Hira mampihetsi-po ary isan’ny tena nandòna tanteraka ny foko😭😭ary manome hery ahy na dia mafy aza ny namoizanay ny zoky malalanay maty tamin’ny fomba tena nampahonena loatra, dia nanao sorona ny ainy ho fanavotana ny ankohonany lay zokinay. Misaotra anao Andriamanitra Ray Tsitoha.
efa amiko i Jesoako, Msaotra ny Tompo nanomé anareo ny feo kanto, ........... tsara ny asany, dia ho voninahitr'Andrimanitra lehibe indrindra anie ny hiranao. mankasitraka
Hira mampihetsi-po ary isan’ny tena nandòna tanteraka ny foko😭😭ary manome hery ahy na dia mafy aza ny namoizanay ny zoky malalanay maty tamin’ny fomba tena nampahonena loatra, dia nanao sorona ny ainy ho fanavotana ny ankohonany lay zokinay. Misaotra anao Andriamanitra Ray Tsitoha.
manentana ny fo sy fanahy hanantona an'Andriamanitra mihintsy ity hira ity🙏🙏Mankasitraka anareo👍👍
Misaotra ny APL Tsara Be daholo
Indreto izahay Jesoa Anjakao ho Anao manontolo ny Fonay Mandrakizay
efa amiko i Jesoako, Msaotra ny Tompo nanomé anareo ny feo kanto, ........... tsara ny asany, dia ho voninahitr'Andrimanitra lehibe indrindra anie ny hiranao. mankasitraka
Mankasitraka ny APL.le feo tena classique tsara be mints.misaotra an'i Jesosy Kristy Tompo.
Voninahitra ho an Andriamanitra. Tikoooo
Mankasitraka e , mafinaritra manome hery sy mamelombelona ny Fanahy
Miandry ny hira vao2 ndray e mirary soa
Misaotra indrindra . tena manohina ny Fanahy ny hiranareo MANKASITRAKA
voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen.
Misaotra APL,misokatra ho anareo tokoa ny varavaran'ny lanitra,tsara tohiziny ihany ny famerenana reny hira taloha reny mahafinaritra eeeeee
isaky ny mihaino ity hira ity aho dia latsaka ny ranomasoko! Tiko loatra e😢
Mankasitraka tanteraka anareo APL, tena hira fiderana mampilamindamina fanahy tokoa inty hira inty,isan'ny tena henoiko matetika
Mankasitra fa tsara be ny hira 💝💝💝
Voninahitra Ho Azy Irery Ihany Amen
Mankasitraka e
rovina nareo manao antsam-panahy mba omeo vaovao e
Tikooo lotra
Mankasitraka e❤
Mankasitraka e!
mahafinaritra ny nihiranareo azy misaotra e
Ao Antananarivo ny APL
Mankasitraka !
mankasitraka be dia be anareo APL fa tena tsara ,mampivavaka be ny hira.Tohizo atrany ary ho ampin Andriamanitra atrany anie ianareo
Mankasitraka ny aty Tamatave fa tena ianareo tokoa no tena mpihiran'ny lanitra tena katolika.
Victoire’s. Rasoamanarivo
tiko
Misaotra sy mankasitraka fa dia tena feno ny fiainam-panahy
Mankasitraka amin'ny tonony sy ny feony
ny alto hoa hafa ihany mandravaka ny choeur
Mamelombelona aina ! Misaotra
Mankasitraka zato isanjato (y) .Misaotra misaotra
mankasitraka IZY TOMPO anie homba anareo hatrany.tena isan'ny mpihira voalohany tiako indrindra taorian'ny mihobia.tohizo hatrany .ary mba tokony hiverina @coulisse on tv indray
misaotra Tompoko
izany ka hira
Tena misaotra anareo fa manone aim panahy tokoa ilay hira, tsara be le fizaran ny feo, fa chorale aiza kay io APL io azafady? misaotra,
Chorale ao am'EKAR Ste Therese de l'Enfant Jesus Isotry ny APL e
Afaka hitanao ao amin'ny FB koa
Moi j'aimerai apprendre le chorale svp
tena tsara fa dia tohizo matesa ao amin'ny tompo