APL Madagascar - Ny foko manome Hasina Anao
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- Ny foko manome hasina Anao, Jesoa Tompoko,
Fa ny Ranao sy ny Ainao no mitoetra amiko.
Endrey ! Ny zava-tsoa nanambinanao ahy.
Endrey ! Fa Ianao, Jesoa,
Mpanjakan'ny mpanjaka no monina amiko.
Izaho te hanao hira fankasitrahana
Hankalazana Anao
Noho ny hamamian'ny fahasambarako.
Cantique catholique malgache. CD et VCD APL VOL5
Mankasitraka anareo fa tena tsara loatra. Dera ho an'Andriamanitra Ray nanome izany talenta amin'ny feonareo tena manga izany.Dia hiroborobo hatrany anie ny fitorianareo ny Vaovao mahafaly an-kira.
💖💖🌹❤️❤️🙏Tena tsara be
Nanao antsika mpanjaka mpisoronaiKristy fihirana katlika
Tsara Be Tompoko Manintona ny tena handroso hatrany eo amin ny fiainana Kristianina
Zava dehibe tokoa ny mihaino ny hirampiderana Misaotra Manga feo Be
Misaotra tsara be ilay hira
On dirait du Hendel. Félicitations !!!
tsara ry zalleoo a!
Jesoa Tompoko,misaotra amin'ny fahasoavana omenao sy ny mbola homenao.
Tena tsara tena tsara e!
Mety tsara ny nihiranareo azy
Mankasitraka
Ny foko manome hasina anao ,Jesoa Tompoko
Hafa ihany ny katolika
Misaotra anareo fa tsara le hira fiderana ny Tompo
MISAOTRA FA NA LE FEO NA LE HIRA DE TIKO MO IO HIRA IO HIRA TIKO DRINDRA
Misaotra e