETRA MITSIKERA AZY IREO DIA HIHARAN'IZANY avokoa: députés olona tsotra, fomba à la soviétique izany , dérive totalitaire, ka taha mitohy izao dia hisy etovamintdika ny fanenjehana ny kristianina!! Mampalahelo ny zava-misy ! TAMPENAM-BAVA ny olona satria manelingelina ny ratsy kasaina hatao !
Ko ra izao ve ra misy olona misoty mamono tena eny ambony tetezana ka za mitondra tomobilona ao ambany ny tetezana enjerany ary maratra mafy miditra hopitaly de mbola migadra iany fa hoe namono olona
Raha izaho manokana dia n'y anaran'ireo trahadoza ireo no tsara ho fantatatra. Satria mety miaramila ireo ka nirahana hanao accident fa tsy nahomby n'y resaka fa namohy ny ainany r'i zareo. Na Tiana na TSIA dia mitovy discours tsisy valaka ny FJKM sy ny mpanohana andrajoelina @6:54 Maka ny Baiboly ho référence absolue! Iza no sahy hiteny hoe "tenin' Andriamanitra" Io voasoratra Io? Izany ny olana ao Madagasikara! Tsy mitandro ny tenin'i.Razana sy n'y Ntaolo fa mamerimberina tenin' ny vahiny tsy mitombona! Marina fa KARMA Io satria voasazy ny mpinompino foana! Tsy teny masina izany Io Baiboly Io! Vokisana ny mpanjahatany ny roa tonta, ny protestanta sy ny katolika mpanompo Papa TSY MASINA! TSAHIVO MANDRAKARIVA FA TSY NILA AN'IO BAIBOLY IO ISIKA GASY NANDRITRA TAONA MARO, AMANJATO SY ARIVO, KA MBA HAJAO ALOHA NY TENIN'NY RAZANA! MALEDICTION NY ANAREO ROA TONTA
Mivavaka anao Pasitera,mba homen Andriamanitra finoana be hentinao hiatrika iza olagna izao Tompoko 🙏🙏
Tsy mora ny mijoro amin'ny fahamarinana, Jesoa Kristy Tompo dia lalana, fahamarinana, fiainana, koa mahereza Pasteur
Gouvernement défaillant
Mivavaka ho anao mandrakariva Pasteur, sy ho an'ny ankohonanao. mirary fiononana ho an'ny fianankaviana namohy havana, handry ampiadanana ao amin'ny TOMPO anie izy ireo 🙏
Mampanaelo Ilay toe-saina ,Tsisy intsony Ilay soatoavina mahamalagasy ,fanjakàna olobe Raiamandreny aimpanahy difotra ao anaty vovo fitiavantena nohony fitiavantseza arapolitika
Aza maniratsiran ny mpanompon Andriamanitra...
Voatendry ny halabato ny mpiitondra an i Mada. Voadona mafy t@ ny toritena ry mpilelaka ny fitomben ny mpisoloky toerana.
Rah Tina handroso ny firenena Dia araho ny taridalana homen'ny mpitondra fivavahana
Mankahery ny manamanjo, ary mankahery ihany koa ny Ray aman-dreny Mpitandrina, hoy ny voalaza, izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo dia henvitra hitondra fiadanana fa tsy loza, ary ny lalako tsy mba lalanareo ny fihevitro tsy fihevitrareo,
Tsy misy idiran'ny toriteny ny tranga nisy fa isika mihintsy no tia mifanenjika, , ary adidin'ny mpitondra fivavahana ny miteny sy mitory ka manazava ny sain'ny olona manoloana ny zotran'ny fiain'ny zanak'olombelona, TSIMAINTSY TORIANA NYVTENY
Fa izao tena jamba kosa ny maso takona tsy mahita ny jaly mianjady amin'ny vahoaka ankehitriny,
Kristianina Katolika aho ka manameloka tanteraka ny toe-tsaina maniratsira Ray aman-dreny sy olom-bohositra,
Noho izany TSY AZO EKENA NY FANENJEHINA FIANGONANA, fampianaran-diso hoan'ny taranaka ity atao ity ary tsy ho ela dia hisy ny zanaka hanohaka basy na hanindron-defona ny Ray sy Reniny rehefa mifanohitra amin'ny izay tiany
Tadiavina apetraka eto ny fiainana tsy misy bedy
Henriette ve ahagaga
Tsy mpanao politique tompoko fa i Henriette indrindra no tokony higadra voalohany, porofo ve misy ohatr'ireny audio ireny tamin'ny tentative d'assassinat ny vadiny nefa inona no ataon'ny mpitondra fanjakana?? Ny vadiny indray no nogadraina. Misy farany ny zavatra rehetra
Marina loatra
Izay tsy ao anatin'ny enquête dia tokony hamody vava fa tsy izay lazainareo akory ni marina . Ilay madama be molotra koa mangina
@@jaomarengatsikoza3140 io madama io anie sady dimbaka no petsana mandray tsy raisina toa tsipolitra maina e ! Moa isan'ny zatra ady an-tsena ireny, lany haha very hasina !
Avelao ny tomponandraikitra hanao fanadihadiana momba an ilay aksida e, samy miandry ampitoniana
Moro au rat ry Henriette ah ...aza MANENJIKA olona tsy NITONDRA ILAY FIARA re ah ..asa hanao ahoana ny hiafaranao io an ? ho tadidinao io ireo ataonao refa ANTITRA enao io
I Lalatiana Bisogny ny SAYDA Tingy ny Commune naniraka Police hamono Vadiny aligny andro igny, niany mahay miteny lay ACCIDENT io nahabe Vavanao, nefa anao mihitsy no mpamono olona ry Lalatiana Bisogny ny SAYDA .
Raraha sarotra!!!!
mpitondra rakotra fa tsy fivavahana
Mahazendana fa tsy misy fandraisana fepetra mihintsy mahakasika ireto lainga sy fiantsiana @ fafy fankahalana mibaribary sy miparitaka .
ka karamain-dry Mafia anie io serasera mada , tsy reraka ny manaratsy io mihintsy eh
Olomboahosotra no vingavingaina ! Mahasahy kosa ,!!!!
Mba tadidinareo ve hoe ahoana no fomba nahatongavan'io fitondrana io teo no sahy miteny hoe izay manohitra fitondrana dia manohitra an'Andriamanitra ??
Tsy takatry ny Mpinono , izany Fanonganam-panjakana no nahatongavan'i HERODA teo @ io FITONDRANA io
Ny finoana kristianina no simbaindreo ! Mety misy tetika hafa ao ambadik'izany tetika izany😅😅😅! Des idées farfelues!
Ny moto no nandona ny fiara
NA INONA LAZAIN'IREO DIA FOMBA MPISEHO NY LOZA AKINO AMIN'ANDRIAMANITRA PASTEUR FA OLO.MISAINA ISIKA
miarahaba anareo , angamba raha sanatria zanakiny pdt andry rajoelina no nanao io lozampifamoivoizana io dia asa !
Hain Andriamanitra ny zavatra rehetra koa misaora azy, omeo azy ny dera sy ny voninahitra mandrakizay,,,, mirary fiononana feno ho an ireo nidonam pahorisna,, aoka isika mba hifampivavaka,,,ampy nakana lesona ho an ny rehetra tsy ankanavaka iny zava nitranga iny, enga anie mba handry ampiadanana ny fanahin ireo nodimandry
Kay manakôry mba fandehany famonoany Zandaro nitifitra namono vahoaka ny IKONGO karaha Jay tsisy tohiny, nefa Accident ty henjehina, nefa lay namono nitifitra namono vahoaka maro, tsy nampidirina ANTANIMORA, dikan'izegny olona ny Andry Rajoelina Français demony be tsy miditra am-ponja mandrapaha izy mitondra , tampitra taona 2025 ty ny fitondranao ry Andry Rajoelina Français 8cm
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Isika Malagasy dia efa be mahafantatra @ lainga sy fanodikodinana resaka ! Tokony hatao famotorana @ fahamarinana tanteraka ny fisehoan- javatra , fa tsy hatao fanenjehana tsy ampy fanajana tompoko ! Ity Mme. Lalatina ity tompoko , dia anisan'ny vehivavy pentsam- bava sy miseho teho- mpanjaka vavy , ary ny toetra izay maha - izy azy mihintsy ilay mpanakorontana , koa lazainy fa ny hafa indray no mpanakorontana ! Tokony hiezaka isika Malagasy rehetra mba hampanjaka ny fanajana tompoko ! Mirary isika rehetra tsy ankanavaka mba samy hitahin- jahary eo @ fiainan - tsika tsirairay , mba tsy hizarazarain'ny asan'ny maizina tompoko !
Masina i Madagaskar !
Sarotra miady amin'i Devoly Rajoelina sy forongony mangina ianao Bemolotra ianao ko tokony higadra satria heno mintsy teninao hamono vadinao devoly kiala bemolotra mpisolelaka efa nodakany Rajoelina mbola maivava hiany Zairo molotrao fanjakana devoly Mafia mpivarotra Tanindrazana Rajoelinasy forongony mbola hoavy koa nianjaranao Rajoelina sy forongony
Izay mitady hanakorontana no tena devoly ô! Ary tsy hoan'ny mpitondra ihany no hiantefan'ny hafatra fa hoan'ny mpivavaka rehetra ô!
Sao mba sorona otry lay teny mahamasina !!!! Mivavaha tsara fa miady am devoly b
Ilay Henriette zany dia lasa ministry ny fitsarana mihitsy ??
na inona na inona fanazavana dia nisy ain’olona nafoy tao. Mazava ho azy ny lalana fa na inona na inona antony ka nisy aina nafoy dia tsy maintsy iharant lalana.
Tsy misy antony ampiharina ny lalana raha toa ka olona mamoy aina dia tsy maintsy saziaba.
Ianao io miteny io mba ahitsio ny fisintonanao lakolosy. Olona miasa aminy communication dia tsy tokony hampiasa teny toy hy ataona isanandro mpidolokeka fa nga iabao tsy mba mahita teny hafa noho izany. Mankaleo ny miheno ny message ataonao satria tsy nendrika ny ho henoina. Tsy mba misy olona afaka manintsy abao angaha.
Hiasa ANDRIAMANITRA fa efa miha mafana ny zava-misy, tsy mety ny manenjika mpanompon'ANDRIAMANITRA Izy mahalala sy mahasoa ny mpanompony.
Iza moa no mahalala raha toa ka efa zavatra nomanin'ny sasany iny mba hanaovana be lazao amin'ny fianakavian'i Pasitera ? Aza adino fa na fifidianana aza voavidin'ny tgv .izany hoe izay tiany ho atao dia vitany fa ilay firenena gisitra hatrany .
De quoi je me mele
Mety efa nokaramaina mintsy le 2haly higafy an le zanak rapas Tena tsivanona ity fitondrana ity fa ra ny fahitako an ity raha2 ity dia zavatra niniana natao sy gasy mba entina hanenjehana an le pastera Tena manodiava tenisany reo ao @ fitondrana reo fa misy farany ny ratsy atao jmankahery any pestera
Aza miteniteny foana ohzany, aza mitoky amn olombelona fa voahozona izay mitoky amin olombelona
Lasa magistrat daholo ireto pomba ny fitondrana ireto ???
raha managadra anio olona io ve zao ny fitsarana d lazaina fa ambadika politika ndray ! na tsyfitiavana ani pasteur!
Ataovy aradalàna fotsiny NY asa Ry mpitsara fa tsy adala akory NY olona !!!!
FANARATSINA NO BETSAKA . HITA FA MAMO RY ZAREO NA NY FIANAKAVINA AZA EFA MITENY. TAOMBAOVAO NY AFALA MARINA NO MARARY SAINA.
Mitsaratsara ny filoha fjkm ilay Henriette prénom périmé
Cest le fils qui a conduit pas le pasteur
Mpanohitra sy mpomba no fiteny tompoko fa tsy mpilelaka,azo lazaina fa miteraka korontana ny famakafakana ataonao
ry BM izany d manao resaka feno karibonetra foana, milaza azy objectif nefa ny kaonty fako mpanohana azy manao resaka lainga tsy misy farany
😢😂
Ary ilay tifi danitra nahavoa fe ahoana ? Refa nareo no manao hadisoana dia voroma ga an .
Nefa dia coalaza fa ilay moto, no nandona n'y fiarany
Henjana nareo ry B M an !
Ary anao ilay saika Môrôrà ?
F'angaha moa hadisoan'ilay daniel Ammi, ilay accident? Fa tsy hoe mamo ilay nitondra moto?, tokony hijery ilay Publication nataon'i Florent Pagny ry zana-poza mianakavy , satria ao no misy ny tena fandehany
Tsy ny mpitondra fanjakana akory no mankahala ny fivavahana, fa ny mpitarika ny fivavahana sasany no mankahala ny mpitondra satria tsy hafaka mampihely ny teny entiny ankahalana ny mpitondra intsony izireo. Mpivavaka misalasala tsy mari-pototra ny akabiazan'ny mpino eto Mcar.. La réligion c'est L'OPIUM du PEUPLE. Ny mpitondra fivavahana sasany dia mampihely ny fivavahana toin'ny Rongony mba tsy hisokatra ny mason'ny Malagasy.
Mifanohitra ny hevitrao!
Amiko dia tsy hankatoavin"ny mpitondra fanjakana ireo mpitondra fivavahana satria manelingelina ny politika maloto ataon-dreo sahy manapotsipotsitra ny tsy mety eo @ fitantanana ny firenena. Ny fivavshana = fampiharana ny fahamarinana, fihantrana ary fitiavana ! Kanefa rehefa mandinika dia tsy misy eeto Madagascar izany fa toa abus de pouvoir voire même dérive dictatoriale no mitady hanjaka ka ny mpivavaka n'a ireo mpino kristianina, izay mandeha any ampiangonana , ka mihaino ny torinteny dia éléments dans le
peuple, qui subissent aussi le meme sort que ceux qui ne vont pas fiangonana. Hoy ianao hoe, la religion= opium du peuple fa hoy kosa aho hoe raha firenena tan-dalana i Madagascar, ka democratique, dia tokony hajaina ny séparation des pouvoirs ,des églises et de l'état ! Est-ce le cas eto Madagascar, => TSIA Tompoko! Saingy izao rehefa inona ny mpitondra no manankaiky ny fiangonana kay ary rehefa misy inona izy no mankahala azy?
Tsy ny fiangonana , na ny pasitera n'a ny évêques izay mitdikera an'i Filou ihany ange no hiharan'ny fankahalana fa IZAY REHETRA MITSIKERA AZY IREO DIA HIHARAN'IZANY avokoa: députés olona tsotra, fomba à la soviétique izany , dérive totalitaire, ka taha mitohy izao dia hisy etovamintdika ny fanenjehana ny kristianina!! Mampalahelo ny zava-misy ! TAMPENAM-BAVA ny olona satria manelingelina ny ratsy kasaina hatao !
Toa ny maty indray no tsy misy miresaka fa lasa politika indray no manahirana ny olona. Loza
Ko ra izao ve ra misy olona misoty mamono tena eny ambony tetezana ka za mitondra tomobilona ao ambany ny tetezana enjerany ary maratra mafy miditra hopitaly de mbola migadra iany fa hoe namono olona
Zahay vahoka madinika de nifaly s'y nifety tsara t@ fety nataombaovao n'a krismasy satria Téo n'y filoha Andry Rajoelina mampifaly anay aza mitsara fa n'y tenanao aloha jerena ry Pasteur mbaho tafahona any andanitra
Nahazo kiveta hanasandamba 5 taona vary mahavità taona Vola EO am 100 ar isany andro EO mandrotra 2 taona mlay zany rafilou an ,!!!!
Raha izaho manokana dia n'y anaran'ireo trahadoza ireo no tsara ho fantatatra. Satria mety miaramila ireo ka nirahana hanao accident fa tsy nahomby n'y resaka fa namohy ny ainany r'i zareo. Na Tiana na TSIA dia mitovy discours tsisy valaka ny FJKM sy ny mpanohana andrajoelina @6:54 Maka ny Baiboly ho référence absolue! Iza no sahy hiteny hoe "tenin' Andriamanitra" Io voasoratra Io? Izany ny olana ao Madagasikara! Tsy mitandro ny tenin'i.Razana sy n'y Ntaolo fa mamerimberina tenin' ny vahiny tsy mitombona! Marina fa KARMA Io satria voasazy ny mpinompino foana! Tsy teny masina izany Io Baiboly Io! Vokisana ny mpanjahatany ny roa tonta, ny protestanta sy ny katolika mpanompo Papa TSY MASINA! TSAHIVO MANDRAKARIVA FA TSY NILA AN'IO BAIBOLY IO ISIKA GASY NANDRITRA TAONA MARO, AMANJATO SY ARIVO, KA MBA HAJAO ALOHA NY TENIN'NY RAZANA! MALEDICTION NY ANAREO ROA TONTA
Henriette Bé Molotra , maimbo Vava.Be resaka manao bala rora nefa avocat du diable tsy mahalala n'inona n'inona mikasika n'y lalana code pénal akaro.Fantaro ry BM fa en cas d'accident Dia tsy mantsy jerena n'y part de responsabilité de chacun fa tsy misy izany hoe tsy mantsy gadraina rehefa misy voina !
Mamono afo ry Belzeboba eee....matahotra n'y vahoaka @ valimpifidianana de mila sorona
F'angaha moa i DADAPASy, nanonona anaran'olona t@ ilay Krismasin'i Heroda ?