COULISSE 27 Novembre 2016 FANGIA KALO GASY BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • COULISSE 27 Novembre 2016 FANGIA KALO GASY BY TV PLUS MADAGASCAR

КОМЕНТАРІ • 37

  • @nirilalaemilerandrianariso6611
    @nirilalaemilerandrianariso6611 7 років тому +4

    tena tara am feo sy ny fahaizan io zaza io mihira za. ny americain kalaza ireny vereziny lavitra. tokony tohanan ny fanjakana am alalan ny misinteran ny zava kanto ny manan talenta toy itony. courage fa tsar ny zavatra ataonareo sy ny feon ilay za za io. averiko ihany fa tena tara zah

  • @minoharimanga8854
    @minoharimanga8854 7 років тому +3

    Nahatsiaro ny fahazazako aho
    tsara ny hira fahiny
    misaotra an’i VOARA , ary misaotra an’i dadan’i VOARA koa
    manabe azy amin’ny hira sy ny kanto MALAGASY
    Tohizo fa tsara VOARA a 💖

  • @hasambaranadesiderataberna6750
    @hasambaranadesiderataberna6750 7 років тому +2

    Mankasitraka ny fahaizan'i Voara mampiasa talenta, tohizo retsy dia tongava amin'ny tanjona irina e.

  • @gadonabagasy8513
    @gadonabagasy8513 7 років тому +2

    mankasitraka e! asandrato hatrany ny gadona ba gasy!

  • @randriamampianinamamisoa355
    @randriamampianinamamisoa355 2 роки тому

    Tena mahay kely ndry ry Voara....mahavariana..
    Sarotra anie mihira ba-gasy e!! Nefa hainy mihitsy ilay angolan'ilay hira.,👏👏👏👍

  • @inconito2485
    @inconito2485 7 років тому +1

    Misaotra an'i Mbola Talenta amin'ny fitendrena Gitara raitra dia raitra

  • @fitambarana5087
    @fitambarana5087 7 років тому +6

    Zany ka kanto sady maneho ny maha izy azy ny tena. Ankasitrahana eee! Manana ny hoavy mamiratra ilay tovovavy kely. Mirary anareo ho tonga amin'ny sehatra ambonimbony kokoa hatrany!

  • @TheGeorgette1954
    @TheGeorgette1954 2 роки тому

    Ho ela veloma anie n'y Tarika Fainga Kalo Gasy. Mahereta Voara. Sambatra Gasikara manao anao hampadaza azy 💕

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 4 роки тому

    Mpianaka ve reo! Mafinaritra be le kanto

  • @harishue
    @harishue 4 роки тому

    Manana talenta zn

  • @kantovictorin3616
    @kantovictorin3616 7 років тому

    Thank !very good !

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 4 місяці тому

    tena tsara fa tohizo voara a. hotahian'Andriamanitra ianao hitondra avo indray ny kalo mamin'imerina

  • @gasyihany
    @gasyihany 7 років тому +1

    Efa maro ny tanora mankafia sy mandala ny kalo gasy, fa ity zazavavy kely ity tena hafa mihitsy. Tohizo fa tsara.

  • @sylvie39140
    @sylvie39140 5 років тому

    Tsara feno ianareo mianaka🙏👏👏👏👍

  • @adelinevoanginirina5344
    @adelinevoanginirina5344 7 років тому +2

    Tsara fa toizo eee mankasitra oooh!!

  • @rachelnjarasoa8500
    @rachelnjarasoa8500 7 років тому +2

    Tsara loatra ny kanto ataonareo!!

  • @nanardandrian4982
    @nanardandrian4982 7 років тому

    Makasitraka 🇲🇬

  • @namanaihany2637
    @namanaihany2637 7 років тому

    Misaotra Voara a! Zahay mbola tsy nahazo ny Kapilamangirana. Mba andefaso zahay.

  • @dtaxezra5789
    @dtaxezra5789 7 років тому

    Tsara be.... Mirary soa be d be mitsi :-)

  • @jeannotnaoja5997
    @jeannotnaoja5997 7 років тому +1

    Tsara e ! Misaotra e!

  • @mahandrytoky1959
    @mahandrytoky1959 5 років тому +1

    tsy itako izay teny ho entina milaza ny hakanton'ny zavatra ataonareo mianaka, lafatra loatra, mankasitraka e
    aza miova gadona hatr@ farany ry Voara rehefa any aoriana any, io no maha izy azy anareo.

  • @arthurandriamaherisoa2284
    @arthurandriamaherisoa2284 7 років тому +1

    Mankasitraka tompoko @ ilay kanto GASY, Tongava amin'ny tanjona izay iriana e!!

  • @fenotsizaraina9494
    @fenotsizaraina9494 7 років тому +1

    tsar loatra mirary soaa oan tarika

  • @celestinrakotovao8812
    @celestinrakotovao8812 6 років тому

    izany ka kalo gasy. Mankasitraka e

  • @RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA
    @RobertoRAJAOFETRAANDRIANAINA 3 роки тому

    Gasy ka manja e !

  • @sylvie39140
    @sylvie39140 5 років тому

    Tsara , mankasitraka Tompoko

  • @kuceraceline5577
    @kuceraceline5577 6 років тому

    tena tsara ny kanto gasy ataonareo .

  • @jessijean2823
    @jessijean2823 7 років тому

    zany ka gasy marna misaotra ee

  • @lalainasitraka9381
    @lalainasitraka9381 7 років тому

    Mankasitraka indrindra tompoko.

  • @sinasoajoma3699
    @sinasoajoma3699 7 років тому +1

    tsara zalahy tohiza fa pare zadrikely ty

  • @Divah-ez7ql
    @Divah-ez7ql 3 роки тому

    ❤❤❤👏👏👏

  • @rahelinirisoasuzanne5064
    @rahelinirisoasuzanne5064 7 років тому

    tsara makasitraka

  • @niryrahondr4571
    @niryrahondr4571 7 років тому

    hafa ian nkanto gasy mankasitra e

  • @lunsiah1
    @lunsiah1 3 роки тому

    Tsara feo be Voara!

  • @fenotsizaraina9494
    @fenotsizaraina9494 7 років тому +1

    tsar loatra mirary soaa oan tarika

  • @mahandrytoky1959
    @mahandrytoky1959 5 років тому

    tsy itako izay teny ho entina milaza ny hakanton'ny zavatra ataonareo mianaka, lafatra loatra, mankasitraka e
    aza miova gadona hatr@ farany ry Voara rehefa any aoriana any, io no maha izy azy anareo.