aho aloha de misaotsa azy e, soa ny nanaovan'ingahy anazy na mahay prononciation na tsy manahay tsisy idiranizany refa soa de soa, point, na hira atandroy na sakalava refa tianareo de ataovy!!!
ça faisait 2 ans que j'ai entendu ce cover je la réécoute souvent aujourd'hui je vais dire bravo!!!! je suis impressionnée. c'est une très belle interprétation!!!!! mais... pk ne pas continuer??? ou c'est moi qui sais pas qu'elle a continué?
efa somary taraiky ngamba ty fa ho teneniko iany! tsara b le feo, le mélodie ku ao tsara! fa rehefa mba maka tahaka dialectn'oul zfd d mba ataovy tsara fa malaelo b zay betsileo! merci!
Anisan'ny hira tena tiako io. Tsy tena hoe tiako ilay nanaovanao azy fa na zany aza tsara ilay feo. F ilay mélodie ao ambadika aloha mahafinaritra be e!!!!
Tena tsara lo ra le feony e!!fa teo amle tonony kosa tokony mba najaina tsara le fanononana azy na oe ra sarotra b d mba navadika ho tena teny merina satria lasa tsy miova mihitsy ny tonon'ilay hira
namerina nihaino za fa tena tsy lasa ka! :/ ra voahaja tsara lay teny betsileo d tena tiko be ndray. ohatry ny hoe manao hira teny anglais d vakina teny gasy tsy mety! :v
Tena mitombina kosa zany critique zany e!!tsy misy miteny we ratsy feo ilay sipa na ratsy ny nanaovana azy fa na COVER ary tsy tokn miova ny tononkira"Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" no izy fa tsy we "le tsa eo any aho"
Mba zavatra voafehinareo anakianana olona ry zareo fa lasa ftiavana manakiana ftsn ny an sasany leleu ... ef sad ts anao no mbl mandatsaka anle olona mb ef miezaka ...Shekinah!mety kambo faz vakiana akory ny kian'ze ts tia any fa reny ntena vendrana.Fuck!!
Aza dia mampidi-kizo olona r'ise a!! tsy mitovy ny dikan'ny we AGNAO sy ny ANY AHO! "Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" no izy fa tsy we "le tsa eo ANY AHO"! critique anatsarana zavatra zany! vakio daholo ny commentaire eo fa tsy misy nanankiana ny feon'ilay sipa mintsy fa le parole!!
tsy azoko ilay olona manakiana ka...ny tanjona anie dia ny mi interpeter an ilay hira aminy fombany e zay maha cover aza,sinon copie coller ndray raha hoe hitovy amilay original!!!mbola ela isika Malagasy vô hivoatra ka...Raha fanakianana dia tompo daka misy isika fa rehefa action dia 0 boribory!tohizo akia fa mankafy be ny sofinay!
mbola averiko fa tena tsara ny nanaovan'ilay SIpa an'ilay izy! fa na interpretation ary tsy tokony miova ny "sens"n'ny tononkira "Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" io le izy fa ts hoe "le tsa eo ANY AHO" critique mahatsara zavatra zany TOMPOKO!
Elle est juste magnifique. Wow. Quelle voix 🤐
J adore cette version!! Oladad c est du pur betsleo😊
J'aime trop la version: Douceur et tendresse. Chapeau Shekinah
trop b...je kifff trop...ta voix,n fomb nanaovandry anleiz ten tsara e...!!!t'as assuré❤💗
aho aloha de misaotsa azy e, soa ny nanaovan'ingahy anazy na mahay prononciation na tsy manahay tsisy idiranizany refa soa de soa, point, na hira atandroy na sakalava refa tianareo de ataovy!!!
ça faisait 2 ans que j'ai entendu ce cover je la réécoute souvent aujourd'hui je vais dire bravo!!!! je suis impressionnée. c'est une très belle interprétation!!!!! mais... pk ne pas continuer??? ou c'est moi qui sais pas qu'elle a continué?
efa somary taraiky ngamba ty fa ho teneniko iany! tsara b le feo, le mélodie ku ao tsara! fa rehefa mba maka tahaka dialectn'oul zfd d mba ataovy tsara fa malaelo b zay betsileo! merci!
marina
Betsileo aho, saingy hitako tsara be @ endriny iray hafa(version Shekinah) ihany koa ilay "Agnao" an'ny Tarika Oladad.Amiko manokana dia tsy voafetran'ny hoe manaja sa tsy manaja voam-bolana ny hira.Rehefa hita hoe kanto, ary mandona (toucher) ilay hira dia efa tafita ny hafatra.Ary na io hira "Agnao" version an'ny Oladad io anie ka mifangaro @ teny merina ihany koa e: henoy tsara any @ ilay partie ohatry ny hip-hop iny , ilay miteny hoe "aiza ianao ? aiza ianao ? aiza ianao? ".Raha tena voambolana betsileo tsy vary @anana no ampiasaina dia tokony hoe: " aïa agnao? aïa agnao ? aïa agnao?
merci shek !!! trop bien ! tsara eh !
😍😘 bravo tiko lotra
Aia koa ro ahitako anao. heheh, tsara (y)
suuurrr mht e...mlay be..
mankasitraka fa tena afapo tanteraka ny sofinay e :)
Anisan'ny hira tena tiako io. Tsy tena hoe tiako ilay nanaovanao azy fa na zany aza tsara ilay feo. F ilay mélodie ao ambadika aloha mahafinaritra be e!!!!
juste magnifique ta voix miss :D
alefa shekinah
❤❤❤
rien à foutre des critiques. moi je l'adore et puis c'est tout
Tsar aki aaaaa
Tsarabe 👍
Tena tsara lo ra le feony e!!fa teo amle tonony kosa tokony mba najaina tsara le fanononana azy na oe ra sarotra b d mba navadika ho tena teny merina satria lasa tsy miova mihitsy ny tonon'ilay hira
Betsileo aho, saingy hitako tsara be @ endriny iray hafa(version Shekinah) ihany koa ilay "Agnao" an'ny Tarika Oladad.Amiko manokana dia tsy voafetran'ny hoe manaja sa tsy manaja voam-bolana ny hira.Rehefa hita hoe kanto, ary mandona (toucher) ilay hira dia efa tafita ny hafatra.Ary na io hira "Agnao" version an'ny Oladad io anie ka mifangaro @ teny merina ihany koa e: henoy tsara any @ ilay partie ohatry ny hip-hop iny , ilay miteny hoe "aiza ianao ? aiza ianao ? aiza ianao? ".Raha tena voambolana betsileo tsy vary @anana no ampiasaina dia tokony hoe: " aïa agnao? aïa agnao ? aïa agnao?
s'dapte à tout, milay eh !
Fa maninona no naka le anarana Shekinah e. Nefa iano manana personalité favy be ?
Satria zay ny anarany e :)
+Lax Rakotomalalason ary ny anao fa maninona no atao hoe "lax"? :p
milay e,tiko be n nanovan nju azy
c beau bravo
Tiko ❤
Tiku b le eo am le oe " Ka miangav aho "
tiako o 😍
Miasa saina lav'izao (hé!), mangin'irery le tsa eo agñao manigna agñao aho e! magnina an-droky aho e! (mahatsiaro agnao aho,malahelo agnao aho) tsa zarizary ny fiainako (hé!), navelanao ny foko tea!! manigna agñao aho e! manigna an-droky aho e! (miangavy agñao aho, aza ilaozanao aho!) ny adiady nandeha,nahatonga agñao ho roso e! miangavy agñao miverena, fa sasa miandry aza avela nangaigña teo aho, saika roso gegy anie aho! refrain: ié! aia ko ro ahitako agñao mangin'irery aho le tsa eo agñao (ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!) hé! aia ko ro ahitako agñao mangin'irey aho le tsa eo agñao (ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!) rap: zatra misy anao,tsy teo ianao nahatsiarotsiaro natadidy ireo zavatra natao niaraha tsika sy ianao tsisy pahalala ireny f'izaho sy ianao ihany tsy ambaratelo, tô lasa alahelo tô mila tsy ho zaka fa maranitra mandratra te hiantso mafy anao, hitady hoe aiza ianao? aiza ianao? aiza ianao??? aaaia agñaaao??? refrain: ...... nivoendrivoendry aho, sy mba nanova hafa e! n tsa nahita aho! ny foko ro naratse! agñao tiako ô! fa agñao ro tiako ô! eko mba miangavy aho! mipodiagna agñao azafady e! sasa miandry aho! mitalaho aho mba miangavy iei!! agñao tiako ô! f'agñao ro tiako ô!!! mmmm mijaly an'iaho, mararirary an'ia, fa mila ho roso gegy an'ia!! (tsa hitako ro hatao e!) manigna, fa manigna, manigna an-droky an'iaho!!! refrain (3 fois).... swing: tiako agñao!! eee tiako agñao!!! heeee ia ko hoa ro asoloko agñao eee!!! tononkira.serasera.org/hira/oladad/agao Tsiky dia ampy
Misaotsa aba tégna manja le version nao
"agnao" fa tsy "agniao", tsara ny nanaovanao azy
magnifique ta version (Y)
Betsileo aho, saingy hitako tsara be @ endriny iray hafa(version Shekinah) ihany koa ilay "Agnao" an'ny Tarika Oladad.Amiko manokana dia tsy voafetran'ny hoe manaja sa tsy manaja voam-bolana ny hira.Rehefa hita hoe kanto, ary mandona (toucher) ilay hira dia efa tafita ny hafatra.Ary na io hira "Agnao" version an'ny Oladad io anie ka mifangaro @ teny merina ihany koa e: henoy tsara any @ ilay partie ohatry ny hip-hop iny , ilay miteny hoe "aiza ianao ? aiza ianao ? aiza ianao? ".Raha tena voambolana betsileo tsy vary @anana no ampiasaina dia tokony hoe: " aïa agnao? aïa agnao ? aïa agnao?
Agnao tiàko Ooh
Jkiff trop
Bravo, Milay é (y)
za zao vo nieno fa tena tsara be .. n parfait tsisy fa moi je dis que t'assure kia ... nmpanenjika tsy maintsy misy fa tohizo
Tiako be lihe hira.Misaotsa.
waouhhhhhhhhh
Cva be le cover
tsar e .saing ref ts mahay pronotiation betsileo d mapme b.mahakamo e.marin mits l oe mhira teny anglais f n pronotiation am teny gasy.lol
namerina nihaino za fa tena tsy lasa ka! :/ ra voahaja tsara lay teny betsileo d tena tiko be ndray. ohatry ny hoe manao hira teny anglais d vakina teny gasy tsy mety! :v
Marina mihitsy zan! Mil hajain n prononciation
milay io ko nareo ko tsimahay mitsara pffff
Tsara b satria misy personnalité fa ts naka tahaka ilay original. Izay no maha artiste ny artiste. (y)
wow belle voix
Tsara le version. Saingy "Agnao" fa tsy "agniao"
" mangina irery aho le tsa eo any aho" tsy zay le parole an!! aza ovana ny parole fa lasa simba be le hira!!
+Fafah Nathalie pffff maita kiana fotsn nefa efa ita zao n atsaran feoan le olona .. la jalousie ee .. tandremooo
Tena mitombina kosa zany critique zany e!!tsy misy miteny we ratsy feo ilay sipa na ratsy ny nanaovana azy fa na COVER ary tsy tokn miova ny tononkira"Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" no izy fa tsy we "le tsa eo any aho"
tiko loatra!
❤
Mis diso ki ny tonony ah
😢💜
Mba zavatra voafehinareo anakianana olona ry zareo fa lasa ftiavana manakiana ftsn ny an sasany leleu ... ef sad ts anao no mbl mandatsaka anle olona mb ef miezaka ...Shekinah!mety kambo faz vakiana akory ny kian'ze ts tia any fa reny ntena vendrana.Fuck!!
Aza dia mampidi-kizo olona r'ise a!! tsy mitovy ny dikan'ny we AGNAO sy ny ANY AHO! "Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" no izy fa tsy we "le tsa eo ANY AHO"! critique anatsarana zavatra zany! vakio daholo ny commentaire eo fa tsy misy nanankiana ny feon'ilay sipa mintsy fa le parole!!
♥♥☺☻
aia aby n Betsileo am'zao......
tohizo e mlay
"Agnao ro tiako o.."
Tena tsara le hira
tiako
ary le zaza maro maso iny toa mboal tsy ita ato e!
mivalana be
Tsar
AGNAO fa tsy AGNIAO!!!! -_- èèèRRRR (Malagasy) fa tsy "rrrsh".
sinon, bon courage! :)
Mlay b eh
wow kanto e
manja be le vazo e, mlay be
tiko ah
tena tsara
De agnao ke!!
tena soa aky n feondry ka,mlay e
zova tlabé micharme hahahha!!!!
aouch
norm be le vazo
l interpretation ne mety e.f ts oe atao vary amnanan otrzany ko nef.ref ts vofehy l teny betsileo ts aleo novaina hira afa!
Betsileo aho, saingy hitako tsara be @ endriny iray hafa(version Shekinah) ihany koa ilay "Agnao" an'ny Tarika Oladad.Amiko manokana dia tsy voafetran'ny hoe manaja sa tsy manaja voam-bolana ny hira.Rehefa hita hoe kanto, ary mandona (toucher) ilay hira dia efa tafita ny hafatra.Ary na io hira "Agnao" version an'ny Oladad io anie ka mifangaro @ teny merina ihany koa e: henoy tsara any @ ilay partie ohatry ny hip-hop iny , ilay miteny hoe "aiza ianao ? aiza ianao ? aiza ianao? ".Raha tena voambolana betsileo tsy vary @anana no ampiasaina dia tokony hoe: " aïa agnao? aïa agnao ? aïa agnao?
tsara
M
Tiko a
+Henintsoa RAMAROJAONA raHentsa a!!!
(y)
Enjana izy zoky Tira!? :)
sava_b
satry foana hiaino ilay feo tsara e
tsy azoko ilay olona manakiana ka...ny tanjona anie dia ny mi interpeter an ilay hira aminy fombany e zay maha cover aza,sinon copie coller ndray raha hoe hitovy amilay original!!!mbola ela isika Malagasy vô hivoatra ka...Raha fanakianana dia tompo daka misy isika fa rehefa action dia 0 boribory!tohizo akia fa mankafy be ny sofinay!
mbola averiko fa tena tsara ny nanaovan'ilay SIpa an'ilay izy! fa na interpretation ary tsy tokony miova ny "sens"n'ny tononkira "Mangina irery aho le tsa eo AGNAO" io le izy fa ts hoe "le tsa eo ANY AHO"
critique mahatsara zavatra zany TOMPOKO!
formidable sad tsara feo be
zan n feo leaza!!!! Miaiky ah e! Lafatra loatr e!