Zokibé Grivas - VERY HENATRA TANTERAKA IREO MPILELA-BODIN-dRAJOELINA , EFA HOLASA ADALA IZY IREO ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 10 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 11

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 25 днів тому +2

    Irô io baka Zôkibe Tsiresy, namono olo aminy Tany fihaviandrô, kay nihiagniny fokonologno tamindrô tagny, fefiky eto Ambriobe mandrava Tany ny vahoaka eto Ambariobe amizay. Tany masigny AMBARIOBE ty, hohitantsika eo izy

  • @pascalinerazanahova3616
    @pascalinerazanahova3616 Місяць тому +2

    Merci beaucoup tianay mihaino vaovao n'a tous les jours alefa fo zokyeeee

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Місяць тому +1

    Volomboasary ihaaany mahery a madagascar eeeeeeeeeeez

  • @Rossìnãh-o8r
    @Rossìnãh-o8r Місяць тому +1

    Tena mampalahelo kony è,mandravagna trano ny mahatra ,trano vahoaka jiaby mijaly😂😂😂😂😂

    • @Rossìnãh-o8r
      @Rossìnãh-o8r Місяць тому +1

      😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢

  • @perlinesarely936
    @perlinesarely936 Місяць тому +1

    Salama zokibe

  • @didierabefiringa780
    @didierabefiringa780 Місяць тому +3

    Midina sur terrain mihintsy ravatomanga, mavozo am tany ataony barofo erany Madagascar. Elaniela fa pipi kilôty eky izy ndraiky tiky. Tokony misy jery mirahina isika vahoaka, fa reo io nony fa lanieky fa isika vahoaka Mbola miraviravi tanana, fa reo io fa kely fo mitazona ireo io.

  • @FredericBosco-b7i
    @FredericBosco-b7i Місяць тому +1

    Mampalahelo kony rahato ay

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Місяць тому +1

    Magnano mbola tsara atsika jiaby Malagasy magneratany ! Zah ty mba agnisan'ny Malagasy tsy pour olo tia mandrava ny tanin'ny sasany ! Raha hitako @ ntsika Malagasy dia tokony tsy magneky ireo fanjakana mpitsara mandray kolokolo @ olo tokana milaza izy fa manam- bola ! Atsika Malagasy dia faran'izay ratsy mentalité magnerantany @ fitiavagna harena iou ! Olombelogno feno Devoly antampon- doha tsy mahay milamigny normal @ fiainagna, olo tia fanagnana iou ! Nefa ny maha- bado izireo dia tsy azon- dreo bataigny io tany io , fa vatagnan- dreo fô, no azo bataigny alatsaka halevigny @ io tany angalarin- dreo tia fanagnana ireo ! Efa olo maty saigny , ireo olo tia fanagnana ireo , fa vatagnan- dreo fô no mbola tsy maty ! Olombelogno manan- kariagna @ fahamarignana tompoko , dia milamin- tsaigny ,na dia reraka asa ho faty tsy velogno @ fitadiavagna !
    Aza hatao mahakivy ry Malagasy namagna ny miady mafy @ fiaignana , fa ny managna @ alahelon'ny sasany ,dia tsy ho voavonjy ho mandrakizay tompoko !

  • @bitrotahiry
    @bitrotahiry Місяць тому +2

    Salama Zanak'i Ninie Donia tsy heno ; matahotra ? Faty valin'ny faty zalahy