Tantaran'ireo maritiora malagasy. Ilay Boky Nodorana Nefa Tsy Levona.

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 7 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 8

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 18 днів тому

    Sambatra izay nejehina taminy famarinana s'y n'y finony an Andriamanitra fa akatoha azy n'y fanjakany Lanitra, zavanisy tao amintsika io tantara io maro n'y martira maty ho any jesosy nefa mino aho fa nahazo n'y fiadanana n'y fanahinizireo, gloire a toi seigneur jésus christ Amen 🙏 🙏 🙏

  • @raharimaminjatovosoadoreea4976
    @raharimaminjatovosoadoreea4976 27 днів тому

    Misaotra tompoko nizara, tena mampihetsimpo tokoa ny zava nisy.
    Misaotra Tompo fa tsy diso anjara tamin'ny famonjenao sy ny fahasoavanao izahay 🙏

  • @AnitaRakoarisoa
    @AnitaRakoarisoa 9 місяців тому +1

    Mer6 anareo❤ 😊

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 8 місяців тому

    Efa ela be aho nitady ity tantara ity tato UTUBE zao vao hitako ANDRIAMANITRA oooo Be VONINAHITRA ry,havako ❤❤❤❤❤

  • @AnditehaRovandratovo
    @AnditehaRovandratovo 8 днів тому

    Mbola zazakely 04 taona aho no nahita ity tam 1975. Tadidiko tsara

  • @anichanirina4904
    @anichanirina4904 9 місяців тому +2

    Efa ela be niandrasako version gasy, misaotra betsaka

  • @HerimananaMichel-cz9dp
    @HerimananaMichel-cz9dp 8 місяців тому

    Mankasitraka indrindra Tompoko ô,

  • @andriamanjatobe1261
    @andriamanjatobe1261 Рік тому +1

    misotra nizara tompoko,de voninahitra ho an'Andriamanitra ireri ihan