Endrey ny fitiavan dehibe

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 10 лют 2025
  • Endrey ny fitiavan-dehibe
    Nomenao ry Jesoa ho ahy re
    Ny ranao latsaka ho fanavotana
    Endrey 'ty fitiavanao Jesoa
    Jesosy Tompo tia no miantso anao
    Milaza ny ota, avelao
    Ny làlanao hazava, ny aizinao hisava
    Jesosy Tompo tia no miantso anao
    O! mba hevero izao
    'lay Tompo tia Mpamonjinao
    Ny ainy natolony
    Hamonjy ny olony
    Seigneur, tu m'as aimé tel que je suis
    Tu as illuminé ma pauvre vie
    Ma route est éclairée, mon âme libérée
    Seigneur, oui tu m'as pris tel que je suis
    Jesoa, raiso ny fiainako ho anao
    Ny foko tsy madio mba sasao
    Ho lapanao soa, hamiratra tokoa
    Jesoa, raiso ny fiainako ho anao
    O! mba hevero izao
    'lay Tompo tia Mpamonjinao
    Ny ainy natolony
    Hamonjy ny olony

КОМЕНТАРІ • 35

  • @ismenenirinaramanantoandro7300

    La chanson familiale qui a bercé nos enfances 💛 petits et grands ZAFISOA la chantaient de tout coeur!!! Misaotra bebe sy ireo lehibe rehetra nitaiza anay t@ finoana sy ny fatahorana an"Andriamanitra.

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 5 місяців тому

    ❤❤❤ Amen 🙏🙏 Haleloiaaa misaotra Jesosy a fa tia anay ianao Amen 🙏💖

  • @louisemarierabearinaivo5863
    @louisemarierabearinaivo5863 6 днів тому

    Eny Jesoa💝

  • @bertinramamonjisoa7881
    @bertinramamonjisoa7881 2 роки тому +1

    Misaotra Jesosy

  • @noferanatandrinambininatdi8365

    Misaotra tompo endrehy tokoa ny fitiavanao tsitakatrin ny saina

  • @lovaniainarafanomezantsoa4023
    @lovaniainarafanomezantsoa4023 Рік тому +1

    Endrey tokoa ny fitiavan'Andriamanitra azoko ary tsy mety miova dia ny Fanahy Masina izay nomeny noho ny nandraisako an'i Jesosy ho mpanamarina ny hadisoako sy mamonjy ny fahalemeko ary miantoka ny ho aviko manontolo sy ny mandrakizay izay tsy misy afaka mandrombaka intsony na dia ny fahafatesana aza

  • @hajaraboanarijaona1772
    @hajaraboanarijaona1772 3 роки тому +2

    Mamangy amin'ny fahoriana tompoko. Miombon'alahelo aminareo rehetra. Ny Fanahy Masina anie hanome fiononana! Tsy hamela ho kamboty Izy. Mahereza indrindra.

  • @fanilofifaliana5562
    @fanilofifaliana5562 2 роки тому +1

    Endrey ny Fitiavanao Jesoa💖 Tena tsapako loatra amin'izao fiainako izao

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 3 роки тому +1

    Veloma dadatoa misaotra fampianarana fa de voatahiry misaotra n'y hira

  • @hantasoaminoarivelonandria6229
    @hantasoaminoarivelonandria6229 2 роки тому +1

    Mankasitraka tompoko ! Mba maniry handre ireo hira hafa koa.

  • @54-1-17
    @54-1-17 4 роки тому +2

    Tsara tsy mety lefy izay hira izay! Merci...

  • @andrianonyhanta9828
    @andrianonyhanta9828 9 місяців тому

    Misaotra Jesosy Tompo tsara indrindra ô fa lehibe ny fitiavanao ny mpanomponao 🙏🙏🙏

  • @mabookang498
    @mabookang498 3 роки тому +2

    Une petite pensée pour toi mon cher Dada
    #repose_en_paix
    🙏🙏🙏🙏

  • @vonymiarasoarabezandrina1075
    @vonymiarasoarabezandrina1075 3 роки тому +1

    Veloma Dadatoa tsy hiaona intsony manaiky ny fandaharanao izahay Andriamanitra ô

  • @andrianonyhanta9828
    @andrianonyhanta9828 6 років тому +3

    une des plus belles chansons que je connais

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 11 місяців тому

    Miantso anao ny Tompo 🙏

  • @Magnelatra
    @Magnelatra 12 років тому +3

    Misaotra ny zanany nampiditra ny hiran'i Buno sy Malala. Dia miandry ireo hira hafa e !

  • @razafipatrygael1235
    @razafipatrygael1235 7 років тому +2

    tsy mba lany hamamiana e! manome aim-panahy na henoina na hiraina

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +2

    Seigneur tu m'as aimée telle que je suis. N'y ranao nanavotra ahy. Miteny aminao Jeso Tompo Tia. Il a illuminé ma pauvre vie. Mon âme est libérée. Grâces lui soient rendues. :)

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 9 років тому +2

    mbola mpianatra sekoly alahady ny tena t@ io hira io nalaza,di nohirahiraina tokoa moa izany,fa tsara e! mampahatsiahy ny fahazazana

  • @livaniaina77
    @livaniaina77 4 роки тому +1

    Atsiarovana ny fazazana ,midaty album feno ra misy

  • @drcbg2011
    @drcbg2011 10 років тому +3

    Merci pour le partage. En attente du reste de l'album ;)

  • @anjatiana1189
    @anjatiana1189 6 років тому +1

    Mankasitraka nizara sady miampy tononkira.
    Tena sambatra isika manana Azy

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 9 років тому +1

    fotoana niarahana nandeha nivavaka t@ Dadabe sy Bebe,dia eo ilay hoe "mandehana mianatra sekoly alahady dia iandraso toerana izahay sao tara,eo amin'ilay fipetrahantsika iny ihany raha malalaka!",ndryyyyy,lavitra izany andro izany,tany Dago

  • @ramanankasinalala1125
    @ramanankasinalala1125 5 років тому +1

    Hira tena tiako

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 10 місяців тому

  • @fenosoaandrianaivo7155
    @fenosoaandrianaivo7155 5 років тому +1

    ny hira tena tsara iindrindra dia ity hira ity ny tononony ny feony ny kanto entiny feno loatra ny fanahy masina tena faran'izay tsara

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 9 років тому +1

    tiako loatra zany hira zany hiraina amin ny fo tena velona ery ny tena

  • @jeanninesobinson5000
    @jeanninesobinson5000 2 роки тому +1

    Endrey ny fitiavandehibe. Endrey ny hafaliako raha vao nahita ity hira ity ato @ UA-cam.Misaotra betsaka tompoko nizara. Hiran'ny fahatanorako.

  • @natachavolatianarasolonjaf4750
    @natachavolatianarasolonjaf4750 3 роки тому +1

    ❤️❤️❤️❤️🥺

  • @milinarazanakoto6652
    @milinarazanakoto6652 9 років тому +3

    Tsy lany mamy tokoa ny fiderana an-i Tompo na dia efa ela aza zany hira zany dia mbola nosafidinay mivady hiderana azy t@ fetim-piang taty ampita, ho any Tompo irery ny voninahitra noho ny fahasoavany

  • @domoinasoamamyfreddy9901
    @domoinasoamamyfreddy9901 10 років тому +2

    Tsara be daholo ny hira "Bruno et Malala" mety ho mbola hisy v ny album anio fa vidiako raha misy

    • @madanetgesc7505
      @madanetgesc7505 9 років тому +1

      domoina soa mamy freddy. Ny CD "Bruno & Malala" dia azo anontaniana ao amin'ny ""madanet@orange.mg" na koa ny "gescmail@gmail.com"

    • @domoinasoamamyfreddy9901
      @domoinasoamamyfreddy9901 9 років тому

      zay aty toamasina tompoko ,ahoana ny fomba ahitana azy io